ny tena fanaon'ny satana

1. salopard ( 22/08/2008 16:12)
Milaza ho badboy, nefa rehefa domin'ny mpiandry ,sy ny mpanala demony, mitsoaka.

Milaza hoe: tsy mila sady tsy azo valiana izay lazainy

misaron-tava, tsy sahy miseho @ tena tavany

sniff...
2. badboy ( 22/08/2008 16:22)
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
3. ikaretsaka ( 22/08/2008 16:33)
aleo kosa mba atao any ivelany ny regleman de kaontinareo mitsam sa?
4. rijadolly ( 22/08/2008 19:26)
Ika a! efa HS ihany wa ty resaka ty mba te hanotany kely anareo aho fa nitsirika kely tato an-tsaiko.Mety diso za an! eny aleo atao hoe diso mihitsy
zao ilay izy: Mizara roa ny PS eto @ Fivavahana sy Finoana ny iray misarotava ary ny ray kosa miseho ny endrikany. dia mifanaraka foana matetika ny hevitr'ireo misarona dia torak'izay koa ny iray.Voadinikareo ve zany.
5. niryna ( 22/08/2008 20:20)
rijadolly:

hi,hi
ny zavatra atao ao anaty ny maizina dia tsy maintsy mivoaka ao anatin'ny mazava na ho ela na ho aingana ,mila mivavaka ireo mbola ao anatin'ny maizina isika ry rija a fa mampalahelo anie izy ireo e .
salopard:

Milaza ho badboy, nefa rehefa domin'ny mpiandry ,sy ny mpanala demony, mitsoaka.

Milaza hoe: tsy mila sady tsy azo valiana izay lazainy

misaron-tava, tsy sahy miseho @ tena tavany

sniff...
ny manonona anaran'olona angamba tsy dia mety loatra ,saingy izao koa no tadidio fa na any am-piangonana aza dia manana ny miaramilany satana,na ato amin'ny sera koa aza dia misy olona manaiky ho ampiasainy handrava ny tenin'Atra amin'ny fomba marobe sy ankolaka,misy aza olona efa voaantso kanefa lasa nanao fanekena tamin'i satana tampoka teo,ndry mampalahelo. MIla mivavaka isika,mila miambina isika ary mila mitondra ireny olona ireny ao anatin'ny vavaka ataontsika mba ho voavonjy ny fanahiny. Izay tia ahy dia manaraka sy manaiky ny didiko hoy ny tompo fa ireo izay tsy manaraka ahy dia tsy mba ondriko.Tsy afaka ny anana andriamanitra roa isika fa ny iray ho halantsika ary ny iray ho tiantsika,tsy afaka ny hanompo an'Atra sy ny atra hafa izany isika .....Miambena fa efa fantan'i satana fa kely sisa any fotoana hipetrahany ety ary dia ataony daholo izay handravana na fianakaviana io ,na mpivady io na zanaka sy ray amandreny io ...ary dia ho mihamangatsiaka avokoa ny fitiavan'ny olona rehetra . :cry: :cry:
6. fijo ( 22/08/2008 20:42)
tena salopard marina le,maneho hevitra ny sasany dia izy no miakatra.loza ity marina
7. fahamarinana ( 23/08/2008 07:11)
salopard:
misaron-tava, tsy sahy miseho @ tena tavany

rijad:
Mizara roa ny PS eto @ Fivavahana sy Finoana ny iray misarotava ary ny ray kosa miseho ny endrikany. dia mifanaraka foana matetika ny hevitr'ireo misarona dia torak'izay koa ny iray.Voadinikareo ve zany.

