finona

1. 08051972 ( 22/08/2008 15:26)
Manaôna daôlo e! Mba misy fanontaniana kely manelingelina ny saiko ho aho inty ka mba hilako hevitra avy aminareo:
Nivavaka t@ ireny fiangonana atao hoe mifoha na koa hoe"secte "ireny aho taloha. tsy mba nila namonjy dokotera aho fa ametrahantanana de sitrana. Amin'izao fotoana izao anefa toa ohatriny hoe refa marary de mandeha dokotera, tsy manabola de mindrana any @ banky...!Toa tsy mahay mampiasa finoana intsony ve zà sa .....?????!!!! :-w ^:^
novalian'i 08051972 ny 01/09/2008 13:21
2. simplex ( 22/08/2008 15:48)

aretina psykolojika ngambany :)
3. xxx ( 22/08/2008 16:01)
sarotra be ilay fanontanianao satria tena sitrana marina ve ianao tany? ary raha sitrana tany (secte) ianao dia ampesao ilay finoanao izay nananao tany . Ny finoana @ Andriamanitra dia mahavita zavatra betsaka
4. badboy ( 22/08/2008 16:30)
simplex>>> :-D :-D :-D :-D

Tena io efa voalazan'i simplex io no valiny!!! :-D :-D :-D :-D
5. ikaretsaka ( 22/08/2008 17:44)
:-D :-D :-D
6. rijadolly ( 22/08/2008 18:45)
08051972>>>>08 MAI 1972 A!36 taona zany se ô!sa????
Miverena any ndray aloha dia test-eo tsara le fanahy niasa tany hoe ok! sa tsy
7. fahamarinana ( 22/08/2008 18:50)
:arrow: rijad : :) nareo kosa dia mampihomehy...ny ahy ny naika hanontaniako hoe f'angaha manome vola koa ny any satria lasa mindrana any am banky izy zao... :) (l)
8. rijadolly ( 22/08/2008 19:08)
Mety mande tsara angamba ny fitadiavam-bola tany ko.Sao dia latsaka noho ny tao kosa ary ny Finoan'08051972 zao e? Ampiakaro kokoa noho ny tao ny Finoana rse a!
9. ni81 ( 22/08/2008 19:50)
nareo kosa dia mampihomehy...ny ahy ny naika hanontaniako hoe f'angaha manome vola koa ny any satria lasa mindrana any am banky izy zao...
:lol:
10. niryna ( 22/08/2008 20:08)
Efa nalefako ity

Hoy isika hoe : tsy ho tanteraka mihitsy izany ka !
Fa hoy Jesosy : Izay zavatra tsy hain'ny olona dia hain'Andriamanitra. Lioka 18:27


Hoy isika hoe : Tsy manana hery intsony aho
Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'Ilay mampahery ahy. Fil 4:13

Na inona na inona toerana hivavahana ka atao amin'ny finoana izany dia mampiseho amintsika ny heriny tokoa Atra .Ataovy ny fanandramana,tsy ho voatery hiverina any aminizay fiangonana niangonanao taloha hianao fa na hianao ihany aza no mivavaka ka atao amin'ny finoana dia anampy anao tokoa ATra.Manjary lasa ilay anarana fiangonana no nanasitrana raha izany fa tsy ny anaran'ilay Kristy izay nanome hery
11. fijo ( 22/08/2008 20:44)
miverena marina any fa mety aminao izany ny sekta ko.de aza mitady dokotera mihintsy,na dia voan'ny cancer aza ,fa vitann'y tanana io ka.safosafo de sitrana
12. 08051972 ( 24/08/2008 08:18)
rijadolly:

08051972>>>>08 MAI 1972 A!36 taona zany se ô!sa????
Miverena any ndray aloha dia test-eo tsara le fanahy niasa tany hoe ok! sa tsy

f'angà nety intsony e!K'io test io indrindra no nahatongà nametraka fanontaniana @ nareo hoe aôna no fomba ataoko mba hiverenan'io finoana io?

:roll: :roll:
13. 08051972 ( 24/08/2008 08:21)
ni81:

nareo kosa dia mampihomehy...ny ahy ny naika hanontaniako hoe f'angaha manome vola koa ny any satria lasa mindrana any am banky izy zao...
:lol:


Nen-se kosa e!:-D :-D :-D !
14. 08051972 ( 24/08/2008 08:25)
rijadolly:

Mety mande tsara angamba ny fitadiavam-bola tany ko.Sao dia latsaka noho ny tao kosa ary ny Finoan'08051972 zao e? Ampiakaro kokoa noho ny tao ny Finoana rse a!


K'ilay fomba fampiakaran'ilay finoana anie no mba anontaniako oe atao anôna e? Ny marina de nahay nionona t@ izay nananakoà taloha f'izao kosa de tsy ampy fôna na de betsaka lavitra noho ny taloha aza ny eo ampelatanako!!
:oops: :oops: :oops: :oops:
15. ni81 ( 24/08/2008 09:04)
Nen-se kosa e! !
Mihomehy aho t@ ilay fanontaniana napetrany e!
K'ilay fomba fampiakaran'ilay finoana anie no mba anontaniako oe atao anôna e? Ny marina de nahay nionona t@ izay nananakoà taloha f'izao kosa de tsy ampy fôna na de betsaka lavitra noho ny taloha aza ny eo ampelatanako!!
Mety lasa be aingitraingitra angamba ianao @ zao fotoana izao fa tsy toy ny taloha!
16. fahamarinana ( 24/08/2008 10:42)
08051972:
f'izao kosa de tsy ampy fôna na de betsaka lavitra noho ny taloha aza ny eo ampelatanako!!

:arrow: mila amboarina kely izany ny sitrapo izay azo ampandeferina aloha ny sasany ,raha ny eritreritro,satria mety hanova zvtr betsaka io,hampijanona ny vola eo am-pelatanana ka tsy ilaina akory ny mindrana any amin'ny banky (sady tsy dia solutions loatra fa lasa vis sans fin dia mindrana lava eo,dia mamerim-bola lava koa.,am-pitiavana no ilazako izany fa efa nahita namana surendetté aho ka sahirana tokoa)....Dia voalazan'ny niryna tery ambony hoe manantona Fiangonana eo akaiky eo dia tohizo ny fiainam-panahy fa hitondra filaminan-tsaina ho anao satria olona Mpino ihany koa ianao raha araka izao dinika nosokafanao izao.
08051972:
Toa tsy mahay mampiasa finoana intsony ve zà sa .

:arrow: Aza ampiasaina ilay Finoana fa hiainana tanteraka mihintsy....fa lasa raha tsy tanteraka ny sitrapo sy fangatahana dia Andriamanitra no mahazo tsiny.Mahereza e... :) (l)
17. 08051972 ( 01/09/2008 13:21)
Misôtra betsaka t@ valinteninareo rehetra de samy mahaeza ary ô!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0856