tony zany mpisam refa matihanina fa mailo ihany ry zareo..

1. naughtyboy ( 03/08/2008 17:19)
http://www.youtube.com/watch?v=hboPd9GzJxg# miaiky tena pro le bandy ato ty kah na ny pra aza manofa anlery ampianatra azy isambotra mpisam :-D :-D
novalian'i Bita ny 16/08/2008 13:48
2. naughtyboy ( 04/08/2008 12:38)
hafa ndray ty na ny ragijo ko aza manatalenta http://www.dailymotion.com/video/x5t3os_gonna-fly-now-jonny-part-6-8mm_creation
:-D :-D :-D
3. endrika01 ( 04/08/2008 12:44)
inona alou le mpisam e,tsy nijery an le jereo eto zah :-D:-D:-D
4. endrika01 ( 04/08/2008 12:44)
inona alou le mpisam e,tsy nijery an le jereo eto zah :-D:-D:-D
5. endrika01 ( 04/08/2008 12:44)
inona alou le mpisam e,tsy nijery an le jereo eto zah :-D:-D:-D
6. naughtyboy ( 04/08/2008 12:55)
mpangaropaosy sy mpilaiso poketra reny e, zamerlooks zay lery io mangalatra fotsiny no andrompiainany lery fa tsy nety tratra avy eo lasa mpanolotsaina ny polisy erak'izao tontolo zao isambotra mpisam toa azy :-D :-D fa jereo ihany aloha
eo ambony eo de azava aminao ;-)
7. Bita ( 16/08/2008 13:48)
Ny ankabeazan'ny polisy anie hono dia ireny mpanao ireny na mpangalatra izy taloha na mpangaro-paosy na ohatr'izay e! ka fantany daholo ny lalana rehetra e! fa raha lasa mpisambotra indray izany lery dia tsy mba mamindra fo ve lery zany ....?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1215