Afaka handanjalanja ve hianao ?

1. niryna ( 09/09/2008 17:45)
Mizara telo ny fizararantsika ny fotoana ao amin'ny fiainantsika dia ny saina ,ny vatana ary ny fanahy na koa hoe mind,body,and spiritual .

Ny saina
Vao teraka ..............zaza............... tanora......... antitra na matotra
_________________________________________________________________________

__________________________________________________________________________

Ny vatana

Ny Fanahy

tsy mitovy ireo ary tokony hifandanja anefa ,diniho kely hoe ny anao raha mifandaja ?
(l) nir yna
2. tsiambaratelo ( 10/09/2008 20:19)
niryna:

Tsy mazava tsara:D
3. niryna ( 11/09/2008 16:55)

(l) niryna

tsiambaratelo:

Tsy mazava tsara:D

Ny saina? tsy mbola afaka manao na inona na inona ary ny olona no mitantana sy mampianatra antsika,rehefa mitombo dia manomboka miasa ny saina mbola zaza saina hoy ny fiteny ary dia miha zaza bodo,manomboka mandanjalanja kanefa tsy mbola tena tonga saina ary farany lasa matotra ho azy

Ny vatana ? raha vao teraka isika dia ny reny no mamahana sakafo antsika,mikolokolo antsika ary rehefa mitombo dia mandeha irery,mianatra mihinana irery,rehefa mihatanora dia toa mihevitena ho mahay ny rehetra ka tsy miantehitra amin'ny olona intsony ary farany dia lasa matiora na lasa olondehibe amin'izay,nahita experiences maro tamin'ny fiainana ary lasa matotra amin'izay.

Ny fanahy ? tsy tonga dia hoe mino na manana finoana ny olona fa toy ny zaza vao minono,ronono aloha no omena azy fa tsy vetin-kanina satria mbola tsy mahalala an'Atra tokoa izy ary dia mivoatra hatrany ,mianatra ,mandalina ,mahita experiences ary dia mianatra zava-baovao isan'andro.

4. niryna ( 11/09/2008 16:59)
Tsiambaratelo a,eo amin'izay no mipetraka ny fanontaniana aiza ho aiza no misy ahy,hianao amin'ireo dingana telo ireo ?
ny antony hitenenako izany dia hoe misy lehibe fa manao toetsain-jaza,misy kely taona kanefa ngeza vatana ary misy na dia manana diploma na azon'ny daholo aza ny fahaizana rehetra dia tsy ho voatery mahalala ny tenin'Atra izy
mazava ? :D
ny fanontaniana dia hoe mifandanja ve ireo aminao ? :wink:
5. tsiambaratelo ( 13/09/2008 13:27)
niryna:
Tsiambaratelo a,eo amin\'izay no mipetraka ny fanontaniana aiza ho aiza no misy ahy,hianao amin\'ireo dingana telo ireo ? ny antony hitenenako izany dia hoe misy lehibe fa manao toetsain-jaza,misy kely taona kanefa ngeza vatana ary misy na dia manana diploma na azon\'ny daholo aza ny fahaizana rehetra dia tsy ho voatery mahalala ny tenin\'Atra izy mazava ? :D ny fanontaniana dia hoe mifandanja ve ireo aminao ? :wink:
zah manokana aloha dia tsy mahita valiny tena hentitra omeko an i niryna:-P
6. niryna ( 15/09/2008 16:37)

an,an ka angaha misy valiny entitra izany e.aiza ho aiza hoy hianao manontany tena irery ny toerana misy anao amin'ireo ka.Misy mi-balance ary misy tsy mi-balance.
io koa dia mampianatra antsika fa hoe mila lanjalanjaina ny fiainana. Ho azavaiko eo ambany io

7. niryna ( 15/09/2008 16:48)
Mifandanja ve ny fiainananao ?

Ny zavatra rehetra samy manana ny fotoany avy, ary samy manana ny androny avy ny raharaha rehetra aty ambanin'ny lanitra. Mpitoriteny 3:1

Ny aza -------------------------------------- ny milalao
manome ------------------------------------mandray
matotra ---------------------------------mamalifaly
mandray anjara---------------------maka aina na mipetrapetraka
mampandroso ---------------------------rosoina
mampahery-------------------------------ampaherezana
ao an-trano -----------------------------any ivelany
miaraka aman'olona---------------------mitokana irery
mitady zava-baovao-----------------------mijanona amin'ny mahazatra
tabataba----------------------------------fahanginana

8. tsiambaratelo ( 21/09/2008 03:59)

Zay vao manomboka mazava :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2399