Mamela heloka isan'ianao Jeso zoky be fitia

1. xxx ( 30/08/2008 23:43)

Raha mba manana ny tonon'io hira io ianareo dia isaoraka be dia be .

Dia ity koa bbola tadiaviko : ny refrain no tadidiko :
Midera anao andriamanitr'o!
Falehibe, fa lehibe ...
2. diamondra27 ( 31/08/2008 07:29)
Atra e mahagaga
ny zvt nataon'ny tananao
ny kintana sy kotrok'oran'andro
ampisehoanao ny herinao

refrain;
midera anao Atra o
fa lehibe

raha mitsangatsangana an'ala
ka mahre ny hiram-borona
sy rivotra mitsoka moramora
ary mahita tendrombohitra


raha tsaroako fa jesoa tompo
natolotry ny ray an-danitra
ho avotra noho ny fahotako
zay vita teo golgota avokoa

Ho tonga indray Jesosy Tompo soa
hitondra ahy ho any an-danitra
hiondrika aho hitsaoka Azy
ATra o fa lehibe
3. diamondra27 ( 31/08/2008 07:35)
mamela heloka isanandro
Ianao Jesosy zoky be fitia
kanefa , nefa e indrisy
fa lotoiko (2) amin'ny otako
...Mh , mh,mh,mh...
Miantsoantso aho hoe
Ray malala o
...mh mh mh mh..
Atsangano aho
fa efa trotraka

tsaroako dia tsaroako eto
ianao Jesosy zoky be fitia
kanefa , nefae indrisy
fa lotoiko amin'ny otako
Rotsirotsy ry Mpamonjy
diboky ny hafaliana izahay
novesaram-pahoriana
nefa eh ,dia fiadanana
no natolotrao

:-* :-*
4. endrika01 ( 01/09/2008 04:11)
Zah tsy mahay fa mba tehanana ny dikany @Anglais,fa tsara be mintsy le @Anglais.Misy koa amin ny teny Arabo azo atao tsara ny manaraka ny parole,efa nanao enregistrement zah,fa mbola ho ao amindry masera,de alaiko ny dikan-teny fa tsara be le we Andriamanitra e mahagaga...(l)
5. ni81 ( 01/09/2008 04:36)
Zah tsy mahay fa mba tehanana ny dikany @Anglais,fa tsara be mintsy le @Anglais.Misy koa amin ny teny Arabo azo atao tsara ny manaraka ny parole,efa nanao enregistrement zah,fa mbola ho ao amindry masera,de alaiko ny dikan-teny fa tsara be le we Andriamanitra e mahagaga...

http://www.jude25.ch/page.php?page=ch-howgreatthouart&play=1
6. endrika01 ( 01/09/2008 12:03)
ni81:

Zah tsy mahay fa mba tehanana ny dikany @Anglais,fa tsara be mintsy le @Anglais.Misy koa amin ny teny Arabo azo atao tsara ny manaraka ny parole,efa nanao enregistrement zah,fa mbola ho ao amindry masera,de alaiko ny dikan-teny fa tsara be le we Andriamanitra e mahagaga...

http://www.jude25.ch/page.php?page=ch-howgreatthouart&play=1



Misaotra e!Afaka mandefa ny kapila zah sady mihira (l)
7. diamondra27 ( 01/09/2008 16:22)
ity koa misy e
http://www.youtube.com/watch?v=R15012NVsHg&feature=related
8. endrika01 ( 02/09/2008 05:26)
diamondra27:
ity koa misy e http://www.youtube.com/watch?v=R15012NVsHg&feature=related
Ié misaotra,samy vetsoina,hiraina mangina aby,fa mahagaga fa le am frantsay DIEU TOUT PUISSANT sarotsarotra noho lay @Anglais.Asa nareo raha hoatran ahy:D tsy haiko wé any Katôlika sa Protestante io hira io ANDRIAMANITRA E MAHAGAGA io fa tonga ao am-bavako ao mazana.:D
9. diamondra27 ( 02/09/2008 08:58)
endrika sdy tsy kato io no tsy hiran'ny protestant fa hira masina nohirain'ny GBT tany amintsika , dia aty an-dafy izy hirain'ny pro evanjelika sy loterana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8029