nationalité
1. malalany
(
20/08/2008 08:20)
possible v oe manana visa long séjour nefa mety ahita pb eny ivato ra makany dago,lazao oe ny experience-nareo.
Firy taona marina après mariage vo azo nationalité,misy miteny oe4ans ,5ans ary d gaga ary ah fa nisy namako vo nitantara 10ans après tsy mbola nomena (saingy gasy alo lé lhl e)
Firy taona marina après mariage vo azo nationalité,misy miteny oe4ans ,5ans ary d gaga ary ah fa nisy namako vo nitantara 10ans après tsy mbola nomena (saingy gasy alo lé lhl e)
novalian'i fahamarinana ny 25/08/2008 17:46
2. fahamarinana
(
20/08/2008 08:30)
:arrow: raha mbola en regle,manana visa long séjour tokony tsy ahita probleme izany eny ivato.
Mikasika ny nationalité dia apetraho aloha ny demande dia miandry ny valiny sisa fa tsy misy azo atao ankoatr'izay.... :) (l)
Mikasika ny nationalité dia apetraho aloha ny demande dia miandry ny valiny sisa fa tsy misy azo atao ankoatr'izay.... :) (l)
3. kanja7
(
20/08/2008 15:50)
:( Amiko manokana aloha na carte de séjour 3 mois ary no azonao dia afaka miverina aty tsisy blem enao fa miverna alohan ny éxpiration n ilay carte fotsiny!
5. mimoza
(
22/08/2008 19:46)
malalany:
possible v oe manana visa long séjour nefa mety ahita pb eny ivato ra makany dago,lazao oe ny experience-nareo.
Firy taona marina après mariage vo azo nationalité,misy miteny oe4ans ,5ans ary d gaga ary ah fa nisy namako vo nitantara 10ans après tsy mbola nomena (saingy gasy alo lé lhl e)
Après 4 ans de mariage no mametraka ny demande de nationalité,fa ny valiny dia miankina surtout @ situation du demandeur, tsy automatique ny obtention
8. malalany
(
24/08/2008 09:14)
d misaotra ry reto,efa fantatro iany reo fa ny magaga ah mantsy lé oe refuser ny any sasany ra gasy ny vadiny,bref ca pe arriver
9. ni81
(
24/08/2008 09:38)
d misaotra ry reto,efa fantatro iany reo fa ny magaga ah mantsy lé oe refuser ny any sasany ra gasy ny vadiny,bref ca pe arriverMisy antony maro no tsy hanomezany nationalité kah! Ohatra iray ho lazaiko anao ity.
Vao taona vitsivitsy izao dia misy ilay hoe "vivre en France", asaina ataon'ny vahiny monina eto Frantsa. Misy formation civique amin'io fotoana io izany. Tsy manery izy, kanefa misy fiantraikany ho an'ny olona izay miseho mafy loha tsy mandeha @ izay zavatra tokony ho nataony tao.
Dia misy zavatra be dia be azavainy ao @ lafiny rehetra misy eto Frantsa. Dia miresaka aminao ilay olona, ary mametraka fanontaniana izy dia @ iny fanontaniana iny no hanomezany noty an'ireo olona voantso @ io "vivre en France" io. Ny noty omeny @ io dia 1 à 4. Izay ambany noty moa eto dia asainy mianatra miteny frantsay (gratuit). Dia omeny attestation, ary iny attestation iny hoy izy ireo entina rehefa mangataka nationalité.
Ka misy fepetra tsy feno angamba no tsy nahazoan'ilay namanao.
10. tsidina
(
24/08/2008 15:34)
Hono hoa, le zaza manana reny gasy zany tsy afaka mandova any dago? satri izy tsy manana nationality gasy?
11. fahamarinana
(
24/08/2008 15:44)
:arrow: oui,normalement ,raha tsy mana nationalité gasy tokoa tsa afaka mandova...zay no hanaovako ny ahy fa zà ngetroka be any. :-P :-D :-D (l)
12. tsidina
(
24/08/2008 16:02)
tena tsy rariny kosa aloha zany lalana any dago zany ka, de ahoana zany ny villa efa vita reo? lol,lol!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Sao mba misy resaka fialonana gasy manambady etrange kosa aloha t@famoroanana lalàna e?
Sao mba misy resaka fialonana gasy manambady etrange kosa aloha t@famoroanana lalàna e?
14. fahamarinana
(
25/08/2008 14:03)
tsidina:
Sao mba misy resaka fialonana gasy manambady etrange kosa aloha t@famoroanana lalàna e?
:arrow: tsidina :tsy voatery hoe filonana satria na smy gasy aza ny rar (vazaha ttasy )ny zaza fa teraka taty frantsa oh ny zanany dia toy io daholo..fa mila verifier-na ny info fa reko tamin'olona io ....
booboo :marina anie zany.. :-P :-D (l)
16. fahamarinana
(
25/08/2008 17:41)
:arrow: :-D :-D tena mbola manangona ariary aza atao fa mba mivazivazy akia a.. (l)
17. ni81
(
25/08/2008 17:43)
tena mbola manangona ariary aza atao fa mba mivazivazy akia a..ny ariary mitambatambatra ihany no ho tonga an'alina ange e! :D