Passage zebré (azafady fa tsy haiko ny dikany am teny gasy)

1. ari.malala ( 26/09/2008 13:04)
Miarahaba

Hono hoa, reny passage zebré reny nga moa tsy voatokana hiampitàn'ny mpandeha tongotra? izanyhoe refa hitan'ny mpamily fa vonona hiampita ny mpandeha tongotra d tokony mampiadana ny diany izy fa tsy vao maika koa handeha mafy toy ny manenjika? na mijanona mintsy aza manome lalana e? sa diso za? tsy haiko na tsy fahalalana fa fanahiniana fa misy d miklaksonina mintsy nefa d eny am passage zebré ny tena no mandeha... tsy hoe mandeha miadana nefa amizany an fa d voan'ny pimp pimp ery hihih d gaga hoe nga ary moa tsy voatokana hiampitan'ny mpandeha tongotra ireny faritra ireny?
2. ni81 ( 26/09/2008 13:17)

Tena marina mihitsy io ary mitovy @ passage clouté sy ny jiro maitso kely misy sary olona.
3. ari.malala ( 26/09/2008 14:23)
dia mba mahavariana ny toetran'ny saofera aty ami'ny tanàna raha izany ko! misy aza enao efa hiampita tsy miraaraha akory izy fa vao maika maneha iany...
4. xxx ( 26/09/2008 14:33)
na eto am serasera aza misy tsy miraharaha ka :-D :-D
5. ari.malala ( 26/09/2008 15:01)
lasa obsession an'i xxx koa angaha ny manaraboud an'i ari.malala? raha tena tsy miraharaha enao d aza manarakaraka ana fa tsilaiko akory! ary raha tena olona lahy na vavy misehoa tao fa az kerisay miafinafina! tsy miresaka am fantom ny aty
6. xxx ( 26/09/2008 15:09)
ka i miss you ela be izay :-D :-D :-D
7. ikaretsaka ( 27/09/2008 02:46)
ari.malala:

dia mba mahavariana ny toetran'ny saofera aty ami'ny tanàna raha izany ko! misy aza enao efa hiampita tsy miraaraha akory izy fa vao maika maneha iany...

vokatr'ilay lalana goragora io ko....
ataovy tratra aty iznay fa mandry ny dolaka dimampolo kle
8. xxx ( 27/09/2008 04:39)
ny saofera tsy manaja mpandeha antongotra ny mpandeha antongotra tsy manaja ny lalana tokony hiampitàna dia izay ny olana goavana antanàna ka hany misy ny accident dia maty maty otran'ny akoho voahitsaka eny .
9. diamondra27 ( 27/09/2008 10:36)
ari.malala: le izy zany zao e

ny passage cloute aloha de natokana ho an'ny mpandeha tongotra iampitany , tsipika fotsy horizontale izy io, ok

de ny atao we zebre ndray de itandry le tsipika fotsy ireny ihany fa diagonale manakaiky ny deviation no tena misy azy, dia iny tena interdit ny hijanonan'ny fiara amin'iny ary tokony tsy handalo amin'iny koa aza izy fa avant an'io izy no mifindra ra te hifindra lalana , jereo fa misy ligne continue le izy fa tsy ligne discontinue

donc tokony mamela olona mandeha foana izany ny sofera refa miampita ny mpande tongotra
10. diamondra27 ( 27/09/2008 10:45)
de ny atao we zebre ndray de itandry le tsipika fotsy ireny ihany fa diagonale manakaiky ny deviation no tena misy azy, dia iny tena interdit ny hijanonan'ny fiara amin'iny ary tokony tsy handalo amin'iny koa aza izy fa avant an'io izy no mifindra ra te hifindra lalana , jereo fa misy ligne continue le izy fa tsy ligne discontinue

zebra no tena ilazana azy
11. Herimiafina ( 27/09/2008 14:28)
ari.malala:

Miarahaba

Hono hoa, reny passage zebré reny nga moa tsy voatokana hiampitàn'ny mpandeha tongotra? izanyhoe refa hitan'ny mpamily fa vonona hiampita ny mpandeha tongotra d tokony mampiadana ny diany izy fa tsy vao maika koa handeha mafy toy ny manenjika? na mijanona mintsy aza manome lalana e? sa diso za? tsy haiko na tsy fahalalana fa fanahiniana fa misy d miklaksonina mintsy nefa d eny am passage zebré ny tena no mandeha... tsy hoe mandeha miadana nefa amizany an fa d voan'ny pimp pimp ery hihih d gaga hoe nga ary moa tsy voatokana hiampitan'ny mpandeha tongotra ireny faritra ireny?

