proxenete
21. ssendra
(
06/09/2008 19:30)
ieny e! izany fitsaboana izany aloha tsy maitsy ataondry zareo fa ilay hoe mandoa impots mino aho fa tsy misy an'izany satria ny any amitsika tsy mandoha impots no betsaka asa anefa raha amin'izao tsy aiko ka! :lol:
22. Herimiafina
(
06/09/2008 19:31)
Tsy imposable angamba ny fivarota-tena, toy ny sakafo sy ny PPN ihany! :-D :-D
23. ssendra
(
06/09/2008 19:52)
ah ka! na ireny mpivarotra manerana ny lalambe sy tsenabe ireny aza ve hoy ianao dia handoha impots daholo ireny any madagasikara????izay no tsy mampandroso koa fa samy manao zay danin'ny kibony anefa ny fandoavana impots no mampanambola ny fanjakana aty ivelany :lol:
24. Herimiafina
(
06/09/2008 20:17)
Raha ampitovizina amin'ny mpivarotra amoro-ndàlana indray ny fivarota-tena dia mazava ho azy fa karazana asa misy na dia voarara aza, saingy akipin'ny fanjakana aloha ny masony satria tsy mbola manana alternatives amin'ireny izy noho ny fahateren'ny tsena voatokana.
Tsy mbola manana intérêt ékonomikla ny hi-legaliser ny fivarotantena sy ny fivarotana antsisindalana ny fanjakana azony firifiry koa moa ny mety ho tombotsoa ho azony amin'ireny, tsy mihoatra ny 2millions (mponin'Antananarivo akory ny isany ary tsy dia betsaka manakory ny volaazony). Ny miliaridera karana tsy mety mandoa hetra aloha izao no olana. :-D :^)

25. ssendra
(
06/09/2008 20:27)
Ny miliaridera karana tsy mety mandoa hetra aloha izao no olana.:-D :-D :-D :-D roahina ny tsara amin'ireny fa tsy vitan'ny hoe tsy mandoa impots fa manalika :-D
26. xxx
(
07/09/2008 10:16)
ssendra:
ka hafa ny andafindriaka fa ilay tiako resahina ilay madagasika tsy mandohalika e! :lol:
tena marina io zareo a, ralasa ny patron ny vola inona tsony ny ho an'ireo kala ireo aty ny fiainana aza efa manahirana b
ary lafo,dia mbola jaraina indray vé ny vola kely azo eo :!: