Efa vonona ve isika?
1. kidoropamba
(
25/09/2008 11:05)
Tsara hapetraka ihany mantsy io fanontaniana io indrindra hoant-tsika izay mbola TIM amin'izao.
Vonona ve isika raha toa ka midaboka tampoka eo ity fitondran-tsika ity? Efa vita ve ny taratasy vazA? efa nahazo koresy ve andeha any ivelany? Efa maromaro ve ny vola voahangona any @ banky hisedrAna ny andro sarotra? Efa mipetraka tsara va ilay aliansy miaraka amin'ireo mpanohitra izay mety ho tonga eo? Mbola manana fAsana ilevenana ve sa efa lasan'i sheritt sy Total ary QMM ny tany rehetra?
Apetraho tsara ireto fanontaniana ireto fa toa efa tsy voatazon'i filoha hajaina intsony ny voLAN ka mety hitsoraka an'i ankady ny lamasinina.
Izaho manokana aloha dia mety hitilina ato kaomôro, satria ao no mba moramora. Ny pasipaoro efa vita.
Ra...valomanana 8O 8O 8O

novalian'i kidoropamba ny 02/10/2008 07:58
2. notron
(
25/09/2008 14:04)
Za ndray kalongany de tsy hiala eto @tanàna zany na de hinambary tsisy lôka aza e!
Takinay any @ zay nangalatra ny volanay ny anay ary tsy amelanay raha tsy manisy ambony apanga.
Izahay mihinana voamahatsiaro ka mahatadidy tsara izay efa nolazaina taminay fa tsy hoe nitelina voamanadino akory. Ary tsy misy zazakely eto ka ho safosafoina dia mety ho rendriky ny torimaso.
Ndao ange fa ho hitantsika eo e!

4. kidoropamba
(
25/09/2008 15:31)
Aza mamaly faty hoy ny baiboly. Mifankatiava ihany hoy izy. Ny ahy dia tsotra: Mitsaoka ny bandy any kamaoro fa mety ho ratsy ny raharaha. Aleo arahina ny paikan'i patou tiramiwAy e.
Ra...valomanana 8O 8O 8O
Ra...valomanana 8O 8O 8O
5. kidoropamba
(
25/09/2008 15:33)
karavasy:
Iza no vonona hangarombod hiaraka amin'i kidoropomba? =)) =)) =))
Ouay! moramora ho ty vava mba asio fanajAna fa teny ratsinareo io tsy hitondra anareo any MaozoLE.
Ny hany hatahorako sao dia ny vahoaka no hangarombodin'ireo izay mpitondra satria heveriny fa any no nanafenany ny volam-bahoaka.
Ra...Valomanana 8O 8O 8O
6. karavasy
(
25/09/2008 15:34)
Hovay ny sary fa manao fahateran'ALIKA. Antitra vao romotra =)) =)) =))
7. kidoropamba
(
25/09/2008 15:40)
Sariko io ka sariko ihany ka tsy misy hanova an'io. Ary moramora ty vava manompa ny be antitra fa fahendrena no dikan'ireo volofotsy ireo.
Isaory ny avo fa tsy aty dago enao io fa raha tsy izany dia efa tao anisan'ireny kil an'ireto dahalo manafika tanAna isaky ny alina ireny enao. tssss!!!!Ravalomanana marina mafy!
Ra..valomanana 8O 8O 8O 8O 8O

8. karavasy
(
26/09/2008 12:48)
Ary aiza le sary misarondoha sy lay ray ary fa toa tsy mitovy e ? Tsy misy vonona ny hiaraka amin'adala =)) =)) =))
9. kidoropamba
(
26/09/2008 17:35)
Samy olona amina bôgôditE-any. Ianao no mahita fa tsy mitovy ireo sary ireo kanefa mitovy dolidôly io. Ny voalohany dia izaho nanao vorondamba. dia nisy nanompa teto. Nesorika dia nataoko ilay sary izaho mitsiky mahafinaritra be iny. Nisy namely indray. Napetrako teto ny sariko t@ izao tany mojanga. Toa maizimaizina ka tsy dia hita loatra ny bôgôsitE-ko. Dia io ny sariko manao ramadany (izao tsy silamo fa indray indray raha ratsy ny fiainanana dia manao ramadany ihany).
Aza ny bika loatra no jerena fa ny atsaram-panahy ao anatin'ny loha.
Ianao irery no adala eto.
Any kaomoro isika mifankahita raha mbola velona ianao amin'izany fihovam-pitondrAna izany.
Ra...valomanana 8O 8O 8O 8O

10. Simpona
(
30/09/2008 10:19)
Aiza ny mpandrindra ny serasera fa tsy natao hifampitenenandratsy sy hifanopana ato ô :arrow:
11. nanas
(
30/09/2008 16:55)
Mikasika ilay resaka orin asa fanamboarana sakafom-biby hatsangana atsy ho atsy indray ity: tsy misy tahotra sy henatra intsony ve le8 sa maty eritreritra ry reto a? Iza no tokony ho prioritaire ny biby sa ny olona. Ny tena tsy reviko dia ilay tany mba nambolen olona hivelomany nototofana fa hoe an ny fanjakana hono. Fa rehefa any fanjakana zany dia azon ny fanjakana anaovana azy @ zay tiany? mazava hoazy misy vola miditra any ampaosiny matoa mahamaika azy. zany ilay hoe tsy mijery ny tombon-tsoan ny vahoaka madinika fa ny tombontsoa hoan ny tenany ihany. Tena olona dondrona fohy fisainana tsy mahatakatra lavitra marina ny anareo ra-kidoro.
12. kidoropamba
(
02/10/2008 07:58)
Nitsangana ilay "maison MAP" ao Iavoloha. hin!hi,!hin!hin!hin!
Mivonona ireo izay hitondra eo raha mitsaoka any ivelany ny filoha Ravalomanana fa tena "birOkanty" mihitsy angamba ao Iavoloha ao marina e. ny "vitrine ao", ny "Institue leadeship ao", ilay "foundation Ravalomanana" ao, io indray ilay "maison MAP".
Adidiko ny mamerina eto ho antsika TIM ny fiomanana dieny izao fa mety tsy ahazaka antsika rehetra akory ity "airy forsy Ouany" ity raha vao raikitra ny hazalambo. Ka ndao hanamboatra lakana na sambo kely hitsoahantsika any KaomAoro, ka amboary dieny izao ny pasipaoro.