proxenete

1. rakotoline ( 06/09/2008 08:36)
salama daolo lasa saina aho ny mpivarotena any amin-tsika vé misy proxenete sa garde corps no miaraka aminy,misaotra (l)
novalian'i xxx ny 07/09/2008 10:16
2. ssendra ( 06/09/2008 09:52)
ko raha tsy ry jennifer lopez sy ry angelina jolie izy ity koa haka garde de corps :lol:
3. lemenakely ( 06/09/2008 10:12)
rakotoline:

salama daolo lasa saina aho ny mpivarotena any amin-tsika vé misy proxenete sa garde corps no miaraka aminy,misaotra (l)



ny vadiny na ny sipany ihany no garde de corpsny matetika ary ireny no manendaka ny kil avy eo,vakio ny l express de mada t@ ity herinandro ity fa nisy article momba an io
4. kelly13 ( 06/09/2008 11:07)
:-D
5. rakotoline ( 06/09/2008 13:02)
tena marina zany fa ny any ivelany anie toa misy ireo patron(proxenety ireo e)ary ny aty amin-tsika mety misy koa fa tsy hay,zay no mahalasa saina ahy misaotra e,tsara fantatra ny moban-tsika eto an-toerana satria ralasa ny patron,inona intsony ny zay reo zany :!:
6. Herimiafina ( 06/09/2008 13:39)
Arakarak'ilay toerana sy ilay olona io ary koa ilay karazana fivarotana.
Misy agence d'ecorte any amintsika, misy mpivaro-tena mahaleo-tena, misy mpivaro-tena mifandray amina reseau de proxenetisma. Ny tranondopy koa aho efa nahita fa asa na mbola misy na tsia? :^)
7. simplex ( 06/09/2008 13:47)

legale nga moa izy io eto amintsika? :)
8. Herimiafina ( 06/09/2008 13:56)
Tsary haiko fa ny haiko dia any amin'ny hotely lehibe, misy boky mavokely feno sarisary dia miantso fotsiny dia livré ny marchandise. :-D
9. simplex ( 06/09/2008 14:02)

ary efa pro mintsy ela zany an :°)
hum hum :-P 8) 8)
10. Herimiafina ( 06/09/2008 14:07)
Ny ahy mpanotra no tedaviko kah, :-D
11. ssendra ( 06/09/2008 14:15)
Herimiafina:

Tsary haiko fa ny haiko dia any amin'ny hotely lehibe, misy boky mavokely feno sarisary dia miantso fotsiny dia livré ny marchandise. :-D


ary efa mpitsabaka be ianao izany ry herimiafina an!


:lol:

simplex: otran'ny hoe tsy legale ny fahalalako azy asa anefa!
ny henoko fotsiny hoe nisy saika hanokatra club privé echangiste ireny hono vazaha ny nanokatra azy dia voaroka hiala ny madagasikara ilay vazaha ary nakatona toy ny tsy teo ilay izy kanefa efa tena discret be hono....
mbola tsy zakan'ny saintsika izany , aleo koa fohanana any fa manjary mirongatra am'iizany ny DASI
12. simplex ( 06/09/2008 14:18)

:D :D :D

ny tiako hahatongavana dia hoe afaka manangana agence ana-coqs izany ra ohatra ka legale le izy... ra misy any @ Hilton d poinsa au moins ny de luxe zany legale :)

mihetsiketsika enao rakotoline a ;-)
13. ssendra ( 06/09/2008 14:25)
otran'ny hoe misy ny de luxe fa tsy ofisialy ny fahalalako azy, otran'ny mbola chacun pour soi daholo ry zareo
:lol:
14. rakotoline ( 06/09/2008 16:23)
dinika maha lasa saina ahy io satria ny tena viavy fa ho an'ny tanora io e,misaotra zareo a,vloma diaby e :*
15. ikaretsaka ( 06/09/2008 16:53)
sur aho fa misy rehefa miakatra stade deluxe ka .. le genre hilton sy colbert sns... ireny ohatra sur fa tsy maintsy misy karazana ohatran'ny mpanera kely ho an'ilay vazaha na vaovao @ zany tanana ka manontany hoe aiza no misy ny trasy fa tsy kopy an izany hoe tonga de any tsaralalana no mitsimpona izany kosa raha olona vao tonga e!
le izy mety tsy organised be fotsiny fa mety ohatra heo le receptionist na le doorman na le guide no mba "manera" eo de mahazo %tage kely
16. Herimiafina ( 06/09/2008 16:58)
Raha organisé ny resaka fivarota-tena any Dago dia efa nasain'ny fanjakana nandoa impôt sy taxe, sns.
Kanefa firifiry no efa nandoa taxe.
Izany hoe misy ilay zavatra fa informelle fotsiny, informelle toy ny 80%-n'ny fidirambola any Dago ihany. :^)
17. ssendra ( 06/09/2008 17:26)
marina mihintsy io voalazan'i ikaretsaka io
ny any tsaralalàna anie dia efa asa routine ny azy e!
fa ny de luxe ireny misy mpanera ireny dia ilay mpanera mahazo vola be amin'ilay vazaha raha mety aminy ny proposition, nisy sipa izay mantsy nitantara ahy an'izay, efa misy tovolahy mpanera mitady vehivavy ho an'ilay vazaha mandalo ireny mihintsy dia mitondra sipa roa na telo izy dia ilay vazaha no misafidy, fa izany hoe agence n'ny coxs izany mety tsy misy an'izany i madagasikara.

h
Herimiafina: tsy misy izany impôt izany fa otran'ny risoriso resaka noir ihany :lol: varo-maizina :lol:
18. Herimiafina ( 06/09/2008 18:30)
ssendra:

Herimiafina: tsy misy izany impôt izany fa otran'ny risoriso resaka noir ihany :lol: varo-maizina :lol:

Mazava ho azy, tsy misy raha toa ka voarara ilay asa.
fa raha ny hitako tany andafindriaka tany fahiny fony izaho mbola tany dia mandoa impot daholo na ny mpandihy miboridana, na ny travelo, na ny makorelina, na ny acteurs X sy izay miasa amin'ny resaka sexe rehetra. Misy syndicat mihintsy dia misy karatra mazava.
Ny fahavalo-ndry zareo dia ireny tovovavy kely 17 ans ireny, izay tsy mbola manana halalana manao io asa io kanefa noho ny risoriso sy ny amabany latabatra dia manao ilay asa, ary ny kil matetika voasarik'ireny mbola tanora ireny daholo dia manomboka maty ny tsenan'ny mpivaro-tena rehefa miakatra taona.

:^)
19. ssendra ( 06/09/2008 18:47)
ka hafa ny andafindriaka fa ilay tiako resahina ilay madagasika tsy mandohalika e! :lol:
20. Herimiafina ( 06/09/2008 19:02)
Tena tsy haiko klou fa ny fantatro fotsiny manana ckaratra ireny mpivaro-tena any amintsika ireny, hazahoany tombotsoa mitsabo tena sy manao vizity raha ilainy! :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8821