Izy hono no solony e

1. ni81 ( 18/09/2008 09:26)
Tafaresaka ireo olona anankiroa indray hariva (lahy sy vavy). Toy izao no resaka:
L: zà oa tena gaga mihitsy fa nisy mompera tonga nisakafo tao aminay dia tena mamo tampina izy roalahy.
V: Fa ahoana?
L: Aiza ve ka manao gok'omby mihitsy ry lerony misotro divay teo @ sakafo. Tena tsy tokony hampikôfesy mihitsy fa zà no tokony hampikôfesy azy.
V: ha ha ha
L: Zà no tena tokony hampikôfesy azy ireo e! Aleo mihitsy zà hanangana fiangonana vaovao, fa tsy môpera 'zà fa katolika ihany io anefa an! dia ahoana moa anefa izany! tsy hisy PAPE?
V: sssssss, raha manahirana re dia zà atao MAMA fa ianao koa! :lol:
2. neo83 ( 18/09/2008 09:34)
Ni81 ô ! tairo za anao pape d enao no mama zany, d reefa tafa tsika d miaraka manao litania sns ! toudé fenotsika ny fengonana, hi hi hi. Amen !
3. ni81 ( 18/09/2008 09:40)
Ni81 ô ! tairo za anao pape d enao no mama zany, d reefa tafa tsika d miaraka manao litania sns ! toudé fenotsika ny fengonana, hi hi hi. Amen !
=)) =)) =)) =)) Tsy mety izany ry zanako! :-D
4. neo83 ( 18/09/2008 09:56)
:( :( :(
5. rapala ( 22/09/2008 14:51)
ni81: :-D :-D :-D :-D
neo83: ntso, diso fanantenana nga? :lol:
6. ni81 ( 22/09/2008 16:20)
ni81:
neo83: ntso, diso fanantenana nga?
=)) =))
7. rapala ( 23/09/2008 13:07)
neo83:

Ni81 ô ! tairo za anao pape d enao no mama zany, d reefa tafa tsika d miaraka manao litania sns ! toudé fenotsika ny fengonana, hi hi hi. Amen !

fa maninona enao no tsy mety manao mama kosa e :wink: :°) :-P
8. ni81 ( 23/09/2008 13:26)
fa maninona enao no tsy mety manao mama kosa e
zà efa mama hafa dia tsy mety intsony! :lol: :lol:
9. tsiambaratelo ( 23/09/2008 14:39)
ni81:

Tafaresaka ireo olona anankiroa indray hariva (lahy sy vavy). Toy izao no resaka:
L: zà oa tena gaga mihitsy fa nisy mompera tonga nisakafo tao aminay dia tena mamo tampina izy roalahy.
V: Fa ahoana?
L: Aiza ve ka manao gok'omby mihitsy ry lerony misotro divay teo @ sakafo. Tena tsy tokony hampikôfesy mihitsy fa zà no tokony hampikôfesy azy.
V: ha ha ha
L: Zà no tena tokony hampikôfesy azy ireo e! Aleo mihitsy zà hanangana fiangonana vaovao, fa tsy môpera 'zà fa katolika ihany io anefa an! dia ahoana moa anefa izany! tsy hisy PAPE?
V: sssssss, raha manahirana re dia zà atao MAMA fa ianao koa! :lol:



10. rapala ( 23/09/2008 16:48)
ni81: izay aloha e,enao efa mama hafa d tsy mety intsony tokoa ô :wink:
11. fitiatantely ( 03/12/2008 12:23)
any @ pasitera ndray mikofesy e! samy mpitondra fiangonana,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1576