hafata miafina ambadikiny hira : SUBLIMINAL
1. xxx
(
31/07/2008 13:17)
manaona daolo
1 - efa henonareo ve fa misy mpihira ary ny ankabeazanireo mpihira malaza be ireny dia nanao fifanekena na pact taminy satana
2 - ny hira sasany raha henoina mivadika dia misy hafaka demoniaka ao ambadika ? http://64.233.183.104/search?q=cache:bBWut2BG7fIJ:secretebase.free.fr/complots/techno/subliminal/subliminal.htm+michael+jackson+satan+en+moi&hl=fr&ct=clnk&cd=4&gl=fr
http://64.233.183.104/search?q=cache:Qf_limU5I3gJ:911nwo.info/2008/02/20/theories-du-langage-inverse-et-des-chants-sataniques-occultes/+chansons+invers%C3%A9s&hl=fr&ct=clnk&cd=1&gl=fr
inona ny hira gasy hainareo otranizany

répondu par prime le 18/08/2008 11:34
2. fahamarinana
(
31/07/2008 13:35)
:arrow: asany,tsy haiko...mbola handany andro hiheno hira mivadika koa ve,ny eo aza efa tsy haiko ...za zay aloha...dia iza aby hono ilay mpihira malaza nanao fanekena tam satana kay...dia inona no ataony sy mampiavaka azy am hafa kay.. :) (l)
3. xxx
(
31/07/2008 13:46)
http://64.233.183.104/search?q=cache:7X7fye7i4WAJ:www.lesubliminal.fr/toutes_les_videos_327.htm+forum+chansons+invers%C3%A9+message+cach%C3%A9&hl=fr&ct=clnk&cd=4&gl=fr
4. fahamarinana
(
31/07/2008 14:00)
:arrow: koa ry zareo ao aza mbola mifandany andro manontany na info na intox ka tsy te handany andro koa aho...mazotoa mamakafaka e (l)
5. Noue
(
31/07/2008 14:05)
fahamarinana> : :-D :-D :-D :-D :-D
inona ny hira gasy hainareo otranizanytsy misy satria ny hira gasy mbola hafa ihany. :)
6. fahamarinana
(
31/07/2008 14:08)
:arrow: noue : ny ahy vao compliqué dia tsy tafa e :manisa e,mamadika hira e..sns...za moa efa kamo rahateo :wink: (l)
15. ni81
(
01/08/2008 06:36)
de ahoan ale pact amin'i satana fa te hanao koa aho e:) Tandremo ary sao manenina rehefa tena tafiditra ka ho sahirana e!
http://www.apiguide.net/05scienc/02eco/Satan_et_Satanisme.htm#12
16. bichette
(
01/08/2008 06:50)
ni81 > dé nomena tokoa hono lé lien momba ny pact am satana
fijo > androahanay devoly eo enao an efa vonona ny aty sady efa nisy sijé momba anizany manko taloloha teo
fijo > androahanay devoly eo enao an efa vonona ny aty sady efa nisy sijé momba anizany manko taloloha teo
17. ni81
(
01/08/2008 06:58)
ni81 > dé nomena tokoa hono lé lien momba ny pact am satanaKa izao ange e! isika dia nomena SAFIDY hatrany ka afaka handinika izy hoe manahoana tsara raha toa aho ka mifidy ity lalana ity na mifidy iry lalana iry.
18. ni81
(
01/08/2008 07:01)
ka efa we tsy misy zany satana zanyHo an'ny olona mpino izy dia misy fa voafetra ny heriny.
19. fahamarinana
(
01/08/2008 07:08)
ni81:
Ka izao ange e! isika dia nomena SAFIDY hatrany ka afaka handinika izy hoe manahoana tsara raha toa aho ka mifidy ity lalana ity na mifidy iry lalana iry.
:arrow: marina zany :safidy hatrany no omena ny olona,manazava,mitory,mivavaka fa tsy atao an-tery na hoe raha tsy izao dia lasa izao...zay mazana no mairikiry amintsika Mpino sy ahazoantsika tsiny lava ... :wink: (l)
20. bichette
(
01/08/2008 07:18)
lé satana kosa aloha misy e
hoy cutie momba ny satana
hoy cutie momba ny satana
Ho an'ny olona mpino izy dia misy fa voafetra ny herinyié. fa na mahery aza satana, ny herin'Andriamanitra ao amin'ny Jesosy Kristy kosa dia mahery lavitra sy ambony lavitr'izany. Jesus Christ a vaincu satan à la croix