mitady hiran'i Mahavanona
1. Katiana
(
05/09/2008 12:39)
Misy hiran'ny Mahavanona izay mba tadiaviko sao mba misy manana, tsy haiko ny lohateniny fa ny sasantsasany amin'ny tonony misy hoe: " Nifoko nitomany aho satria, toa lavitra ny taniko aty , .........tsy hisy hampangina ahy aty (2)".
Misaota mialoha
Misaota mialoha
novalian'i Lejoba ny 09/09/2008 09:06
2. Lejoba
(
06/09/2008 13:17)
raha tsy diso aho "namana" no lohanteny
aty an-tany lavitra aho mihira ho an'ialahy
ialahy ilay namako taloha
mahatsiaro ny ditra niarahana t@ ialahy.....
ianao no namako satria na lavitra aza no misy ahy aty
tsy misy ataoko ambony noho ialahy, antsoiko rehefa manina aho....
Io indray ni81 ah. Vonjeo ny naman eh
:-* :-* :-*
aty an-tany lavitra aho mihira ho an'ialahy
ialahy ilay namako taloha
mahatsiaro ny ditra niarahana t@ ialahy.....
ianao no namako satria na lavitra aza no misy ahy aty
tsy misy ataoko ambony noho ialahy, antsoiko rehefa manina aho....
Io indray ni81 ah. Vonjeo ny naman eh
:-* :-* :-*
3. ni81
(
08/09/2008 16:31)
Io indray ni81 ah. Vonjeo ny naman eh:-D :-D :-D Zopanage no mihira an'io
Aty an-tany lavitra aho no mihira Ho an'ialahy
Ialahy ilay namako taloha
Manembona ny ditra niarahana tamin'ialahy
ka mivavabavaka aho ankehitriny
Fa ialahy no namako satria
Na lavitra aza aho aty
Tsy misy ataoko ambony noho ialahy
Ho antsoiko rehefa manimanina
Injay fa iva ilay hariva tsy eo anilan'ialahy
ka ny kalo no nandalo ny eritreritro
Tsaroako ato ampoko ireo anatranatr'ialahy
Soava dia ivereno ny aty
Nifoko nitomany aho satria
Toa lavitra ny taniko aty
Sy tsy mba mana-namana aho fa very
Tsy misy hampangiana ahy aty
