Ankamantatra

1. Zozoro ( 04/08/2008 08:24)
Inona ary izany : Atsipitsipin'ny mahantra nefa ataon'ny mpanakarena am-paosy ?
:lol: (omeko ny valiny rahampitso).
novalian'i SHOAN ny 05/08/2008 13:07
2. ni81 ( 04/08/2008 08:48)
Lelo
3. Bita ( 04/08/2008 11:25)
Vato
4. mandy ( 04/08/2008 11:32)
lelo
5. RATOVOARY ( 04/08/2008 12:11)
LELO
6. Koditra ( 04/08/2008 12:31)
hazavao kosa alo oe fa maninona no LELO e. za ts kòpy.
7. endrika01 ( 04/08/2008 12:53)
Zah tsy mahay ry reto a :-P
8. ainaheri ( 04/08/2008 13:00)
lelo ,Ny manan-karena manana mouchoir,avy mamitra d any ampaosy..ny mahantra kosa afafifafiny eny,na mandalo aza enao mety hifafy @ tarehinao :-D :-D :-D :-D
9. SHOAN ( 04/08/2008 21:26)
lélo
ny any mahantra tonga dia paf ! par terre, ny an'ny panakarena atao anaty moussoir ! kleenex na lotus na ndraindray koa moussoir lamba
hihihihhi
10. Zozoro ( 05/08/2008 10:36)
valin'ny ankamanyatra dia LELO. Betsaka ny ahita. Bravo !

Ity indray ary, somary hafahafa kely ihany.
"Inona no dikan'ny MINI JUPE amin'ny teny japonais ??? Valiako rehefa avy eo.
11. SHOAN ( 05/08/2008 13:07)
短いスカート
saka féfèsse hoah ny valiny
ito ny teny japané 短いスカート
fa sakaféfèsse ny famaky azy fonétika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4067