sadc midikizo sa tombotsoa manokana ??

1. nororavel ( 18/08/2008 20:28)
Inona marina no tena filaza izao nisy ve fanazavana @ io fidirana @ ity sadc ity ary fantantsika malagasy ve ny sadc, raha niditra t@ europe dia efa 40 ans no namolavolana izany vao tena nandeha ary izao aza dia tsy dia hita loatra no nilaina azy ka io mihitsoka io nahatonga ny fanontaniana maro misy ve vy débat mazava na referundum t@ izy ity sa dia nalefa fotsiny didiko fehy lehibe?
ny Tiko no ahazo tombony fa ramalagasy dia hivarotra tanindrazana tsy fidiny ireo afrikana hiditra daholo, mozambique, tanzanie, malawi, sns..
Ravalo ve hivarotra tanindrazana?
Sa atao ohatran'ny FJKM ka lasa fiangonandravalo " kaisara alao hoan'ny kaisara fa ny an'Andriamanitra (fiangonana )aleo ho an' Andriamanitra ! Tenin 'Andriamanitra io fa tsy tenin'olombelona
ho responsable eo anatrehan'ireo zanaka amampara isika indrindra fa ireo mpitondra fivavahana manao politika ireo ;
Ravalo hiala moramora handositra fa ny firenena voavarotra @ vahiny io no lalana tsy maintsy alehany MAP sns Rediredy daholo .... isika malagasy ihany no tsy maintsy manao ny safidy fa tsy olontokana na antoko ny dictature irery
:evil: :evil: Voavarotra daholo ny tany manjaka tanteraka ny vahiny fa isika malagasy miha mafy ady andro aman'alina dia lomosana @ resabe tsara lahatra nefa ny mpitondra mangalatra sy manao ampimamba ny firenena sy tsy manaja ny lalana misy manitsakitsaka ny vahoaka madinika sy manarona ny marina sy ny zava misy satria verouiller daholo ny débat public sy ny fitsarana ka izay milaza ny marina dia lazaina fa arema na very seza na mpanohitra ka hamoronana dossier hanagadraina azy
dictature no filaza izany
2. karavasy ( 18/08/2008 22:33)
Mifangaro voraka ry manampahaizana avolenta "nororavel" ny zavatra lazainao. Ary ianao no tena tsy mahalala inoninona angamba fa miteniteny fahatany. Ny maha-mety sy tsy maha-mety ny fidirana ao aloha dia resaka lalina tokoa saingy ny fanehoanao azy tsy araka ny tokony izy.
Ny fanazavana ny fidirana amin'ny SADC tena nisy marobe izay handraikitry ny Ministeran'ny Varotra tany aloha. Tsy vao izao io resaka io fa misy dingana maro ka tsy vita eto ny fanazavana izany ary ny tompon'andraikitra no manazava azy fa tsy miteniteny foana.
Ny hoe "...raha niditra t@ europe dia efa 40 ans no namolavolana izany..." Tsy mazava satria tsy mbola nisy Madagasikara afaka miditra ho Europa izany mihintsy ary resaka samihafa tanteraka. Koa mba manadihadiha alohan'ny hanoratana.
Fa iza no milaza aminao fa Ra-8 no maha-tongan'ny Malagasy hiditra ao ? Na ianao aza no lasa filoha dia zavatra maro no tsy hainao ary manaraka izay lojika efa notarihan'ny mpitondra mifanesy ny sasany amin'ny fifandraisana iraisampirenena. Be no tsy hain'ny Filoha izay tonga ary tsy mahafehy ny rehetra izany na iza na iza
3. nanas ( 19/08/2008 16:44)
nororavel:

