Fitsangatsanganana Baalbek Liban

1. nikah ( 29/08/2008 11:01)
Ny Fiombonan'ny Mpiara-mivavaka Malagasy eto Liban (FIMPIMALI) ,dia manasa ny Malagasy tsy ankanavaka eto Liban mba hiara-mialavoly @ fitsangatsanganana izay hatao any Baalbek ny Alahady izao.
Ny fiaingana dia eo Daora,Akil Bross,@ 10 ora maraina.Ary miverina @ 5 ora hariva.Iangaviana mba samy ho maripotoana satria somary lavitra ny toerana.
Samy mitondra ny sakafo sahaza azy ny tsirairay.
Fandaharampotoana:
10 h Fiaingana Daora.
-11h30 :Fotoambavaka fohifohy rehefa tonga any antoerana.
-Fitsidihana ny site touristique Baalbek (aoka mba samy hiomana @ vola hidirana ao @ site.
-Fiaraha-misakafo
-Fitsangatsanganana miaraka @ soavaly na ny rameva .Kilalao isankarazany.
-Rafraichissement :Fihinanana Ice Cream,sy fisotroana ranomboankazo.
-Fiverenana mamonjy an'i Beyrouth.
Manantena indrindra ny fahatongavan'ny maro.Misaotra Tompoko!

Renseignement: Mme IRENE Tel 70866959
2. kiali ( 29/08/2008 16:02)
Madame Irene efa madama fa mba nomerao mademôzely omena eh! :-D :-D :-D
sa tsisy mademôzely azo antsoina? zah ange andeh eh!!
3. tsiambaratelo ( 04/09/2008 04:29)
nikah:

Ny Fiombonan'ny Mpiara-mivavaka Malagasy eto Liban (FIMPIMALI) ,dia manasa ny Malagasy tsy ankanavaka eto Liban mba hiara-mialavoly @ fitsangatsanganana izay hatao any Baalbek ny Alahady izao.
Ny fiaingana dia eo Daora,Akil Bross,@ 10 ora maraina.Ary miverina @ 5 ora hariva.Iangaviana mba samy ho maripotoana satria somary lavitra ny toerana.
Samy mitondra ny sakafo sahaza azy ny tsirairay.
Fandaharampotoana:
10 h Fiaingana Daora.
-11h30 :Fotoambavaka fohifohy rehefa tonga any antoerana.
-Fitsidihana ny site touristique Baalbek (aoka mba samy hiomana @ vola hidirana ao @ site.
-Fiaraha-misakafo
-Fitsangatsanganana miaraka @ soavaly na ny rameva .Kilalao isankarazany.
-Rafraichissement :Fihinanana Ice Cream,sy fisotroana ranomboankazo.
-Fiverenana mamonjy an'i Beyrouth.
Manantena indrindra ny fahatongavan'ny maro.Misaotra Tompoko!

Renseignement: Mme IRENE Tel 70866959




Ny tenanay alou tsy nandeha dia tsy mahita ho lazaina:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1515