Tokony halalaka hono ny fomba fiteny ka tonony @ anarany

1. xxx ( 08/09/2008 16:58)
26. Mpandefa : taref [ Valio ] 05-09-2008 07:28:06
Lohateny : Re : mety ho bevohoka v?
ka mila zarina ny saina hiaino anreny teny reny fa tsy atao sarinteny fôna !

Fory na kindy fa tsy fivaviana zany ! Ny zavatra refa eritreretina ho ratsy de ratsy hoazy ! ka miangavy antsika malagasy za mba tsy samy hieritreri-dratsy !
Eto de mitodika @ administrateur n'ity site ty za ! fatatro fa mety ho esorinareo eto ty message nalefako ty kanefa de tiko ny manamarika fa amiko manokana lo de madio be ny fisainako ka de izao : Tsika Malagasy rehetra mintsy no samy tokony anova fisainana , sy hijery lavitra !
2. Noue ( 08/09/2008 19:21)
ka maninona raha tsy heritreretinao ho ratsy izany no tsy sahy mivoaka tao ianao ? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D fa maninona no miafina @ io xxx io raha madio tsara ny heritreritrao? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. francoB ( 09/09/2008 00:56)
:-* :-* :-* Misaotra e e e!! Za lo d miombon-kevitra tanteraka @ xxx mitsy e!Ary misy an'lé tenin' ny soratra masina hoe Atra d nahary ny zava-boahary rehetra nitovy Aminy (anisan'izany isika olombelona zay manana an'ireo zavatra ireo), zany hoe tsy ratsy izany ireo, na ny teny hamaritana azy aza!!
4. ikaretsaka ( 09/09/2008 12:43)
io ts'isy hafa @ rehefa hifanarahana hoe reny ratsy be ny "orona" ohatra
fa tsy misy hiteny mihitsy eo hoe "masosotr'orona "

de mody hamoronana anarana hafa ny orona hoe "fiantombohan-mpisefoana" ohatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2217