Inona marina no tena filaza izao nisy ve fanazavana @ io fidirana @ ity sadc ity ary fantantsika malagasy ve ny sadc, raha niditra t@ europe dia efa 40 ans no namolavolana izany vao tena nandeha ary izao aza dia tsy dia hita loatra no nilaina azy ka io mihitsoka io nahatonga ny fanontaniana maro misy ve vy débat mazava na referundum t@ izy ity sa dia nalefa fotsiny didiko fehy lehibe?
ny Tiko no ahazo tombony fa ramalagasy dia hivarotra tanindrazana tsy fidiny ireo afrikana hiditra daholo, mozambique, tanzanie, malawi, sns..
Ravalo ve hivarotra tanindrazana?
Sa atao ohatran'ny FJKM ka lasa fiangonandravalo " kaisara alao hoan'ny kaisara fa ny an'Andriamanitra (fiangonana )aleo ho an' Andriamanitra ! Tenin 'Andriamanitra io fa tsy tenin'olombelona
ho responsable eo anatrehan'ireo zanaka amampara isika indrindra fa ireo mpitondra fivavahana manao politika ireo ;
Ravalo hiala moramora handositra fa ny firenena voavarotra @ vahiny io no lalana tsy maintsy alehany MAP sns Rediredy daholo .... isika malagasy ihany no tsy maintsy manao ny safidy fa tsy olontokana na antoko ny dictature irery
:evil: :evil: Voavarotra daholo ny tany manjaka tanteraka ny vahiny fa isika malagasy miha mafy ady andro aman'alina dia lomosana @ resabe tsara lahatra nefa ny mpitondra mangalatra sy manao ampimamba ny firenena sy tsy manaja ny lalana misy manitsakitsaka ny vahoaka madinika sy manarona ny marina sy ny zava misy satria verouiller daholo ny débat public sy ny fitsarana ka izay milaza ny marina dia lazaina fa arema na very seza na mpanohitra ka hamoronana dossier hanagadraina azy
dictature no filaza izany



Tena marina ny zavatra voalazanao.
Ra-karavasy etsy ambony milaza hoe tsy misy maha-fehy an io na iza na iza. I don't think so, misy mahafehy tsara any fa saingy mbola tsy niakatsehatra. Tsara aloha rehefa mihaiky izy fa tsy mahay mifehy le8 vendrana, manampitrotraka an izay tsy fahaizana mihefy zay ilay tena fahadondronan le8 tanteraka tsy nahita fianarana afatsy ronono, vao maika misarika an i Madagasikara miletika anaty fotaka, tsy manana fisainana cultuvE fa mirefarefa @ tany, zany no olona handrandrain ny sasany hampandroso an i Madagasikara. Ra-Karavasy moa io efa manipy gan mikasika ny fanazavana mikasika ny sadic, ny tena marina tsy hainy na tsy azony fa aza omena tsiny.

4. nororavel ( 19/08/2008 17:07)
RAVALOMANANA NO NAMPIDITRA AN'IMADAGASIKARA AO @ SADEC MBOLA MANAMARINA FOANA NY MPANDAINGA SY NY MPANGALATRA TIM MIANAKAVY

26 aout 2005 - CONSECRATION OFFICIELLE DE L’ADHESION DE MADAGASCAR A LA SADC

Le 25ème Sommet de la SADC vient de se terminer le 18 Août 2005 à Gaborone Botswana. Ce sommet a consacré officiellement l’adhésion de Madagascar en tant que membre à part entière au sein de la SADC.

COMMUNIQUE

CONSECRATION OFFICIELLE DE L’ADHESION DE MADAGASCAR A LA SADC

Le 25ème Sommet de la SADC vient de se terminer le 18 Août 2005 à Gaborone Botswana. Conduite par SEM le président Marc RAVALOMANANA, la délégation malgache était composée du Ministre des Affaires Etrangères, du Ministre de l’Industrie, du Commerce et du Développement du Secteur privé, de l’ambassadeur malgache en Afrique du Sud, de plusieurs conseillers et techniciens.

Ce sommet a consacré officiellement l’adhésion de Madagascar en tant que membre à part entière au sein de la SADC. Cette adhésion n’est pas le fruit d’un hasard. Elle s’est faite à la suite d’une longue procédure entre les instances malgaches et celles de la SADC.

