tena fitiavana sa mampirafy
1. xxx
(
21/08/2008 11:04)
inona no ataoko fa za efa manambady nefa misy olona miaraka @ko? izy koa loha efa manambady fa izy en France fa à chaque fois tonga eto izy dia miaraka zahay fa refa any izy dia mifampitel foana dia mfandefa email sary, etc, je l'aime tellemnt.zahay tsy te hisaraka mitsy fa otrany msentir samy mbola tia sa ve miexiste ve lay terme hoe mampirafy , @ko ca n'existe refa tena tia angamba io fitiavan io no mampisafotofto ny olombelona retra eto antany, ary refa tena senrany tinao ianao tsy afaka manda raha @ko, tsy azo ny mivoady @resaka fitiavana, mba mangataka hevitra avy @nareo zaho
novalian'i rojosalohy ny 04/12/2008 06:23
3. xxx
(
21/08/2008 12:20)
Ka iza no taloha le vady sa le sipa?
Rah le sipa no taloha de tokony notsorinao taminy fa nanambady ianao, anjarany sisa no mandray zay fanapahan-kevitra tokony hataony.
Fa raha le sipanao no tafara de fanitsakitsahana ny hasin'ny maha fanambadiana azy tsotra izao no ataonao sady izay izy efa manambady koa.
Amiko aloha le terme hoe mampirafy de samy velomina le vhv anakiroa ary samy anananao tokan-trano koa ( Zany hoe : tokan-trano roa no iandreketanao ) Anjaranao ny mandray mesure na hijanona @ vadinao na hamonjy ilay sipanao ( kanefa izy koa misy ny vadiny izay tsy hainao na tiany mihoatra lavitra noho ianao ). Fa tsy tsara ny manao tan-droa, Ny fitiavana ( entre mpifankatia ) tsy tokony hisampana izany fa rehefa ny iray no tianao de izay fa tsy misy olon-droa tokony hiaraka tianao zany. Misy fitongilanany kely foana io, tsy maintsy latsaka ambany ny ankilany.

4. xxx
(
21/08/2008 15:30)
Efa manambady ianao, hajao ny fanambadiana, miaraha miresaka betsaka @ vadinao, manova zavatra miaraka ianareo, ilay bandy iray indraindra fotsiny iny, mety hotianao izy izao fa fitiavana manadalo fotsiny io. Tsinjovy ny avenir-nao, milalao @ afo ianao ny tena olana dia tsy ho zakanao mihitsy ny consequencen'io raha tsy mijanona aingana ianao betsaka ny olona itako dia mi-subir an;ilay zavatra natao ary tena mijaly mihitsy. Ka pour evitena an'io dia mitodia any @ vadinao ny fonao sy ny fitiavanao ary ny sainao. Zaro ny tenanao @ io
5. xxx
(
21/08/2008 16:22)
Te hiteny an'ise za hoe mahaiza mionina ry xxx-voalohany, tiavo ny vadinao satria izay no fahendrena sy tsy miteraka pb be indrindra (tsy fantatro koa moa hoe efa misy zaza ve sa tsia eo anivon'izany fanambadianareo roa tonta izany??)
Kanefa efa ela ihany koa no nanontany tena aho momban'ity fiainana eto an-tany ity ka ny zvtr tsapako dia ny fitiavana ihany zava-dehibe eto an-tany. Ka ho ferana indray ve izay mba nahita ny sahaza azy?? Ka hoy aho hoe tsia. Isika olombelona ka mety diso lalana indraindray. Ka raha tena mifankatia marina ianareo roa?? dia ataovy izay iarahanreo fa kosa mila ajanonareo ny fiarahanareo amin'ny vadinareo tsirairay avy.