:arrow: Raha ny fahitako antsika rehetra toa tsy misy mampiseho ny tavantsika na misarona na io endrika manga io aza...Ny mifanaraka angamba mety tsy ho voatery izay foana satria ny dinika no zahana sy valiana.Sahoana ? Amiko aloha...:) (l)
8. malala1 ( 23/08/2008 07:35)
mbola tsy nisy nitraki-nify ny avatar tato fa saron-tava no betsaka
9. rijadolly ( 23/08/2008 14:37)
Ka izay indrindra anie no hitenenako hoe diso angamba ny hevitro satria tsy dia sur aho e!Ny tena tiako tenenina amin'ilay hoe tsy misarotava dia manao PS tena anarany na anrany ihany fa ovaina kely fa efa misy manana ny anarany oh: dolly efa nisy nanana,rija efa nisy manana,natambatro amin'izay hoe rijadolly.
mbola mety diso ihany aho an!Eny azo valiana io fa tsy dia zay moa no tanjona eto fa ny fitambarantsika ho iray dia iray ao amin'Ilay inoantsika dia Andriamanitra Tokana sy Jesoa Kristy ZanaNy.
10. ikaretsaka ( 23/08/2008 15:13)
rijadolly:

Ika a! efa HS ihany wa ty resaka ty mba te hanotany kely anareo aho fa nitsirika kely tato an-tsaiko.Mety diso za an! eny aleo atao hoe diso mihitsy
zao ilay izy: Mizara roa ny PS eto @ Fivavahana sy Finoana ny iray misarotava ary ny ray kosa miseho ny endrikany. dia mifanaraka foana matetika ny hevitr'ireo misarona dia torak'izay koa ny iray.Voadinikareo ve zany.

mety ho marina mety ho diso...
raha samy sekta de mifanaraka..raha samy katolika de mifanaraka.. raha samy proposta de mifanaraka
raha samy kristianina de mifanaraka
fa raha misy tsy samy na misy tsy hitoviana eo @ points 1 dia mazava ho azy fa tsy hifanaraka mihitsy
11. rijadolly ( 23/08/2008 17:37)
ikaretsaka:

Marina tokoa zany fa le izy matetika mantsy no naha lasa ny saiko

:-*
12. xxx ( 25/08/2008 03:30)
salopard:

Milaza ho badboy, nefa rehefa domin'ny mpiandry ,sy ny mpanala demony, mitsoaka.

Milaza hoe: tsy mila sady tsy azo valiana izay lazainy

misaron-tava, tsy sahy miseho @ tena tavany

sniff...
badboy :

Lohateny : HO an'ny mpiandraikitra : mila manokatra fiangonana virtoaly
Hita izao fa maro ny mpisera mahay mitoriteny ary maro ireo disciple sy mpanohana azireo!!
tsy tokony ho faly ve ialahy hoe nisy mpampianatra izahay ?
badboy:

Koa mba hahamoramora ny fiainany dia raisiko ny andraikitra @ fangatahana aminareo mpiandraikitra ny serasera mba hanasiavana biriky momba ny "FIANGONANA VIRTOALY"!!
efa niteny izany foana ikaretsaka ary nasiany niala mihitsy aza ireo mpitory ka tsy voatohany satria satana ny azy no miasa ,ny olona Andriamanitra no manampy azy fa tsy ny tenany irery
badboy:

Ny atao pasitera sy mpikolokolo io dia na rijadolly, na niryna, na koa prime, todisoa2 tsy haiko raha te hilatsaka!!
aiza ikaretsaka ??? Mianatra fivavahana no ataony ,izay no nandefasana azy ?? sa manakorontana ?? ireo olona ambony ireo no toheriny inona izany no hinoany raha mitory famonjena foana ireo olona ireo ,mampianatra ny olona ny hibebaka sy anatona an'Andriamanitra ? anareo no mijery aza tsaraina izy fa tafiditra ao anaty vovo .
badboy:

Ka dia miandry anareo mpiandraikitra izany fa efa tongotra mby andakana ny azireo, ary ny ondry mpanaraka toa efa maro ihany raha ny fahitako azy!!
=))=)) ,tsy voatanan'ikaretsaka intsony ny olona,tsy zareo no nifidy ho tonga teto,tsy zareo no nanery ny olona ihaino ny marina ,efa ela izay ry lery e,mody adala daholo ny olona ,izany akory tsy midika fa vendrana
misaotra badboy-ikaretsaka
ikaretsaka:

afaka hazavaina sy ve;abelarina kokoa ve ny tian-kolazaina @ le hoe "mahitahita"?