Initialement, Madagascar avait déposé sa candidature officiellement en novembre 2002. Cette demande avait été suivie des échanges avec le Secrétariat Exécutif de la SADC en 2003 – 2004. En mars 2004, une délégation malgache avait effectuée une visite du Siège à Gaborone. Madagascar est admis comme membre aspirant de la SADC pour une année en août 2004. Ainsi, pour cette période, selon les procédures d’adhésion à cette Organisation, Madagascar a ratifié le traité et le Protocole sur les immunités et privilèges de la SADC et mis en place un Comité National SADC, co-présidé par MAE, MICDSP, MEFB . Puis, nous avons reçu une délégation de la Troïka , accompagnée du Secrétaire Exécutif de la SADC du 15 au 17 décembre 2004. Conformément à la recommandation de la Troîka, Madagascar devait présenter au Conseil des Ministres de la SADC un document national indiquant un plan d’action suivant lequel il honorera ses obligations et ses engagements à l’égard de la SADC, incluant la mise en œuvre des différents instruments légaux ainsi qu’un calendrier d’adhésion aux différents protocoles et instruments légaux. En février 2005,Madagascar avait participé comme observateur au Conseil des Ministres de la SADC à Maurice. Et en juin 2005 au Conseil intégré des Ministres à Maseru, Lesotho. Le document national avait été communiqué au Secrétariat , ainsi qu’à la Présidence de la SADC le 3 juin 2005.

L’adhésion de Madagascar à la SADC résulte de plusieurs raisons, entre autres la proximité géographique , la puissance économique de l’organisation, l’existence d’importants échanges commerciaux entre Madagascar et certains pays de la SADC tels que l’ Afrique du Sud, une complémentarité prouvée des économies de la région. Par ailleurs, notre adhésion à la SADC est nécessaire en raison de l’ouverture sur le marché mondial et de la libéralisation de notre économie. En outre, la SADC dispose d’un plan stratégique indicatif de développement régional (RIDSP) qui présente les mêmes objectifs que la Vision « Madagascar naturellement » et le DSRP. Lors de son allocution, SEM le Président Marc RAVALOMANANA n’a pas manqué de confirmer l’entière adhésion de Madagascar à ce plan. Ce plan prévoit la mise en place d’une zone de libre échange en 2008 , de l’établissement d’une Union douanière et de la mise en place d’un Marché commun en 2015.

A la fin de son discours, SEM Marc RAVALOMANANA disait : « nous croyons fermement à l’impact que la SADC peut et devrait avoir sur le développement de nos pays ». Madagascar attend des effets positifs de son adhésion à la SADC dans les trois directions suivantes :

- le renforcement de la compétitivité : formation et transferts de savoir- faire, ouverture de nouveaux marchés et concurrence stimulante, mise en valeur du capital naturel, investissement ;

- la protection des ressources naturelles du pays ;

- l’évolution et l’épanouissement des valeurs culturelles nationales.

En contrepartie, Madagascar est tenu à l’adhésion aux divers protocoles de la SADC et leur mise en œuvre et ce conformément à un calendrier prévisionnel d’adhésion. Notons que Madagascar a ratifié le texte consolidé du traité amendé de la SADC avec le protocole sur les immunités et privilèges ainsi que le protocole sur le Commerce. :twisted: :twisted:

MBOLA HANAMARITENA IHANY NY MPANDAINGA SY MPANGALATRA TIM MIANAKAVY
5. naughtyboy ( 19/08/2008 21:04)
salama nororavel e, ra fitinina ny voalazanao de inona no tombotsoa ho azony malagasy @ miaramiasa @ SADC ,efa misy fanahiana sahady mantsy reo vokatsoa ho azo ra hipaka any @ fanatsarana ny fiainambahoka sy rafitra ara toekarena malagasy sa itondra tombotsoa manokana any mpitondra..

