fitiavan'Andriamanitra

1. roli ( 29/09/2008 08:39)
Bold text :lol: :-$ :-w (l)
Tsy manome tsiny anareo aho fa ny tena marina dia izao ny olon-drehetra dia samy tian'ANDRIAMANITRA avokoa satria zanany isika ary izy dia rain-tsika ,na mpivavaka na ny olon-drehetra, aoka tsy atao hoe olon'izao tontoloizao satria voarin'ANDRIAMANITRA avokoa isika rehetra,raha hoe ho an'i mpivavaka izany ,tsia! fa-ho an'i olona rehetra ny FITIAVAN'ANDRIAMANITRA
2. ni81 ( 29/09/2008 08:42)
Marina tsy misy ho kianina fa misaotra
3. fahamarinana ( 29/09/2008 08:44)
:arrow: rehefa mamaly roli dia ao amin'ilay dinika "fitiavan'Andriamanitra "efa nampidirinao ihany no ampidiro fa lasa miparitaka dia tsy hay intsony izay valiana.Na koa aza ao amin'ny dinika fivavahana sy finoana fa efa natokana ho an'izay ao.Jerijereo ireo pejy ao ireo... :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3265