olana aram-piasana

21. Herimiafina ( 11/10/2008 15:12)
Izahay taloha voaroaka avy hatrany raha mikaoty sipa ao ampiasana; Iznay hoe ny iray tsy maintsy ajanona raha miaraka satria manjary misy conflit d'intérêt.

Isaky ny enimbolana koa dia hanaovana enquête morale, any amin'ny toerana rehetra izay hanaovana mission sao dia miarakaraka aman'olona, sns.
Voasoratra mazava ao amin'ny manuel du personnel tamin'izany io resaka fiarahana ao ampiasana io ary koa ny hoe "tsy mahazo miaraka aman'olona rehefa mandeha mission, na mitondra fianankaviana", manana droit d'appel 20mn isan'andro fotsiny izay facturer-na dia alefa any amin'ny Audit Unit Head avy teo.

Dia avy teo ny Audit Unit mandefa hiraka hanao ny controle ny finance sy ny comportements rehetra an'ilay mpiasa any amin'ny terrain, ary manao rappport amin'ny supérieur hiérrarchique direct an'ilay olona, dia évaluer-na ilay olona ka mety tsy renouvelé intsony ny contrat raha misy zavatra tsy voan-dry zareo.

Tsy d'accord intsony tamin'ireo zavatra ireo aho taty aoriana satria lasa mankaleo be ilay izy fa lasa ohatr'ireny manao polisy be senegaly mahazo baiko be ireny ilay Auditeur dia mahasosotra fa lasa manao diffamation. :^)
22. tsiambaratelo ( 16/10/2008 06:50)
Herimiafina:

:P
23. adokely ( 15/12/2008 08:48)
Manaona daolo, izaho moa dia mpikambana vaovao, za tovovavy 25ans miaraka am oul nandritran ny 8 taona zay, fa tam 2006 izy narary de lasa ts afa nietsika tsony ny tapany ambany, de za nefa ts mahafoy azy na de zany aza ny zvt maazo azy, ny olako de ny momban ny fiainanay, izy ts afaka miasa toy ny olon drehetra fa tokony izaho no tokony hiasa ho anay izany, de nefa izaho ts manana afatsy bacc iany koa, de sahiran tsaina be aho, ny problemako manokana koa manaraka izany dia izaho efa mia lehibe nefa mbola mipetraka ao am RAD fona , izahay tsy dia oe manana loatra fa azo atao oe olona sahirana izahay, feno akizikely ao an trano dia mahatsiaro menatra aho oe efa vavy lehibe nefa mbola velomina ao iany, afaka nataoko oe nanao fiainana hafa aho nefa noho ny fitiavako azy sy nohon ny fifankatiavana sy ny fiainana efa nolalovanay dia nanapakevitra aho ny hanoy iaraka aminy. Ka isika moa samy malagasy toy ny mpihavana iany dia mba mangataka sosokevitra aminareo aho oe inona no tokony ho ataoko, efa nieritreritra iany aho fa za miasa no itako sisa vaha olako, am zay za mba afaka mitokana irery mahavita ny tenako, ra mba misy asa afaka ataoko any aminareo, efa mitady iany aho fa otran ts mety mahita mintsy, de misaotra mialoha amin ny fanampiana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1522