fanazavana kely azoko entina @ io no aposako eto , efa mpikambana atr@ 18/08/05 io isika(voamarika etsy ambony adhesion officielle de Mada)zay tarihiny A.toa Levy Mwanawasa ary ny sekretera jeneraly T.Salomao ary namonjy fivorina zany no antondiany le8 tany, izy io de fikambanana marefo @ fanatanterahana asa sy ny vokatra entiny raha oharina @ reo sasany toy ny Southern Africa Custom, Common Market for Eastern and Southern Africa miara miasa isamparitra ao Afrika sy ny nosy manodidina azy eo ambany fiahiny EPZ(ho lazaiko etsy ambany ny momba azy) .Niforona izy reny noho ny rivotry ny fanalalahana ny varotra erantany(market globalisation) iaramiasa ho fampivoarana ny varotra sy toekarena ary fikolokolona ny harena sy tontolo iainany firenena mpikambana ao aminy
D.I.Ratsiraka no nampiditra io fanalalahana io voalohany iatrehana ny olana entiny fanatontoloina manoloana ny toekarena malagasy,satria fepetra notakiany World Trade Organisation @ fampivoarana rafitra aratoekarena @ tany mahantra de tonga ary ny privatisation,fanalalahana reo faritra mamokatra arabarotra samihafa ary indrindra ny fampivoarana ny fanondranana vokatra isampirenena (Export Processing Zone na free Trade Zone) .fikambanana varotra malalaka ny EPZ manana tombotsoa manokana reo mpikambana ao iala @ hetra,ny fahasarotany fitanterana vokatra,
fampihenana na fanesorana tanteraka ny capital control(tsy voadika teny gasy azafady) ary fitsinjovana ny haba(subsidies) @ reo mpandraharaha tsy miankina sy ny hetrantseranana
Hevitra 1 izy io amiko fa tsy vahaolana @ ahafahana ifaninana @ varotra miray zotra(parallel market) ny WTO na ny General Agreement onTariff and Trade taloha ialana @ Import quota(hetra iraisampirenena @ vokatra aondrana) sy Tariff(haba iraisampirenena apetraky ny firenena mpanjifa.
Ny hevitro tsy fivarotana tanindrazana aloha io resaka io fa lalana natao anajariana ny varotra sy vokatra aondrana zay ananatsika toko ratsy resahina ny vanilla zay tedaviny coca cola(corporate brand),ny kafe,ny canelle(cinammon) marihina fa sika no mpanondrana lehibe indrindra @ io taranja io ny tsara2 koko amiko de ny African Growth and Opportunity Act ny bekitana sy ny filohany no mifidy reo mpikambana ao aminy zay manana rafitra mahomby sy tetika lavitrezaka atr@ zao..
de zay aloha no azo naroso fa de samia mamisavisa ry havana amantsakaiza ato @ serasera,somary lava fa elatsiny
. :D
6. menalamba ( 19/08/2008 22:08)
Zany ahay ka fanazavana fa tsy avy dia mihinana am-bolony...Misaotra é
7. naughtyboy ( 20/08/2008 12:24)
tsy misy fisaorana tompoko fa ny fahafinaretana no azoko nizara ny kely ananana toy ny masotsokina..
mihamitombo aza ny fanahiako noho ny tsy fahatokisany valala be mandry intsony ty mpamarina ankady ny firenena ty satria za de tsy mba mino ny kisendrasendra ra polifika no resahina ..nahoana?
tsy ela akory zay de nitototo tatsy sy taroa le8 itady $10 billion anohanana ny tetikasa MAP nazava fa ampahany kely ihany no nampanatenainy reo mpampindrambola toy ny IMF,World Bank sns noho reo fepetra tsy maintsy fenoina sy fitana takiny tsy azo ialana, io antondiany @ io fivorina io de tsisy hevitra hafa azo anazavana azy afatsy findramambola @ reo tany mpandraharaha afrikana @ alalany varoboba atakalo @ vokatsika ampahany miondrana any ivelany amatsina reo redirediny MAP , tapitra ny tiako ambara
sotra tompoko.
8. kidoropamba ( 20/08/2008 15:14)
Ny hany zavatra fantako dia vonona i TIKO hiatrika ny SADC. ka izay tsy vonona dia ndAna mandeha miantsena any bekiraro fa tsy mahatakatra an'izany SAdEky izany.

