coup de guele

1. diamondra27 ( 10/08/2008 09:01)
hono wa ry zareo , ahoana ny hevitrareo raha mba asiana rubrik coup de guele ato am serasera e>
we ra misy zavatra tsy tiana na tsy tanty any ambadika any dia mba eto no analana azy


ity misy ohatra 1 izao an

nijery emission izy za vao haingana we " cheri je change de famille":
de sosotra be za mahita le comportement an'ilay madame 1 fa henjana be izy >Be dia be ny faute nataony nefa izy mitsikera olona sy tsy manaiky mihintsy izay ataon'ny hafa

toy izao ilay tantara: izy zany vegetarienne , dia tsy azo amonoana biby mihintsy hono ao antranony na de lalitra 1 aza , na de misy bibilava aza hono de tsy vonoina fa mivoaka lavidavitra de alefa any le izy.
Tsy vitan'izany fa nanandrana aligator ny anareo dia tena nankafy ary notantarainy ny vady amanjanany le izy, fa hita we tena decu be mihintsy izy 3 lahy vady amanjanany surtout ilay zanany lahy anankiray , nanifikifi-doha mihintsy , ny fahazoako azy de we andray ry maman ianao mandrara anay nefa enao indray no tsy nahatandrina.
Dia manaraka izany milaza fa hoe ny fihinana henambiby hono mahatonga cancer nefa inona ozy nareo no ataon'ilay madame mifoka sigara be , tsssssss rangitra be ery aho nahita azy, we tony koa mba miseho milay amin'ny zao sy zao nefa ny azy tsy hitany.

novalian'i hery ny 13/08/2008 18:47
2. ni81 ( 10/08/2008 09:09)
Dia manaraka izany milaza fa hoe ny fihinana henambiby hono mahatonga cancer nefa inona ozy nareo no ataon'ilay madame mifoka sigara be , tsssssss rangitra be ery aho nahita azy, we tony koa mba miseho milay amin'ny zao sy zao nefa ny azy tsy hitany.
ka manao mpitari-bato vilam-bava ange izy zany eto e! izay ilay hoe aza ny ataoko no ataoko f'izay lazaiko tanteraho :lol: :lol:
3. fahamarinana ( 10/08/2008 09:55)
:arrow: ary tsy tokony nandeha tany amin'ilay émission akory aza,satria tsy reservé ho an'ny végétariens...mpitarim-bava vilam-bato mihintsy aza izy.... :) (l)
4. ni81 ( 10/08/2008 09:58)
aza ny ataoko no ataoko f'izay lazaiko tanteraho
nisy diso kay io ambony io fa ahitsiko kely:
aza ny ataoko no atao f'izay lazaiko tanteraho
5. diamondra27 ( 10/08/2008 10:50)
fahamarinana: izy akia zany le nanao echange tam le mere de famille anankiray a. Fa io mere faha2 io dia mpikarakara aligator sy tena tia mihinana hena be mihintsy , any usa any izy no mipetraka ary manana parc touristique , resto alligator mihintsy.
Faly ery izy mba nitondra cadeau ho an'ilay naman'io vhv vegetarienne io nitondra t-shirt sns ary tete d'aligator fa tena bouche B wa ry zareo ary tsy nanaiky le cadeau. Nampalahelo le madame.

Fa ty vhv miseho azy we ny azy no tsara nefa ny zavatra ataony tsy mendrika koa no tena mampirevolte ahy e.

6. sipagasy ( 10/08/2008 13:47)
hihihihi diamondra, ny ahy ny coup de geuleko kosa dia ny hoe foany tany fa tsy misy ilaivana azy itony télé réalite mameno ny tv itony tssss fiainan'oul any ka mila asehoseho tsssss, tsy miady @ piesiko sy ny fitaizako ny ao an-tranoko mihintsy hihihihih soa ihany fa mbola misy ny cable sy ny tnt ahitana zavatra mahaliana toy izay télé réalité e!!!
7. hery ( 10/08/2008 16:38)
Dia inona no dikan'ny coup de guele @ teny gasy? :-)

Taim-bava? lol
8. dadabe ( 10/08/2008 16:59)
iza njay no tindry asina coup de guele ato hahahaha :-D
9. sipagasy ( 10/08/2008 18:48)
hery:

Dia inona no dikan'ny coup de guele @ teny gasy? :-)

Taim-bava? lol



tsy izany kosa e!!!!! "tsetsatsetsa tsy aritra" angamba mahafehy hevitra tsara!
10. kelly13 ( 10/08/2008 19:58)
za indray alou ra vao oe "tele realité" aho hoe "tele realité" d tsy jerevako akory fa mpanao film dol ny ankabetsahany :°)
11. diamondra27 ( 11/08/2008 11:29)
hery: andray kosa ry hery tsy io le izy fa io voalazan'i sipagasy io.

Sady amin'izay efa nazavaiko hoe: mba misy tsetratsetra tsy aritra any dia mba lazaina eto


kelly13 , sipagasy: tsy voatery tele realite ihany akia no tsy ankasitrahana fa resaka be dia be a.
marina aloha fa ireny tv realite ireny tena tsy mampandroso tokoa e te-hilancer ny tenany fotsiny no betsaka amin'ireny.
arakaraka ilay emission kosa io e.
Misy emission tv mba tsara ihany ny fahitako azy toy ilay hoe les macons du coeur (azafady fa clavier anglisy de tsy misy c misy rambony an)



12. Noue ( 12/08/2008 08:12)
diamondra27:

hono wa ry zareo , ahoana ny hevitrareo raha mba asiana rubrik coup de guele ato am serasera e>
we ra misy zavatra tsy tiana na tsy tanty any ambadika any dia mba eto no analana azy
efa betsaka ny dinika eto e ! ny eto aza efa mila tsy ho araka


13. fahamarinana ( 13/08/2008 08:16)
:arrow: noue :ka na betsaka anie ry noue ny dinika tsy voatery ho araka daholo e,ny ahy manokana zao dia izay dinika azoazoko sy haiko valiana no hidirako fa tsy hiditra eraky ny dinika rehetra nefa tsy takatry ny saina akory...dia lasa miteniteny foana...dia lasa mivoana ihany koa...Tsy ny habetsahany fa ny votoatiny no tena jerena....
Diam's :tsy dia haiko loatra ilay coup de gueule fa ny hamaky aloha dia ho ataoko mihintsy ...:-D,misy handaniana andro :-P (l)
14. hery ( 13/08/2008 18:47)
Aleo ilay Tetsy sy teroa ary no hatao tsetsatsetsa tsy aritra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2689