Telefon sy Fax

1. Bita ( 12/09/2008 12:18)
Nandeha namonjy foara ireto olona mpamoron-javatra 3 ireto. Japonais, Amerikana ary 1 gasy...... Samy naneho ny fahaizany ary izy 3. Teo @ Japonais aloha dia nataon'ilay Japonais teo @ sofiny ny ankihibeny ary ny ankihikeliny teo @ molony ary miresaka izy. Dia nanontany izy 2 lahy (Amerikana sy ny Gasy) hoe aiza koa izay telefonina eo dia hoy ary ilay Japoney jereo ary io zavatra kely eo @ ratsa-tanako ireo dia avia miresaha raha tsy marina. Ary dia variana tokoa izy 2 lahy fa tena telefon tsy hita maso. Ary hoy ilay Amerikana ny anay indray izao..... Miresaka @ olona @ telefonina tokoa ary izy nefa tsy misy fitaovana dia hoy izy 2 lahy mpijery: aiza koa izay telefon eo: dia hoy ilay Amerikana. Hitanaro io zavatra mainty kely anaty nifiko io? io ny mikro firesahana ary hitanareo io kavina io io ny fihenoana ary dia nanandrana daholo ary dia gaga koa izy 2 lahy. Teo @ izay ary no anjaran'ny gasy... Nipetrakat@ tany izy ary dia nikisakisaka eran'ny trano ary hoy izy 2 lahy nijery fa inona no manjo an-drangahy? Dia hoy ilay gasy avia jereo fa nahatonga Fax ato anaty patalohako aho...........Ndaza mihitsy aloha ny gasy.....nohon'ny rehetra @ iny.... :-D :-D :-D
2. tsiambaratelo ( 12/09/2008 12:32)
Bita:

tokony mbo telefone doly:-P
3. tsiambaratelo ( 12/09/2008 12:35)
De tsy rovitra ve ny patalohany léry=))=))=))
4. tsiambaratelo ( 13/09/2008 15:38)
Bita:

Nandeha namonjy foara ireto olona mpamoron-javatra 3 ireto. Japonais, Amerikana ary 1 gasy...... Samy naneho ny fahaizany ary izy 3. Teo @ Japonais aloha dia nataon'ilay Japonais teo @ sofiny ny ankihibeny ary ny ankihikeliny teo @ molony ary miresaka izy. Dia nanontany izy 2 lahy (Amerikana sy ny Gasy) hoe aiza koa izay telefonina eo dia hoy ary ilay Japoney jereo ary io zavatra kely eo @ ratsa-tanako ireo dia avia miresaha raha tsy marina. Ary dia variana tokoa izy 2 lahy fa tena telefon tsy hita maso. Ary hoy ilay Amerikana ny anay indray izao..... Miresaka @ olona @ telefonina tokoa ary izy nefa tsy misy fitaovana dia hoy izy 2 lahy mpijery: aiza koa izay telefon eo: dia hoy ilay Amerikana. Hitanaro io zavatra mainty kely anaty nifiko io? io ny mikro firesahana ary hitanareo io kavina io io ny fihenoana ary dia nanandrana daholo ary dia gaga koa izy 2 lahy. Teo @ izay ary no anjaran'ny gasy... Nipetrakat@ tany izy ary dia nikisakisaka eran'ny trano ary hoy izy 2 lahy nijery fa inona no manjo an-drangahy? Dia hoy ilay gasy avia jereo fa nahatonga Fax ato anaty patalohako aho...........Ndaza mihitsy aloha ny gasy.....nohon'ny rehetra @ iny.... :-D :-D :-D

De mba inona alou ny lokony le soratra t@le fax ry i Bita:-P
5. Bita ( 15/09/2008 12:26)
Raha samy telefon daholo no ataon'ny firenena rehetra manjary tsy manja ary ny lokon'ilay soratra indray tena izay lokon'ny ancre natao tao anatiny tao na maintso io na mavo na mainty Oh: ravitoto, na tsaramaso,sy ny sisa e!
6. ni81 ( 15/09/2008 12:27)
Raha samy telefon daholo no ataon'ny firenena rehetra manjary tsy manja ary ny lokon'ilay soratra indray tena izay lokon'ny ancre natao tao anatiny tao na maintso io na mavo na mainty Oh: ravitoto, na tsaramaso,sy ny sisa e!
:-D :-D
7. tsiambaratelo ( 17/09/2008 10:07)
=))=))=))=)) oh wé ravitoto,tsaramaso sy ny sisa. Hi hi hi zay aho vao k
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0973