Porofo @ fahaizana mitondra firenena io nasehon'i filoha hajaina ary mamimbahoaka Ravalomanana io.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
9. naughtyboy ( 20/08/2008 16:28)
...oay saika adinoko efa orany tsianjery mo zao,misy olona 1 zay eto(zanety no anarany..)manonofy fa TIKO no anaran'ilay firenena nosoloiny le7+1 tena t@ io fivoriny SADC ,tsy fidiny azy zany satria asaina miakatra sehatra izy anao tsianjery maimbo satria tsy afaka maneho ny mahaizy azy ny heviny manokana no tsisy hazondamosina :-D :-D :-D
10. ratakktikk ( 20/08/2008 18:24)
Toneo ihany fo fa aza dia miteniteny foana fa raha olona iray no ankahalaina dia lasa vahoaka aman'apitrisany no voateny ratsy:

Hoy nororavel:
Sa atao ohatran'ny FJKM ka lasa fiangonandravalo


Tsy FJKM aho no manamarika an'io.
Raha olona nahita fianarana sy efa mba nivoaka an'i madagasikara no mahateny an'io dia mahamenatra sy mampalahelo ihany.

Marina fa mety nisy zavatra mampalahelo anao mafy nataon'ny filoham-pirenenao taminao na tamin'ny fianakavianao saingy aza hitarina any amin'ny zavatra izay masina sy inoan'ny sasany.

Araka ny hitako tato amin'ny google dia mbola Fiangonan'I Jesoa Kristy eto Madagasikara ny FJKM fa tsy....(io teneninao io)
11. naughtyboy ( 20/08/2008 19:17)
vita ny tsianjery de miatsaravelatsihy kely eto v ry zaneti a :-D :-D :-D :-D
12. nororavel ( 20/08/2008 21:24)
JE CONFIRME ET SIGNE QUE:
FJKM EFA LASA FIANGONANDRAVALO
FJKM LASA MPANAO POLITIKA
FJKM EFA MIANDANY MIALA @ TENIN'ANDRIAMANITRA "AVELAO ANY KAISARA IZAY AN'I KAISARA ARY AN'ANDRIAMANITRA IZAY AN'ANDRIAMANITRA "
LASA MANAO POLITIKA TANTERAKA NY BIRAO NY FJKM
FJKM LASA TSY MIJERY NY TSINDRY AZO LENA TSY SAHY MIJORO HO MPIARO NY MADINIKA FA LASA TIA VOLA SY VONINAHITRA NY BIRAO
FJKM EFA LASA TIM NY BIRAO
NY VAHINY INDRAY NO MIARO NY TSINDRY HAZO LENA NY MALAGASY FA NY FIANGONANA FJKM MIKIPY MODY TSY MAHITA FA MATAHOTRA ANDRAMOSE ny KATOLIKA sisa no SAHY MIJORO MITENY NY TSY RARINY ATAON'NY TIM
JEREO ITONY SANTIONANY
http://www.afaspa.com
13. kidoropamba ( 21/08/2008 08:31)
Izaho aloha miombonkevitra amin'ny filoha hajaina ihany @ izay fividianana ny FJKM ka lasan'i TIKO izao. Rariny io. Mendrika ny malagasy io.

