sadc midikizo sa tombotsoa manokana ??
21. kidoropamba
(
22/08/2008 14:02)
Aleo aloha handrasako 2 herinandro maka saina tsara na mbola hanohy @ ity politika ity na hijanona tanteraka fa toa lasa resaka fo indray izy ity.
De ho lasa rivotra izany ilay fanantenAna ambasadaoro? malahelo aho marina e. ny taona ity efa be be ihany. pfffff!!!!!
Mba miangavy ny namana TIM mba hanome teny fankaherezana fa tena efa mitady hi-tapy ity ny lohako amin'izao zavatra miseho izao.
ento ambavaka ny firenena hoy AVOKO mpanao kionGA-fOu. Mety hanaraka an'izany angmaba.
Fa miandry fankaherezana avy @ namana TIM aloha ny tenako vao mandray fepetra hentitra.
Ravalomanana ihany fa.... ^:^

22. naughtyboy
(
22/08/2008 15:05)
mety tsy ho mahasakana ny fanirinao ho tonga ambasadaoro akory ny fandraisanao andraikitra @ zay tandrify anao hanalana reny didy jadona sy halabotry ny orinasa @ fanjakana ary ny fanomezana ny zo,sata,hasiny olompirenena malagasy tsy hita isa mijaly sy matiny fahantrana ao @ io tanindrazana malalantsika io. notty miresaka aminao de anisany tsy mikasika resaka politika na manana antoko nefa tsapako fa andraikitro ny mahalala sy maneho ny hevitro ary miaramitady vahaolana maharitra miaraka @ reo tia ny tanindrazana anovana ny rafitra tsy mahomby hatr@ zao..mbola misy ny fotoana isainana ka maka bahana tsara aloha ,ny eritreritrao sy ny mahamalagasy anao no ankahery any @ farany fa tsy ny TIM(orinasa fa tsy firenena..) mirary soa anao ;-)
23. naughtyboy
(
23/08/2008 16:29)
vaovao farany azo momba ny SADC manokana de nodimandry i A.toa Levy.Mwanawasa zay mpitarika io fikambanambarotra io t@ 19/08/08 teo @ faha-59 taonany noho ny aretimpo zay nahazo azy tao @ hopitaly tao Paris,marihina fa tsy filoha mpitarika io fikambanana io fotsiny ny tenany fa filoha mitarika an'i Zambia(Rhodesia) taloha..