dikan'ny nofy
1. xxx
(
14/09/2008 11:20)
lasa be ny eritreritro fa nanonofy ny ex-ko indray za omaly, sao mba misy mahafantatra ny antony
za vevavy an ! de nisy olona 3 lahy nanafika ahy hono samy nanana antsy ngedabe izy 3, fa voasambotro ny antsin'ilay iray dia najedako ny 2 lahy. (Izaho dia mpanao art martial taloha). Za efa nanomboka vizana ary saika matin'ilay faha3 dia tamy ilay ex-ko nanavotra ahy.
Dia lasa nody hono izahay 2, izaho izany tena tsy alezy be oe fa maninona no ito no miaraka amiko nefa tsy tiako akory. Fantako fa tsy normal ny situasion, fa tsy aiko mazava ny antony.
Fa nony hoe anao bisous an'ilay kofa de tena tsy any mihintsy ary tena latsadranomaso de eo za no taitra mifokofoko be, de zay vo tonga saina oe ity akaikiko ity no tena vadiko ary izao no fiainana reelle fa tsy ilay nofy
Matetimpiverina io nofy io, ary tsy ao anatiny faona ilay vadiko, nefa zako tena tarabe aminy
Ilay exko nisarahako taloha satria tsy tiako intsony, tsy nisy ady sy fifandirana taminay ary nanaja ahy tsara izy. Fa zaho no nitady izay hampidobodoboka ny foko satria tahaka ny monotone be ny fiainanay tamin'izany de leo an'iny zaho.
Ranomaso be ny anay tamin'ny nisaraka, indrindra fa izy nilaozako; dia toy ny manenjika ahy ilay ranomasony fahiny iny. Mbola mifampiresaka izahay ankehitriny rehefa mifanena, ataoko hoe isantaona raha misy, tsy misy kalaokalao, tsy misy eritreridratsy, samy manambady izahay ary samy tojo ny sahaza ka tsy manenina ny lasa intsony
Saingy ilay nofy miverimberina mahalasa saina ahy ihany
Sao mba misy mahay interpretasion ny nofy eto :lol:
dia misaotra mialoha e :-*

novalian'i tsiambaratelo ny 24/09/2008 14:00
2. Noue
(
14/09/2008 11:56)
sao dia mbola tsy vita tanteraka ny (deuil) ? na dia efa manambady avokoa aza ianareo ?
mety ilay fitiavana taloha ko mety ohatra hoe tena nafana be saingy tsy maintsy nisaraka ?
amiko aloha dia ny nofy tsy dia misy dikany eee ! indrindra fa raha resaka ex izany no miseho @ nofiko. :^) :^) :^)
(mety ho diso aho fa izay no mba fiheverako azy)

3. arialy
(
15/09/2008 11:32)
ny zavatra eritreretin'ny saina matetika no lasa nofy!!
mety mbola misy zavatra tsy adinonao angamba amin'ny ilay ex !?!na izy koa no mieritreritra ny lasanareo !?!
za aloha tsy dia minomino foana fa refa misy zavatra eritreretiko be dia lasa nofiko e, fa tsy mbola nanonofy ex aloha e :lol: :lol:
aza asiana eritreritra ny efa lasa e, indrindra fa ny tsy nety fa adinoy adinoy!!

4. nathie86
(
15/09/2008 12:15)
Za ko indraindray d manofy zavtra hafahafa ary tsy tokony hitranga fa miombokevitra @ Arialy oe ny eritreritra no lasa nofy.
Mety mieritreritra enao oe ra izy izao no eto akaikiko @ zao fa tsy ito iray ito d aôna.

5. diamondra27
(
15/09/2008 12:55)
aza mitady lavitra fa ireto lazainao ireto ihany no mahatonga ny nofinao
nefa zako tena tarabe aminy
Ilay exko nisarahako taloha satria tsy tiako intsony, tsy nisy ady sy fifandirana taminay ary nanaja ahy tsara izy. Fa zaho no nitady izay hampidobodoboka ny foko satria tahaka ny monotone be ny fiainanay tamin'izany de leo an'iny zaho.
Ranomaso be ny anay tamin'ny nisaraka, indrindra fa izy nilaozako; dia toy ny manenjika ahy ilay ranomasony fahiny iny. Mbola mifampiresaka izahay ankehitriny rehefa mifanena, ataoko hoe isantaona raha misy, tsy misy kalaokalao, tsy misy eritreridratsy, samy manambady izahay ary samy tojo ny sahaza ka tsy manenina ny lasa intsony
ny subconscience-nao no mbola miasa aminao ka lasa nofy.