Ny governemanta ange ka efa manaraka ambokony fotsiny ny baiko e. Ny senatera sy ny depiotE koa dia efa nahazo 4x4 ka dia mipirina. Ny HCC moa manginy fotsiny; iREO SEFO De ReZION nahazo ny anjarany. Aleo mba ny an'i FJKM indray izao: Tsy mahavelona ange ireny sakafo "ara-panahy" ireny e. Aleo mba atao dolara izy ity fa raha resaka baiboly rano fotsiny na koa masina masina, dia tsy misy trano ho vita, na sipakely ho azo eo. aleo tonga dia ny vola no resahina. Io no hisaorako an'i filoha hajaina Ravalomanana. Tsy ilainy izany "ara-panahy wawawa" izany.

Io FJKM io ange mety ahitantsika famatsiambola avy any ivelany no sady koa ilaina @ fanomanana ny fifidianana ho avy @ 2012 io. Ireny mpianatra nalefa tany Abileny sy ny forongony ange ka dia oniversitE pirOtesTANta daholo e. Ka rariny loatra raha io no hanaovan'i filoha hajaina OPA.

sady inona no andrasanao @ filoha hajaina? ny volan'i MAP tsy tonga, ny tetik'asa tsy mandeha, ny MAP niantona, ny tany beijing lasa akamakama, dE aleo aloha jerena indray ity "capital" ato @ FJKM fa mety ahazoana vola dolara avy any norvezy, siEdy ary zamerika.

Ravalomanana Ihany!

Dera sy laza ho anao ry tompo mahery Ravalomanana. ^:^
14. naughtyboy ( 21/08/2008 11:20)
nororavel,sao tsy FJKM kosa ngamba no lasany le8 filohany tiko fa reo mpitarika sasany no voangolangolany @ tombotsoa isakarazany ..
eto zao de ahitana porofo mitohoka @ tenda karazan'olona tahak'izany atakalony volany le8 ny tanindrazana zay tsy mendrika ny hisalotra ny anarana malagasy..
15. ratakktikk ( 21/08/2008 18:20)
Eny ary ry nororavel fa dia ekena fotsiny ny fianianana ataonao mba tsy hifandirana. Irariana fotsiny mba hahay hamakafaka lalina ianao fa tsy hanoso-potaka sy hanao safobemantsina.
Mirary soa anao tsy ho tapaka lalan-dra @ty entikentim-po lava ity.
16. madera2 ( 21/08/2008 19:17)
miadry fandrosoana avy @ sadeky ny vahoaka malagasy ! satria afaka hanondrana entana vita malagasy maro isika no afaka hividy vokatra avy any ivelany tiko
17. kidoropamba ( 22/08/2008 09:36)
Hitobaka amin'izay ny entana afirikAna satria efa tsy maharaka ny an'ireto sinoa. Be vola loatyra ny gasy satria tonga ny sAdEky.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
18. naughtyboy ( 22/08/2008 10:53)
ozy madera
"satria afaka hanondrana entana vita malagasy maro isika no afaka hividy vokatra avy any ivelany tiko .."

enga anie mba ho diso ny eritreritro ,ny entana ahondrany malagasy v no ividianany tiko vokatra any ivelany ..mety tara @ vaovao za eto fa ahitsio nga lasa tiko no anarany firenena mifandraharaha @ SADC 8O ..ra zay no marina de voafitaka daoly isika fa loza..
19. kidoropamba ( 22/08/2008 11:02)
Noho ny fitandroana ny hasin'ny malagasy dia izahay @ TIKO dia tsy hanaiky ny hidiran'i YaORta afirikana eto madagasikara. Mainty ny lokon'ny YaOrta avy any sAdekY. Tsy ilaina fa mampivAlana ny ankizy malagasy. Ny maligasizAsion ity efa mamotika ny kibon'ny boay kely ka raha ampina YaOrta afirika dia tena tsy azo vinavinaina ny zavatra avaokan'ny kibo ery @ "varavaran'ny fandrosoana" ery ambany ery.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
20. naughtyboy ( 22/08/2008 13:41)
mba maka kalo saina tsara @ zay fa aoka zay ny tsianjery,ny ho aviny fara amandimby no resaka ao Madagasikara eto fa tsy fanindrahindrana orinasa sy filohany ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.052