hafata miafina ambadikiny hira : SUBLIMINAL

1. xxx ( 31/07/2008 13:17)
manaona daolo
1 - efa henonareo ve fa misy mpihira ary ny ankabeazanireo mpihira malaza be ireny dia nanao fifanekena na pact taminy satana
2 - ny hira sasany raha henoina mivadika dia misy hafaka demoniaka ao ambadika ? http://64.233.183.104/search?q=cache:bBWut2BG7fIJ:secretebase.free.fr/complots/techno/subliminal/subliminal.htm+michael+jackson+satan+en+moi&hl=fr&ct=clnk&cd=4&gl=fr
http://64.233.183.104/search?q=cache:Qf_limU5I3gJ:911nwo.info/2008/02/20/theories-du-langage-inverse-et-des-chants-sataniques-occultes/+chansons+invers%C3%A9s&hl=fr&ct=clnk&cd=1&gl=fr
inona ny hira gasy hainareo otranizany
novalian'i prime ny 18/08/2008 11:34
2. fahamarinana ( 31/07/2008 13:35)
:arrow: asany,tsy haiko...mbola handany andro hiheno hira mivadika koa ve,ny eo aza efa tsy haiko ...za zay aloha...dia iza aby hono ilay mpihira malaza nanao fanekena tam satana kay...dia inona no ataony sy mampiavaka azy am hafa kay.. :) (l)
3. xxx ( 31/07/2008 13:46)
http://64.233.183.104/search?q=cache:7X7fye7i4WAJ:www.lesubliminal.fr/toutes_les_videos_327.htm+forum+chansons+invers%C3%A9+message+cach%C3%A9&hl=fr&ct=clnk&cd=4&gl=fr
4. fahamarinana ( 31/07/2008 14:00)
:arrow: koa ry zareo ao aza mbola mifandany andro manontany na info na intox ka tsy te handany andro koa aho...mazotoa mamakafaka e (l)
5. Noue ( 31/07/2008 14:05)
fahamarinana> : :-D :-D :-D :-D :-D
inona ny hira gasy hainareo otranizany
tsy misy satria ny hira gasy mbola hafa ihany. :)
6. fahamarinana ( 31/07/2008 14:08)
:arrow: noue : ny ahy vao compliqué dia tsy tafa e :manisa e,mamadika hira e..sns...za moa efa kamo rahateo :wink: (l)
7. Noue ( 31/07/2008 14:09)
:-D :-D :-D :-D :-D hatraty io an ! :-D :-D
8. cutie ( 31/07/2008 14:10)
refa veo henoiko e :)
9. cutie ( 31/07/2008 14:43)
eisy e
propagandy fotsiny no betsaka :-D
10. cutie ( 31/07/2008 14:46)
http://www.youtube.com/watch?v=ojpbOJjrGBQ
11. fijo ( 31/07/2008 20:28)
de ahoan ale pact amin'i satana fa te hanao koa aho e
12. cutie ( 31/07/2008 23:36)
ka efa we tsy misy zany satana zany :-D
13. ikaretsaka ( 01/08/2008 00:36)
sao tsy tana no misy fa ny sao tana efa may any @ afobe e
14. malala1 ( 01/08/2008 01:33)
:idea:
15. ni81 ( 01/08/2008 06:36)
de ahoan ale pact amin'i satana fa te hanao koa aho e
:) Tandremo ary sao manenina rehefa tena tafiditra ka ho sahirana e!
http://www.apiguide.net/05scienc/02eco/Satan_et_Satanisme.htm#12
16. bichette ( 01/08/2008 06:50)
ni81 > dé nomena tokoa hono lé lien momba ny pact am satana
fijo > androahanay devoly eo enao an efa vonona ny aty sady efa nisy sijé momba anizany manko taloloha teo
17. ni81 ( 01/08/2008 06:58)
ni81 > dé nomena tokoa hono lé lien momba ny pact am satana
Ka izao ange e! isika dia nomena SAFIDY hatrany ka afaka handinika izy hoe manahoana tsara raha toa aho ka mifidy ity lalana ity na mifidy iry lalana iry.
18. ni81 ( 01/08/2008 07:01)
ka efa we tsy misy zany satana zany
Ho an'ny olona mpino izy dia misy fa voafetra ny heriny.
19. fahamarinana ( 01/08/2008 07:08)
ni81:
Ka izao ange e! isika dia nomena SAFIDY hatrany ka afaka handinika izy hoe manahoana tsara raha toa aho ka mifidy ity lalana ity na mifidy iry lalana iry.

:arrow: marina zany :safidy hatrany no omena ny olona,manazava,mitory,mivavaka fa tsy atao an-tery na hoe raha tsy izao dia lasa izao...zay mazana no mairikiry amintsika Mpino sy ahazoantsika tsiny lava ... :wink: (l)
20. bichette ( 01/08/2008 07:18)
lé satana kosa aloha misy e
hoy cutie momba ny satana
Ho an'ny olona mpino izy dia misy fa voafetra ny heriny
ié. fa na mahery aza satana, ny herin'Andriamanitra ao amin'ny Jesosy Kristy kosa dia mahery lavitra sy ambony lavitr'izany. Jesus Christ a vaincu satan à la croix
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081