6. fahamarinana
(
15/09/2008 13:25)
:arrow: HS kely ,tsy hanahirana ve izany hanonofy ex zany ka voatonona mbanin'ny anarany ??...na hoe nofy aza!! (l)
7. Noue
(
15/09/2008 15:58)
fahamarinana:raha henon'ilay vady no tena ho henjana
:arrow: HS kely ,tsy hanahirana ve izany hanonofy ex zany ka voatonona mbanin'ny anarany ??...na hoe nofy aza!! (l)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
8. tsiambaratelo
(
16/09/2008 04:25)
xxx:Andramo hasao hoany aminareo mivady izy hiara-hitafa aminareo.De amzay mety hanomboka ho tanteraka le nofy,satry ho saro-piaro mangina ny vadinao de haniraka bandy,hanafika anao sy ny ex-nao.Dia mazava hoazy fa hiaro anao le ex.Tsy hitanao ao ny vadinao @zay satry izy no mpilalao fototra hotry reny @ film ireny.Mety we fampitandremana le nofy ndrindra fa wé miverimberina :D
lasa be ny eritreritro fa nanonofy ny ex-ko indray za omaly, sao mba misy mahafantatra ny antony za vevavy an ! de nisy olona 3 lahy nanafika ahy hono samy nanana antsy ngedabe izy 3, fa voasambotro ny antsin\'ilay iray dia najedako ny 2 lahy. (Izaho dia mpanao art martial taloha). Za efa nanomboka vizana ary saika matin\'ilay faha3 dia tamy ilay ex-ko nanavotra ahy. Dia lasa nody hono izahay 2, izaho izany tena tsy alezy be oe fa maninona no ito no miaraka amiko nefa tsy tiako akory. Fantako fa tsy normal ny situasion, fa tsy aiko mazava ny antony. Fa nony hoe anao bisous an\'ilay kofa de tena tsy any mihintsy ary tena latsadranomaso de eo za no taitra mifokofoko be, de zay vo tonga saina oe ity akaikiko ity no tena vadiko ary izao no fiainana reelle fa tsy ilay nofy Matetimpiverina io nofy io, ary tsy ao anatiny faona ilay vadiko, nefa zako tena tarabe aminy Ilay exko nisarahako taloha satria tsy tiako intsony, tsy nisy ady sy fifandirana taminay ary nanaja ahy tsara izy. Fa zaho no nitady izay hampidobodoboka ny foko satria tahaka ny monotone be ny fiainanay tamin\'izany de leo an\'iny zaho. Ranomaso be ny anay tamin\'ny nisaraka, indrindra fa izy nilaozako; dia toy ny manenjika ahy ilay ranomasony fahiny iny. Mbola mifampiresaka izahay ankehitriny rehefa mifanena, ataoko hoe isantaona raha misy, tsy misy kalaokalao, tsy misy eritreridratsy, samy manambady izahay ary samy tojo ny sahaza ka tsy manenina ny lasa intsony Saingy ilay nofy miverimberina mahalasa saina ahy ihany Sao mba misy mahay interpretasion ny nofy eto :lol: dia misaotra mialoha e :-*
9. nathie86
(
16/09/2008 10:33)
tsiambaratelo:
Andramo hasao hoany aminareo mivady izy hiara-hitafa aminareo.De amzay mety hanomboka ho tanteraka le nofy,satry ho saro-piaro mangina ny vadinao de haniraka bandy,hanafika anao sy ny ex-nao.Dia mazava hoazy fa hiaro anao le ex.Tsy hitanao ao ny vadinao @zay satry izy no mpilalao fototra hotry reny @ film ireny.Mety we fampitandremana le nofy ndrindra fa wé miverimberina :D
aza mampe an
:lol: :lol: :lol:
11. stanyh
(
17/09/2008 10:07)
mety fafnaretana o anao mits ngamba le manofy an le ex!miertrtr ny lasa fona enao d lasa nofy,marn lou zany e!ny lasa ts fanadino,tandremo fotsn lasa ny anarany ndray no voatonona! : :lol: :lol:
12. xxx
(
17/09/2008 10:10)
misaotra betsaka @ famaliana e
ny fanontaniako moa zany de hoe nahoana no tsy hitako isaky zay manonofy \"ratsy\" ny vadiko. Hafa be mantsy ny fiainako anaty nofy, ary tsy alaise faona aho fa fantatro fa tsy normaly ny situasion, fa misy zavatra tsy ampy mi manquer ahy, dia ny vadiko, dia malahelo lava aho anatin\'ny nofy
Ny vadiko anefa dia tena tiako, ny antony tsotra dia izaho no nisafidy azy. Ny sipako taloha rehetra dia safidin\'ny RAD ko daholo. Ry zareo no nanome alalana sy torohevitra ka nifidy ny lhl niarahako, ohatra zanak\'olona fantany ka azony antoka. Zay nifanaraka t@ fihevitrizireo ihany no navelany ataoko, fa tsy mba nanana ny safidiko manokana aho.
Ka io exko io dia ny RADko koa no nanao izay iarahanay, nefa tsy amin\'izay tena nitiavako azy izy. Fa naleoko nisaraka taminy satria tsy honety taminy aho raha resaka sentiment no jerena, satria izy tsy tiako, na dia hoe nilamina tsara aza ny tokantranonay
Ny vadiko indray dia tena nosafidiako tanaty ny maro ary tena tiako tokoa, mifanohitra be amin\'ireo sipako taloha ny style-ny zay tena @ itiavako azy e ! Tsy nankasitraka ny RAD ny niarahanay satria tsy mifanaraka @ vinanto niriandry zareo ho ahy izy, nefa rehefa hitany fa mifanaraka tsara izahay dia nilefitra izy ireo.
Izay no tantarako ka ilazako oe tsy misy fitiavana an\'ilay ex intsony amiko satria raha ny marina dia tsy tena tiako izy fa te hanao plaizir ny RADko no tena niarahako taminy taloha
Fa nefa miverina matetika anaty ny nofiko izy. Nahoana ?
Ary nahoana ilay tena tiako tsy hitako anaty nofy ?

