SOS lucy

1. adidy ( 24/08/2008 11:53)
Faly miarahaba anareo namana rehetra! Ao @ forum wanadoo madagascar rubrique fitiavana, sujet: SOS, dia misy mangataka fanampiana ho @ vadiny any M/kara 40 taona voan'ny tumeur cérébrale!
Inona no azontsika namana atao ho azy?
Watafon: ianao ve mahafantatra hoe ohatrinona ny séance de radiothérapie any Mada, ary ahoana ny momba ny résultat azo any momba an'io, sa hoe efa mba niala nenina aloha?
Ny tena mampalahelo ahy dia mbola tena ao anatin'ny fahatanorana daholo izy mivady, ny ankizy mbola kely!! :cry:
novalian'i adidy ny 29/08/2008 14:57
2. yonikafopl ( 24/08/2008 14:34)
mampalahelo tokoa zany, raha araka ny henoko dia toa efa ho 2 mois mahery zao tsy nande ny fitaovana fanaovana radiotherapie ao am HJRA , hany ka izay mila maika izany ka manambola dia tsy maintsy mivoaka ivelan'i Dago manao azy,izay tsy ampy vola moa dia miandry ny fotoana hahavita ny fanamboarana ny fitaovana izany.
Vao henoko kou fa zany sinoa eny Mahitsy zany hono toa mahay mitsabo io aretina io, fa mba jereo we so de mba mahay marina :wink:
3. diamondra27 ( 25/08/2008 12:15)
adidy: raha tena urgent io dia ataovy izay ahazoana an'i glou de ampitainy any am wata ny hafatra mbola revo manao fihaonana any mahajanga any ireo ka sao dia taraiky eo amin'ny fitsaboana.

4. ni81 ( 25/08/2008 12:17)
Vao henoko kou fa zany sinoa eny Mahitsy zany hono toa mahay mitsabo io aretina io, fa mba jereo we so de mba mahay marina
mitsabo ny aretina rehetra mihitsy ny sinoa eny Mahitsy, ary afaka manofa trano eny @ manodidina ny mpanaraka ny marary.
5. adidy ( 25/08/2008 14:54)
OK! Misaotra! Efa nandefa hafatra t@ watafon za!
6. rush ( 26/08/2008 10:03)
manao aona daolo, ny hevitro dia aleo manatona cancerologue, na aiza no misy azy, ny olana mantsy ry adidy dia ra vao kitihina ny tumeur dia aingana be ny évolution-ny,any Mandritsara hono misy hosto mitsabo cancer tena mahay koa,mahereza daolo!
7. adidy ( 27/08/2008 06:40)
Ka efa arahin'ny cancerologue any an-tanàna izy fa ilay machine radiothérapie no tsy mandeha @ zao! Raha afaka mandefa message kely ho azy nareo!! Ao @ forum wanadoo ny adiresiny!! Sady mba témoignage kjoa hoe lay namana sur forum ohatra itony mety tsara mihintsy!!
8. rush ( 28/08/2008 16:21)
aleo aza makany @ sinoa refa tsy mandeha ny any ravoahangy , ary profesora clement andriamamonjy nga tsy eto tanà?5e etage ravoahangy no misy azy,efa nahavita operation otran'io izy,
9. adidy ( 29/08/2008 14:57)
rush: misaotra @ info
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2786