tarika SDF...

1. lemenakely ( 31/08/2008 08:07)
mbola any je ry zalahy ireny sa tsy hita intsony?
2. ni81 ( 31/08/2008 09:02)
mbola any je ry zalahy ireny sa tsy hita intsony?
Inona kay no hiran'izany SDF zany?
3. fahamarinana ( 31/08/2008 09:56)
:arrow: zà koa mba naika hanontany fa tsy haiko na iza ilay mpihira,gasy sa vazaha dia inona oh ny hirany ? (l)
4. lemenakely ( 31/08/2008 12:10)
fahamarinana:

:arrow: zà koa mba naika hanontany fa tsy haiko na iza ilay mpihira,gasy sa vazaha dia inona oh ny hirany ? (l)



mpihira gasy ry zalahy ireto ary somaty jazzy ny gadona hiraindry zalahy
5. naughtyboy ( 31/08/2008 12:36)
lemenakely>i silo kalo mbola mihira sy mitendry eny foan ka ,fa kofany tanana mo lery ka fantatro fa le sdf to efa ela no rava ka asa..
6. natiora ( 31/08/2008 15:44)
efa rava efa ela ny SDF samy mandeha irery izy zao
7. lemenakely ( 31/08/2008 15:51)
natiora:

efa rava efa ela ny SDF samy mandeha irery izy zao



ok misaotra
8. fahamarinana ( 31/08/2008 16:51)
:arrow: lemena :ilay silo kosa mba fantatro fa ilay groupe no tsy henoko.Mety ho tsara raha resaka jazz jazz kah :) (l)
9. lemenakely ( 31/08/2008 19:26)
ni81:

mbola any je ry zalahy ireny sa tsy hita intsony?
Inona kay no hiran'izany SDF zany?



tarika noforonin i Silo tokoa ity tarika SDF ity t@ fiatombohan ny taona 90, ary somary jazz jazz no gadonkirandry zareo ireto fa mahafinaritra...
Nisy an i Silo dia i Seta ,Domy,Rhynz,dia i Tsoly ary i Rajim...tao @ fandaharana mbarakaly no nahitako azy ireto voalohany ary ilay hira hoe Resaka no hirandry zareo t@ izay ,ary ny ampitso aho dia nitady ny albumndry zareo erak Antananarivo...
Tsy pessimiste lava @ gasy izany kosa aho fahamarinana !
10. fahamarinana ( 01/09/2008 10:57)
:arrow: :-D :-D :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0485