Raha tsy izany ianao nanao SOLOMASO

1. Bita ( 15/09/2008 12:48)
Nandeha hanao miaramila ireto 2 lahy ireto. Tonga tany @ lieuntnant sa Kapiteny. asa na inona no mampanao fanontaniana any. Niditra aloha ny iray dia hoy ilay mpanontany: Tonony ireo Alfabet eo @ tabilao ireo: A - C - Z---------
Mahay mamaky teny tsara ingahy.
Inona zavatra tsy ampy amiko? hoy ilay Kapiteny (Nataony fananiana ny tsy naha ampy bouton teo @ sorony...)
Ny sofinao hoy ilay bandy kely nilatsaka miaramila fa tena tsy nisy sofina iray tokoa ilay Kapiteny.
Allez mivoaka hoy ilay Kapiteny, tena mpaniratsira olona ialahy .....
Rehefa nivoaka ilay bandy kely dia nifampiresaka t@ ny namany izy ary hoy ilay vao nivoaka. Raha manontany an'ialahy izy hoe inona no tsy ampy amiko: aza miteny hoe ny sofiny fa tsy voaray ialahy......) Eny ary hoy ilay bandikely faha2.
Rehefa niditra izy dia nanao test toy ilay teo aloha ilay kapiteny. Rehefa tonga t@ ilay fanontaniana tokoa ary ilay Bandikely hoe INONA NO TSY AMPY AMIKO? hoy ilay kapiteny: dia hoy izy hoe: manao contact l'oeil (linsel) ianao Kapiteny. Taitra ilay Kapiteny satria tsy izay no nandrasany ho valiny. Dia hoy izy nanontany: Ahoana no nahafataranao izany. Raha nanan-tsofina 2 ianao mety ho nanao solomaso........ (Aza roasina izy ry Kapiteny a!) :^) :^) :^)
2. sff ( 16/09/2008 07:47)
=)) =)) =)) =))
3. nathie86 ( 16/09/2008 11:10)
antsay kosa
4. tsiambaratelo ( 23/09/2008 14:29)
Bita:
Nandeha hanao miaramila ireto 2 lahy ireto. Tonga tany @ lieuntnant sa Kapiteny. asa na inona no mampanao fanontaniana any. Niditra aloha ny iray dia hoy ilay mpanontany: Tonony ireo Alfabet eo @ tabilao ireo: A - C - Z--------- Mahay mamaky teny tsara ingahy. Inona zavatra tsy ampy amiko? hoy ilay Kapiteny (Nataony fananiana ny tsy naha ampy bouton teo @ sorony...) Ny sofinao hoy ilay bandy kely nilatsaka miaramila fa tena tsy nisy sofina iray tokoa ilay Kapiteny. Allez mivoaka hoy ilay Kapiteny, tena mpaniratsira olona ialahy ..... Rehefa nivoaka ilay bandy kely dia nifampiresaka t@ ny namany izy ary hoy ilay vao nivoaka. Raha manontany an\'ialahy izy hoe inona no tsy ampy amiko: aza miteny hoe ny sofiny fa tsy voaray ialahy......) Eny ary hoy ilay bandikely faha2. Rehefa niditra izy dia nanao test toy ilay teo aloha ilay kapiteny. Rehefa tonga t@ ilay fanontaniana tokoa ary ilay Bandikely hoe INONA NO TSY AMPY AMIKO? hoy ilay kapiteny: dia hoy izy hoe: manao contact l\'oeil (linsel) ianao Kapiteny. Taitra ilay Kapiteny satria tsy izay no nandrasany ho valiny. Dia hoy izy nanontany: Ahoana no nahafataranao izany. Raha nanan-tsofina 2 ianao mety ho nanao solomaso........ (Aza roasina izy ry Kapiteny a!) :^) :^) :^)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
5. tsiambaratelo ( 23/09/2008 14:31)
De tsisy lany zany ry zalahy kou:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1267