Na aty amin'ny misy anay aza dia toy izany koa, rehefa tsy misy fiara-na polisy manao patrouille eo amin'ny manodidididina eo. Na ny polisy koa aza moa indraindray manitsaka mafy knou.
Ny olana dia misy passage zebré soa amantsara, saingy ny masony variana amin'ilay sampanana ery aloha dia tsy hitany ilay marquage au sol. Tsy fahitana izany ilay izy e.
Nisy fotoana indray nasiana signalisation horizintale (panel) milaza hoe fiampitan'ny olona eto, tandrifin'ilay passage zebré, kanefa tsy tsikaritry ny mpamily mihintsy izany.
Ny fiainana amin'izao fotoana sy ny rush mihintsy no mahatonga ny olona maimaika lava ary tsy mahita an'irney intsony. :^)
12. tsiambaratelo ( 01/10/2008 12:22)
Herimiafina:
ari.malala:
Miarahaba Hono hoa, reny passage zebré reny nga moa tsy voatokana hiampitàn\'ny mpandeha tongotra? izanyhoe refa hitan\'ny mpamily fa vonona hiampita ny mpandeha tongotra d tokony mampiadana ny diany izy fa tsy vao maika koa handeha mafy toy ny manenjika? na mijanona mintsy aza manome lalana e? sa diso za? tsy haiko na tsy fahalalana fa fanahiniana fa misy d miklaksonina mintsy nefa d eny am passage zebré ny tena no mandeha... tsy hoe mandeha miadana nefa amizany an fa d voan\'ny pimp pimp ery hihih d gaga hoe nga ary moa tsy voatokana hiampitan\'ny mpandeha tongotra ireny faritra ireny?
Na aty amin\'ny misy anay aza dia toy izany koa, rehefa tsy misy fiara-na polisy manao patrouille eo amin\'ny manodidididina eo. Na ny polisy koa aza moa indraindray manitsaka mafy knou. Ny olana dia misy passage zebré soa amantsara, saingy ny masony variana amin\'ilay sampanana ery aloha dia tsy hitany ilay marquage au sol. Tsy fahitana izany ilay izy e. Nisy fotoana indray nasiana signalisation horizintale (panel) milaza hoe fiampitan\'ny olona eto, tandrifin\'ilay passage zebré, kanefa tsy tsikaritry ny mpamily mihintsy izany. Ny fiainana amin\'izao fotoana sy ny rush mihintsy no mahatonga ny olona maimaika lava ary tsy mahita an\'irney intsony. :^)
Ny aty aminay ndray mijanona ny fiara kah.Ary tsy misy mimpimp pim.Efa misy camera de surveillance,ka raha vao mandroso eo,tonga de clik.Voaantso any @Police mando dolara dolara,ny fisavana ny papiers mantolo manginy fotsiny:-D:-D:-D
13. Herimiafina ( 04/10/2008 15:07)
Izaho indray mandeha izay efa saika voahitsakin'ny tomobil polisy tamina passage zebré, sady nandeha koa ny jiro fiampitan'ny mpandeha an-tongotra, dia niampita soa amantsara kay ity polisy mandefa jiro mena manga no sady maneno efa 1m miala amiko vao hitako satria koa ny sofiko mitampina Ipod.
Dangereux ireny Ipod ireny rankizy fa avelao! :-D
14. tywa68 ( 07/10/2008 13:43)
Herimiafina : ny maso sisa no nivotirika fa ny sofina IPODés :-D :-D tandremo marina, fa impiry aho no mahita fa be ny tsy manaja ny mpandeha na efa maintso aza ny an'olona mbola misy mirifatra ihany :lol:
15. sakaizakely ( 07/10/2008 16:24)
za ndrai² te hivimbina atody na votabia lo itorahako an reny oul reny

:^) :^) :^)
16. tsiambaratelo ( 08/10/2008 11:22)
Herimiafina:

Izaho indray mandeha izay efa saika voahitsakin'ny tomobil polisy tamina passage zebré, sady nandeha koa ny jiro fiampitan'ny mpandeha an-tongotra, dia niampita soa amantsara kay ity polisy mandefa jiro mena manga no sady maneno efa 1m miala amiko vao hitako satria koa ny sofiko mitampina Ipod.
Dangereux ireny Ipod ireny rankizy fa avelao! :-D

Arabaina zany tsy maty fo ama na aina,hi hi hi.Mila mailo kou ny sofina fa mety hisy Ambulance tampoka mitondra marary!Tonga de voafaoka any!:D
17. tsiambaratelo ( 08/10/2008 11:22)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0832