CLAUDINE SY DORETTE NAMANA VAOVAO

1. sonibi ( 02/09/2008 15:53)
Misy namana vaovao reo ny anarany avy any Tsaratanana ; azy misy an zany ? Faritany ANTANANARIVO
2. xxx ( 02/09/2008 15:56)
fa manin mihintsy?????
3. ni81 ( 02/09/2008 19:41)
Misy namana vaovao reo ny anarany avy any Tsaratanana ; azy misy an zany ? Faritany ANTANANARIVO
Tsy azo ny resaka tianao ho lazaina e! :roll:
4. sakaizakely ( 02/09/2008 20:36)
:-D :-D :-D :-D :-D
5. tsiambaratelo ( 05/09/2008 09:19)
sonibi:

Misy namana vaovao reo ny anarany avy any Tsaratanana ; azy misy an zany ? Faritany ANTANANARIVO



Hevitra roa samihafa ve?Faly mahafantatra anireo namana vaovao zany i tsiambaratelo .iƩ ao Tananarivo ao toa tena Tsara mihintsy ny tanana kou (Tsaratanana):-D:-D:-D
6. fahamarinana ( 05/09/2008 11:19)
ni81:
Tsy azo ny resaka tianao ho lazaina e

:arrow: tsa nipody koa sonibi hanazava azy...(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0941