tena fitiavana sa mampirafy

21. fasaly ( 23/08/2008 16:44)
fa iza klou zany razoky mampanateana pokaty izany e! hihihih
22. Herimiafina ( 23/08/2008 20:14)
Le razoky any andafy kah!
Ilay izy koa anie mety tsy dia nifankatia be ohatr'izany akory raha samy libra e, fa angamba ilay efa samy leo ny fanambadiana dia nisy echapatoir kely mba nipoitra dia izay fotsiny no tena mahafinaritra amin'ilay izy fa tsy dia tena hoe fitiavana be Love story akory! :^)
23. xxx ( 25/08/2008 10:55)
Herimiafina:

Le razoky any andafy kah!
Ilay izy koa anie mety tsy dia nifankatia be ohatr'izany akory raha samy libra e, fa angamba ilay efa samy leo ny fanambadiana dia nisy echapatoir kely mba nipoitra dia izay fotsiny no tena mahafinaritra amin'ilay izy fa tsy dia tena hoe fitiavana be Love story akory! :^)

Zany koa aloha tsy ferana e! manampy trotraka koa hoe virtoaly fotsiny ilay resaka fa tsy misy fiainana andavan'andro zaraina, ahitana gidragidra sy rahoraho., rariny raha mamy be, ohatran'ny mbola tsy nitia mihitsy.

Ny fahendrena angamba dia hoe "tano ny azo fa sarotra ny mila e" . Ny ambiny indray izay hifanarahanareo roa ao, rehefa tsy misy maratra dia izay ihany.

24. fijo ( 26/08/2008 19:25)
fasaly an,ohatra izao misy olona manambady,de migidraka lava,de nahita sip atena tiany ilay iray.ilay ao antrano efa tena tsy ao intsony le feeling.de hiaretana ao ve satria hoe efa vady???izay le hoe aza fitahana ny tena,rehefa tsap afa tsy ao intsony dia aleo mifindra vazo
25. jujul ( 02/09/2008 14:51)
ratsy aloa amiko zany mampirafy zany na lahy na vavy e! :twisted: tena tsy milay .Nefa matao ny olona iray mampirafy de misy tsy hifanarahana ao , oh: mety tsy mahazo fafiny rehefa miray , na le iray be resaka loatra :-@ de le ray :roll: de mifanaraka le longeur d'onde e! fa ratsy aloa le izy , za loa tsy anao zany e! ^:^
26. xxx ( 02/09/2008 15:54)
ngah?
27. 08051972 ( 10/09/2008 20:11)
xxx:

Ka iza no taloha le vady sa le sipa?
Rah le sipa no taloha de tokony notsorinao taminy fa nanambady ianao, anjarany sisa no mandray zay fanapahan-kevitra tokony hataony.
Fa raha le sipanao no tafara de fanitsakitsahana ny hasin'ny maha fanambadiana azy tsotra izao no ataonao sady izay izy efa manambady koa.
Amiko aloha le terme hoe mampirafy de samy velomina le vhv anakiroa ary samy anananao tokan-trano koa ( Zany hoe : tokan-trano roa no iandreketanao ) Anjaranao ny mandray mesure na hijanona @ vadinao na hamonjy ilay sipanao ( kanefa izy koa misy ny vadiny izay tsy hainao na tiany mihoatra lavitra noho ianao ). Fa tsy tsara ny manao tan-droa, Ny fitiavana ( entre mpifankatia ) tsy tokony hisampana izany fa rehefa ny iray no tianao de izay fa tsy misy olon-droa tokony hiaraka tianao zany. Misy fitongilanany kely foana io, tsy maintsy latsaka ambany ny ankilany.

Ka naôna kosa no hoe tsimaintsy hisy tiana miôtr'izany? Azo koa naie ny samy tina e! a ny hoe manitsakitsaka ny hasin'ny fanambadina indray Ka iza ary no diso ilay nanao ny fitiavana tao am-po sa ireo ol tia? Mifamenomeno eo ireo fitiavan roa ireo de rà mahay izy mandroa fa rà tsy mahay de votsidroa!

:-D :-D
28. doxie ( 22/10/2008 08:51)
ajanony any zany sipa zany fa ajao ny vadinao.mijangajanga tsotra zao enao nefa ra misy faotana tena anamelohana atsika de io fijangajangana io,fitaka meny satana io ka mivava mba andresy ny fakapanahy.tsy maintsy fatani vadinao io na o ela na o aingana de aona ny conséquence zay surtout ra misy zaza nareo,aza tia tena fa jereo ny fianakavina.efa niaina @zao za ary saika tsy nipardoné @i vadiko mintsy za saika rava zay naorinay rehetra,ary souffrance no aterakio @farany fa ajanony,ny vady avy @Atra ary izy no sahaza anao sy mahasoa anao matoa nomeny ka hajao tsara.
29. ni81 ( 22/10/2008 09:09)

=D> =D> =D>
30. rojosalohy ( 04/12/2008 06:23)
ni81:

Ka indraindray anie ny fanambadiana tsy mifanindry @ fitiavana é! mety nihosotra manjarano ny fifankatiavana tany @ mbola mpifankatia ka nihevitra hoe tena fitiavana! tsy adala akory ny fo raha sahy mitia olon-kafa. Fantany ihany izay hahalalany ny fitiavana. Mety eo @ sipany no misy ny fitiavana saingy eny @ ilay vadiny no napetraka ho anjara. Anjarany angamba no manapakevitra izay tokony ho ataony. Raha endrika samy hafa no hitiavany an'izy roa dia tsy misy ny fampirafesana saingy raha tsy fantany kosa hoe inona no maha-samy hafa ny zavatra tsapany eo @ izy roa dia mampirafy tsotr'izao izy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4805