14. Noue
(
17/09/2008 11:38)
Ary nahoana ilay tena tiako tsy hitako anaty nofy ?ka izy mampiadana anao ve dia ho hitanao @ nofinao tahaka ny fanofisanao ireo sipanao taloha izay azo lazaina hoe noterena? :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
16. Noue
(
17/09/2008 17:44)
raha mahay mamaly eeee :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) dia mba lazao izay hevitrao eeeee :^) :^) :^) :^) :^) :^)
18. tsiambaratelo
(
18/09/2008 17:18)
xxx:
misaotra betsaka @ famaliana e
ny fanontaniako moa zany de hoe nahoana no tsy hitako isaky zay manonofy \"ratsy\" ny vadiko. Hafa be mantsy ny fiainako anaty nofy, ary tsy alaise faona aho fa fantatro fa tsy normaly ny situasion, fa misy zavatra tsy ampy mi manquer ahy, dia ny vadiko, dia malahelo lava aho anatin\'ny nofy
Ny vadiko anefa dia tena tiako, ny antony tsotra dia izaho no nisafidy azy. Ny sipako taloha rehetra dia safidin\'ny RAD ko daholo. Ry zareo no nanome alalana sy torohevitra ka nifidy ny lhl niarahako, ohatra zanak\'olona fantany ka azony antoka. Zay nifanaraka t@ fihevitrizireo ihany no navelany ataoko, fa tsy mba nanana ny safidiko manokana aho.
Ka io exko io dia ny RADko koa no nanao izay iarahanay, nefa tsy amin\'izay tena nitiavako azy izy. Fa naleoko nisaraka taminy satria tsy honety taminy aho raha resaka sentiment no jerena, satria izy tsy tiako, na dia hoe nilamina tsara aza ny tokantranonay
Ny vadiko indray dia tena nosafidiako tanaty ny maro ary tena tiako tokoa, mifanohitra be amin\'ireo sipako taloha ny style-ny zay tena @ itiavako azy e ! Tsy nankasitraka ny RAD ny niarahanay satria tsy mifanaraka @ vinanto niriandry zareo ho ahy izy, nefa rehefa hitany fa mifanaraka tsara izahay dia nilefitra izy ireo.
Izay no tantarako ka ilazako oe tsy misy fitiavana an\'ilay ex intsony amiko satria raha ny marina dia tsy tena tiako izy fa te hanao plaizir ny RADko no tena niarahako taminy taloha
Fa nefa miverina matetika anaty ny nofiko izy. Nahoana ?
Ary nahoana ilay tena tiako tsy hitako anaty nofy ?
19. ikaretsaka
(
18/09/2008 23:05)
de tsy haiko re fa ny ahy ny nofy mba haiko di amanonofy tranode rehefa veo ataoko sarisary eo ambony taratasy dia amidiko amin'olona...
de lasa fivelomana...
k'hony mo ratonga o? :wink:
de lasa fivelomana...
k'hony mo ratonga o? :wink:
20. tsiambaratelo
(
24/09/2008 14:00)
ikaretsaka:

:D