inona no atao hoe voaloham-pitiavana

21. cutie ( 01/08/2008 20:05)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 31-07-2008 22:11:06
Lohateny : Re : inona no atao hoe voaloham-pitiavana
le saka iza no nofafana tao?

le ray ka
tara fijo :-D
22. fijo ( 01/08/2008 20:39)
heee tara e
23. cutie ( 01/08/2008 23:29)
24. serena ( 03/08/2008 17:34)
Kapistra tsy de hoe misy dikany ahoana re iny fa hainao be ny nanazava azy de mba sahaza anao ny mahazo aniny e eo fa soloiko rh tsy tinao ary e :-*
25. naughtyboy ( 03/08/2008 18:35)
asa marina fa samy manana ny fijeriny daoly sika ary tsy mandiso ny voalaza akory fa maneho hevitra hafa fotsiny za, amiko izy io de t@ za 13 taona tany no nahafantarako oe nitia oul 1 tsy nitovy @ sipa hafa rehetra atr@ zao aza nijanona ho tsiaro mamy zany vanimpotona zany de io no antsoiko oe voalohampitiavako ;-)
26. fijo ( 05/08/2008 20:58)
izay izany ny anao,ary tsy diso koa izay.
27. riana06 ( 06/08/2008 12:12)
ze namboraan fitia voalohani ry reto a,
28. fijo ( 06/08/2008 20:40)
namborahany ambava io sa am pe???
29. cutie ( 07/08/2008 14:52)
:-D :-D :-D :-D :-D
30. fijo ( 08/08/2008 21:04)
ka mil ahavahana tsara izay ko
31. naughtyboy ( 09/08/2008 19:31)
itovizako hevitsa trara ny voalazany riana ;-) :D
32. naughtyboy ( 10/08/2008 14:23)
:°) ny famborahana ambava nge lesy ry fijo mora adino e,ny ampe ko otranzay,
fa le avy any @ fo tsy adino mintsiny.. :°)
33. fijo ( 14/08/2008 20:31)
le am pe voalohany to atsaroany foana kooooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2949