toa ikaretsaka indray no miteny eto ...sao dia diso fa badboy no nosoratan'ialahy eo ambony fa tsy ikaretsaka androany a

xxx:

badboy ihany tokoa angamba no ikaretsaka

jereo daholo tokoa anie e !

badboy:

Izay no mahatonga an'i père pedro manao asa fa tsy kabary satria fantany tsara fa ny asa vita no hifampitsarana!!

badboy = ikaretsaka ??? fody fahiny

ikaretsaka:

ny toriteny hitako mandeha indrindra dia tsy ny fanaovana wawawa fa ny fampiasana azy @ actes anao
Pere Pedro Raha mitory teny 20 minutes raha misy de misy..

badboy:

ikaretsaka >> GOOD BOY!!!

Tena izay ilay izy, ny asa vita no ifampitsarana ... ary asa fa tsy kabary!!

[B] MITANDREMA FA TAFIDITRA NY MPANOHITRA AN'I JESOSY KRISTY,JEREO ,AVADIHO NY HAFATRA REHETRA FA IZAY REHETRA MITSANGANA MITORY NY TENIN'ATRA DIA EFA MIANDRY EO AMBARAVARANA IZY TOY NY LIONA MITADY ARAPAKA.
RAHA MILAZA IZY FA KARAZANA MPIANDRY AMIN'NY KATO ,METY HO MARINA IZANY SAINGY NIVADIKA TAMIN' ATRA IZY KA NANAIKY NAMPIASAN'ILAY SATANA [/B]

13. badboy ( 25/08/2008 04:27)
OUAH manjelatra beny masoko mahita ilay hoe toa liona sy ilay hoe nivadika @ A/tra!! Izany hoe efa niaraka zany izaho sy raxxx tany ananona tany dia nandrasako teo ambaravarana raxxx de nivadika liona aho, ary teo no liazandraxxx he nivadika @ A/tra ... satria nivadika liona!! Tena tsy azoko fa azavao!!

Ary hita izao fa manohatohana iay hevitra mety ho marina asehon'i badboy raha izao no fijery azy!! iza ilay voathoana, ireo tsy dia lalina loatra ve ny fahalalany ilay SM sa ireo tsy manaiky ny hevitry ny hafa fa ny azy ihany no tokony henoina sy ekena?? Asa, za tsy mahalala ary tsy mahitahita satria izy miafina ao ambadik'i xxx!!

Raha nahay naminany sandoka tahaka azy aho @ filazana fa ikaretsaka ihany no badboy dia mety ho haiko hoe iza io xxx io, fa saingy indrisy fa izaho tsy mpaminany sandoka dia tsy fantatro hoe iza!!

Ary raha manahirana andraxxx ny lazain'i badboy dia badboy enjehina, izay mahsaky mampiseho ny heviny @ fampisehoana ny solonanarany, fa aza apitika any @ olonkafa ilay izy!! Ok raxxx? ;-) ;-) ;-)
14. ikaretsaka ( 26/08/2008 03:20)
anisan'ny ota kao ange ny fijoroana zavatra tsy marina e! mandika ny didin'Atra fahavalo (aza miapanga lainga) izany

katesizin'ny fiangonana andalana faha 2476 sy 2477:
False witness and perjury. When it is made publicly, a statement contrary to the truth takes on a particular gravity. In court it becomes false witness. When it is under oath, it is perjury. Acts such as these contribute to condemnation of the innocent, exoneration of the guilty, or the increased punishment of the accused. They gravely compromise the exercise of justice and the fairness of judicial decisions.

2477 Respect for the reputation of persons forbids every attitude and word likely to cause them unjust injury. He becomes guilty:

- of rash judgment who, even tacitly, assumes as true, without sufficient foundation, the moral fault of a neighbor;

- of detraction who, without objectively valid reason, discloses another's faults and failings to persons who did not know them;

- of calumny who, by remarks contrary to the truth, harms the reputation of others and gives occasion for false judgments concerning them.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0628