Nenibe+Dadaben'i Naughtyboy, bazylou sns Mpanohatra Motraka

1. karavasy ( 05/09/2008 10:33)
Mba hanaro ny Nenibe sy Dadabe-nareo ry naughtyboy, bazylou, badboy, nanas, kidoropamba, salopard sns fa mahamenatra ny ataony eee. Eo no mody homena tsiny indray ny raibe sy renibe Mpanohatra Motraka fa tsy ahitsy. Ary mba alaivo io fanjakana io rehefa tsy hamokatra fa tsy hanaovana resaka be koretaka fotsiny. Gadra aho e, tsy afaka aho e, dadabenay e, nenibenay e... dia ahoana koa ry be konetaka a? =)) =)) =))
novalian'i penguin ny 16/10/2008 15:16
2. xxx ( 05/09/2008 11:15)
Tsy dia misaina loatra firy koa enao ty ry karavasy. Sady tsy misy resahina fa io foana no averina eo. :(
3. Noue ( 05/09/2008 12:01)
:?:
4. Oay ( 05/09/2008 13:23)
xxx:

Tsy dia misaina loatra firy koa enao ty ry karavasy. Sady tsy misy resahina fa io foana no averina eo. :(


Tsi diso ianao ry xxx fa efa lasa misaina loatra aza i karavasy raha tsy izany ve izy ho mpitondra sady i karavasy tsy be taimbava izany an! sady be vovok'aina be koa, refa kelikely moa izy izao hividy an'Andriamanitra izay ny antony hanangonany harena sy nilatsahany hitondra ny fiangonana io fa tsy ampy azy intsony ny fahanginana sy ny mahabe vovok'aina anazy.
5. naughtyboy ( 05/09/2008 19:53)
zao le izy ry zanety a..hafatra mivantana ho anao avy @ notty
ra psychoanalytic no itondrako ty resaka ty de io teknika ampiasainao iresahana eto io no antsoina oe\\\"psychological regression \\\"
ny olona manana neurotic system no tratran\\\'izy io ..mba mamakia S.Freud na K.Jung ra misy tsy azo ..tsy oe adala akory na lasa adala i zanety no dikany zany :D azavaiko fa karazana fihetsika ampiasaina iarovantena(defense mechanism),mody ny hafa no kitihana @ hambompony mba hitraotra ka iady @ fahavalo iombonana nefa ny anampy anao iaro any @ zvmiseho tsy ahitana vahaolana no tena tanjona @ zany ....
io no mahatonga anao be vava eto atr@ zay manabaty ny hafa nefa mety na enao aza tsy tia mainty any le 8 ...
tsy manana olana @ zany aho fa ny zvdehibe de zao ilaina fahamalinana ny hevitra rehetra no sady olona afaka mandinika tsara daoly ny mpandray anjara eto ka aza mandany andro manaratsy olona hafa fa hevitra ampiadina ..tapitra
6. karavasy ( 09/09/2008 14:13)
Fredy sy Zily no haiko ary naughtyboy sy ry bazylou miampy an-dry nanas sy ny tariny ao Canada moa izy teo. Ataovy tsara le malina ary mba ampidiro ny baolina ary raiso ny amboara fa aza mandany andro vahoaka. Dia mampamangy any amin'ny manandoha rehetra any fa ny adala efa eny @ 18. :-D :-D :-D
7. penguin ( 16/10/2008 15:16)
Lasa nidegany izy ra-karavasy a :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0857