6. vale
(
21/08/2008 17:21)
Miombon-kevitra @ i xxx farany aho! Raha hitanao fa ny anareo sy ilay sipanao no mahery kokoa ny fifankatiavana, dia miresaha aminy, ka raha vonona hiala @ vadiny izy dia mitovy izany ny fanirianareo, raha toa kosa mandà izy dia mialà aminy e! hataony famantanana fotsiny angamba ianao raha izay no fisehony! ny ilazaiko oe mialà @ vadinao..dia aleo kokoa ianao mitsotra @ ary miala aminy toy izay mamitaka azy! sao manody e! izay dia diniho tsara ihany!
7. malala1
(
21/08/2008 17:36)
tohizo foana raha mifandanja amin'ny fiainanareo ka tsy mampisy olana.
8. ni81
(
21/08/2008 18:00)
inona no ataoko fa za efa manambady nefa misy olona miaraka @ko? izy koa loha efa manambady fa izy en France fa à chaque fois tonga eto izy dia miaraka zahay fa refa any izy dia mifampitel foana dia mfandefa email sary, etc, je l'aime tellemnt.zahay tsy te hisaraka mitsy fa otrany msentir samy mbola tia sa ve miexiste ve lay terme hoe mampirafy , @ko ca n'existe refa tena tia angamba io fitiavan io no mampisafotofto ny olombelona retra eto antany, ary refa tena senrany tinao ianao tsy afaka manda raha @ko, tsy azo ny mivoady @resaka fitiavana, mba mangataka hevitra avy @nareo zahoManontany ianao hoe: tena fitiavana sa mampirafy? Ny valiny omeko dia hoe: mampirafy satria miaraka @ olona roa samihafa ary fitia te hanana tombony ankoatran'ny efa ananana.
Mieritrereta fa miverina ny atao...
9. fasaly
(
21/08/2008 20:05)
tena fitiavana sa mampirafy???? :arrow: MAMPIRAFY raha miaraka am olona mihoatra ny iray...fitiavana matoa hiarahana ilay olona....
11. ikaretsaka
(
22/08/2008 02:19)
fiainana daholo izany... za kao miombonkevitra @ fijo, aza fitahina ny saina
12. Herimiafina
(
22/08/2008 03:11)
tena fitiavana sa mampirafy?
Miankina amin'ny hoe fitiavana inona ilay izy? Tiana manakory? Tiana eny ambony fandriana fotsiny sa tiana hiara-antitra? Ary ataoko angamba fa raha ilay fitiavana eny ambony fandriana fotsiny dia tsy haharitra fa ho leo eny foana. :^)
13. fasaly
(
22/08/2008 05:29)
tandremo fa misy ny hoe miaraka fotsiny fa resaka revirevy fitiavana ambony fandrina fa lasa ni transforme fitiavana sentiment goavana lalina be an! hany ka lasa resaka fanambadina ny fiafarany....nefe juste hoe revy fotsiny tam vlou! arakaraka ihany io.....
14. naughtyboy
(
22/08/2008 10:36)
Ozy fasaly
"tena fitiavana sa mampirafy???? MAMPIRAFY raha miaraka am olona mihoatra ny iray...fitiavana matoa hiarahana ilay olona.... "
io no azo ekena mazava fa tsisy fitaka..
"tena fitiavana sa mampirafy???? MAMPIRAFY raha miaraka am olona mihoatra ny iray...fitiavana matoa hiarahana ilay olona.... "
io no azo ekena mazava fa tsisy fitaka..
15. xxx
(
22/08/2008 15:51)
Miankina amin'ny hoe fitiavana inona ilay izy? Tiana manakory? Tiana eny ambony fandriana fotsiny sa tiana hiara-antitra? Ary ataoko angamba fa raha ilay fitiavana eny ambony fandriana fotsiny dia tsy haharitra fa ho leo eny foana
eritrerita tsara mihitsy fa tena marina io lazain'i herimiafina io....
ilay fitiavana ankehitriny ko anie tena tsy fitiavana tena fitiavana intsony e..
16. fijo
(
22/08/2008 20:18)
ka izay anie ry fasaly e,ze ao an tsain aihany arahana ,fa aza mamitatena
17. fasaly
(
22/08/2008 21:07)
fijo: hazavao kely hoe lay mamita-tena fa tsy mety azoko antsaina mitsy...
tsy ny fo ve no henoina sa ny saina no arahina de inona no mahamitaka ny tena :wink: :°)
tsy ny fo ve no henoina sa ny saina no arahina de inona no mahamitaka ny tena :wink: :°)
18. Herimiafina
(
23/08/2008 04:19)
fasaly:
tandremo fa misy ny hoe miaraka fotsiny fa resaka revirevy fitiavana ambony fandrina fa lasa ni transforme fitiavana sentiment goavana lalina be an! hany ka lasa resaka fanambadina ny fiafarany....nefe juste hoe revy fotsiny tam vlou! arakaraka ihany io.....
Ie, raha tsy manambady ilay iray.
:-D :^)
19. fasaly
(
23/08/2008 05:38)
hoy i herimiafina:
raha izany tranga izany indray aloha ho ny iray manambady ny iray tsy manambady , raikitra ny revirevy dia nivadika grand amour be! euh! :-P
sarotra ihany fa dia tsy maintsy mandray fanapaha-kevitra....ho tohizana sa hadaboka sa misaraka ilay iray dia mivady izy roa misy trois solutions izany ka zay mety no hatao sa???? :°)

20. Herimiafina
(
23/08/2008 12:55)
Razoky aza retsy ohatry ny mi-profite be an'ilay hoe ny iray any Dago moa ny iray any andafy. Raha grand amour dia efa nanao safidy razoky raha tsy hoe be kabary fotsiny sy fampanantenana pokaty. :^)