inona no atao hoe voaloham-pitiavana
1. serena
(
29/07/2008 18:42)
Tsy azoko mihitsy e,ilay olona nanoroka 1 ve sa ilay olona nanaovana firaisana 1 no atao hoe voaloham-pitiavana ,manantena valiny mahafa-po avy aminareo e :twisted:
novalian'i fijo ny 14/08/2008 20:31
4. Kapistra
(
29/07/2008 19:32)
Fa io resaka io ve tsy efa voaresaka lavabe tato e!
Tsy ilay ol voa1 nanaovana firaisana aloha ilay izy e!
satria mantsy ny firaisana tsy atao hoe fitiavana.
fa fanamafisana ny fifankatiavana ilay izy raha ao @ fanambadiana,fa fandravana ilay fifankatiavana tena izy indray ilay izy raha ivelan'ny fanambadiana .

5. marindra
(
29/07/2008 19:42)
fa fanamafisana ny fifankatiavana ilay izy raha ao @ fanambadiana,fa fandravana ilay fifankatiavana tena izy indray ilay izy raha ivelan'ny fanambadiana
zany hono e :-D
7. simplex
(
29/07/2008 21:28)
* ra tsy tinao izy nefa nanaovanao firaisana voalohany d tsy izy zany,
* ra tsy tinao izy nefa norohanao voalohany dia tsy izy ihany koa.
* ra tinao izy nefa nareo tsy miaraka akory, dia tsy izy ihany koa izany.
:arrow: ny matetika (eo @ gasy), dia hoe mifankatia nareo ary miaraka @ ara-dalana (tsy en ligne fotsiny ;-))... cela va de soi hoe mifanoroka nareo... ra lasa lavitra noho izay moa d tsy mipetraka intsony ny fanotaniana :)
9. simplex
(
29/07/2008 21:39)
mifankatia... mifanenjika... miaraka... mifanoroka... manao
ra vao tsy mifanaraka @ io dia na:
* sipa mandrevirervy bandy fotsiny
* manandrakandrana
* viole
* actrice
* na koa le bandy no tsy hanao zavatra 8)
^:^
10. mirianah
(
30/07/2008 07:11)
cam 2 cam ve
:-D :-D :-D misy miaraka en ligne koa nga ??? inn no ho vita en ligne :-P cam 2 cam ve? tena tssss , mahasoa ve zany miaraka en ligne zany ? :-* :-*
simplex:
* ra tsy tinao izy nefa nanaovanao firaisana voalohany d tsy izy zany,
* ra tsy tinao izy nefa norohanao voalohany dia tsy izy ihany koa.
* ra tinao izy nefa nareo tsy miaraka akory, dia tsy izy ihany koa izany.
:arrow: ny matetika (eo @ gasy), dia hoe mifankatia nareo ary miaraka @ ara-dalana (tsy en ligne fotsiny ;-))... cela va de soi hoe mifanoroka nareo... ra lasa lavitra noho izay moa d tsy mipetraka intsony ny fanotaniana :)
:-D :-D :-D misy miaraka en ligne koa nga ??? inn no ho vita en ligne :-P cam 2 cam ve? tena tssss , mahasoa ve zany miaraka en ligne zany ? :-* :-*
12. cutie
(
30/07/2008 13:57)
fijo [ Valio ] 29-07-2008 23:02:05:-D
Lohateny : Re : inona no atao hoe voaloham-pitiavana
ary marindra toa sakakely???????toa ilay niraisana voalohany ko.
13. serena
(
30/07/2008 15:59)
Misaotra aloha na de zany aza tsy voavaly ilay fanontaniana toa miteny nareo hoe tsy ilay norohana 1 tsy ilay nanaovana firaisana ka inona ihany zany nefa de malaza ny fitenenana hoe iny no 1mpitiavako hazavao bebe kokoa rh mbola misy mahay e :cry:
14. Kapistra
(
30/07/2008 18:18)
Serena>
Andraso fa hiezaka aho ny hanazava araka ny fahitako azy aloha a.
Maro ny ol no mihevitra fa ilay nanao firaisana taminy voa1 no lazainy fa 1er amour ny.Raha ny tena marina anefa dia iny ol iny no namitaka azy voa1 nanimba ny hasiny ,iny ol iny no nanala ny haja sy nampietry azy ,nandratra ny fony,.Ny tena marina izany dia ilay ol noeritreretiny hoe 1er amour ny dia ol 1er ennemi any.Dia iny no tahirizina ny sariny fa hoe ity no voalohampitiavako e:tsy adinoko mihintsy e:.Tandremo anefa fa mety mbola ho avy izy ary hamotika indray ny hoavinao iray manontolo.
Iza ary izany no 1er amour nao?
Ilay nampihetsi po anao voa1 ve? sa ilay nanoroka anao voa1? sns
Ny vadinao no tena 1er amour nao,Iny no tena tianao indrindra eto ambonin'ny tany,iny no hiaraka aminao mandramaty,na ory izy na manana dia nianiana ianao fa ho tia azy.Ary hataonao eo imason'ny ol maro izany.Izany no tena fitiavana voa1.Atolory azy ny fonao.Fa ny tao aloha rehetra dia tsy izy aby.Fitiavana fitaka daholo ,fanofinofisana sy fihetsempo izay mitarika ratram-po no betsaka.Aventure hoy ny vazaha.
Fomba fijeriko sy famaritana ny atao hoe tena fitiavana io an.

15. fijo
(
30/07/2008 19:43)
marindracutie,za ve nahalala ko.toa sakakely daholo izay itako.za moa tsy tia piso fa vao nahita saka aho dia tojo voalohampitia.
16. cutie
(
30/07/2008 23:03)
hihihihihihi
ka efa nofafako nge le saka ray fa kay tsy niala akory izy teo :-D

19. Kapistra
(
01/08/2008 18:39)
Serena,
ity mbola tohin'ilay fanazavana.
ndao hiverenantsika ny fahiny.
Raha namorona an'i Adama Atra,,dia nitady vady ho azy,nampandalovina teo daholo ny biby.(bitro,saka,gidro...)
Tsy nisy vady sahaza azy.Avy eo nanao an'i Eva, Atra ,nomeny ho vadin'i Adama.teo no nitsiry ny fitiavana voa1 indrindra dia lasa mpivady izy roa.I Eva izay vadiny no voa1 mpitiavany.Io izany no fototry ny fitiavana voa1.
Raha raisina izany ilay tantara ho fototra,dia ilay olona nandalo teo alohan'ilay vadinao rehetra izany dia tsy izy,fa karazan'ilay zavatra voaresaka etsy ambony.(Miala tsiny aho; fa fomba fijery an'ohatra izany a!)Mbola tsy sahaza ny fitiavanao.
serena>tsy misy fisaorana serena a!,fifampizarana ny eto,mandray sy mizara.
Toa horokabe @ molotra no homena ahy??????,.Tsy mazava fa hazavao kely.

20. Kapistra
(
01/08/2008 19:34)