Hanao vacs any France, nefa tsy mahita ttas trano hivantanan
1. toky8
(
27/07/2008 12:44)
manaona daholo ô!
Izaho dia ankizivavy mbola tsy manambady. Mikasa ny hanao vakansa 1 na 2 volana any Frantsa aho. Ny olana anefa dia toa hoe "mila taratasy avy any amin'izay hampiantrano ahy" ny aty Madagasikara. Sarotiny be 'zao ny ambasady frantsay @ fandehanana any Frantsa.
Izaho anefa rehefa any Frantsa dia tsy hivantana aman'olona fa hanofa trano, sy handehandeha hanao vacances miaraka amin'ny namako fotsiny. Efa ni-contacter olom-pantatra sy namana vitsivitsy ihany aho mba hikarakara an'io taratasy io fa dia nandà ry zareo. Ny sasany aloha dia tery ny tranony, na koa misy critère hafa tsy ahafahany mandray olona (ohatra : fiche de paye), na koa angamba dia kamo hikarakara fotsiny :( .
Koa mba atoroy hevitra ry zareo a! Misy fomba afaka hi-contourner-na an'io resaka "taratasy @ trano fivantanana" io ve ? Ny mahasarotra ny cas-ko koa moa dia ilay izaho mbola vehivavy celibataire.
Ny henoko ho nataon'ny ankizy namako sasany dia ny hoe : "manararaotra an'ireny manifestation" hatao any France ireny hono dia moramora kokoa. Ka asa ... mety mahita làlana @'zany ve ianareo ?
Sa sendra mba mety misy afaka manampy @ fikarakaràna io taratasy io? Dia ho hita eo foana izay hifanarahana.
Misaotra indrindra namaky.

novalian'i masisokely ny 11/09/2008 20:25
2. toky8
(
27/07/2008 12:48)
Aza misalasala manoratra amiko, na koa mametraka hevitra eto, raha mba mahita hevitra ianareo. :cry: .
3. tess
(
27/07/2008 13:51)
Ny mahasarotra ny cas-ko koa moa dia ilay izaho mbola vehivavy celibataire.
Io cas io aloha dia tena mandiso fanantenàna ahy koa e! atahoranjareo fa hijanona hanabmady vazà aty ny vevavy celibataire de tsy omenjareo visa avy hatrany, hany ka ireo vevavy hitanjareo fa efa manambady no alefany mihoatra ny vevavy tsy manambady
Izaho anefa rehefa any Frantsa dia tsy hivantana aman'olona fa hanofa trano, sy handehandeha hanao vacances miaraka amin'ny namako fotsiny.
ka raha tena sarotra ny manao visa mande frantsa juste hoe hanaovana vacs fotsiny, maninona raha mitady destination hafa hanaovana vacs??????
OHATRA HOE toerana hafa tsy sarotiny am fanomezana visa, samy tsy misy olom-tantatra ihany tsinona ilay aleha ko!
Ny sasany aloha dia tery ny tranony, na koa misy critère hafa tsy ahafahany mandray olona (ohatra : fiche de paye), na koa angamba dia kamo hikarakara fotsiny .
tsy ny hakamoana hikarakara kosa angamba fa sarotra be ny mi garantir olona izany.....indrindra amzao fotoana efa sarotra izao mikasika ny visa....
ianao mety hoe hiverina après un mois de vacs, fa raha snanatria ka hoe tsy hiverina dia ilay olona nandefa tts ho anao no miantoka de eritrereto amzany ny antony .....MILA MANANA fahatokisana be, eny na havana akaiky aza mety tsy hanaiky....
4. tess
(
27/07/2008 14:29)
ohatra izaho manokana nanafatra havana akaiky fa tsy niverina ireo dia adinoy aby izay olona tokony sy mbola azoko hafarana, raha izaho no manafatra dia refusé avy hatrany lay hafarana noho ireo olona nafarana teo aloha tsy niverina de jereo amzany
5. diamondra27
(
27/07/2008 14:39)
tess: tena marina tokoa aki zany a maninona ra mijery pays hafa akaiky ny france , fa maninona aloha no tsy maintsy we france e sa hamonjy 15 aout any lourde
6. ramorafr
(
27/07/2008 14:52)
slt ,
Raha ny fahafantarako azy aminizao de aleo maka visa mankany Italie de avy any miditra fotsiny aty Frantsa tsy misy olana.
Raha ny fahafantarako azy aminizao de aleo maka visa mankany Italie de avy any miditra fotsiny aty Frantsa tsy misy olana.
7. toky8
(
27/07/2008 18:01)
tess:
atahoranjareo fa hijanona hanabmady vazà aty ny vevavy celibataire
Tena zay mits akia a
tess:
Ka raha tena sarotra ny manao visa mande frantsa juste hoe hanaovana vacs fotsiny, maninona raha mitady destination hafa hanaovana vacs??????
OHATRA HOE toerana hafa tsy sarotiny am fanomezana visa, samy tsy misy olom-pantatra ihany tsinona ilay aleha ko!
Ka any France no misy an'ireo namako 'ka. Dia ry zareo no hiara-handehandeha amiko any. Ry zareo anefa mpianatra (izany hoe tsy miasa) ka tsy afaka manao an'ilay taratasy fampiantranoana olona.
tess:
tsy ny hakamoana hikarakara kosa angamba fa sarotra be ny mi garantir olona izany.....indrindra amzao fotoana efa sarotra izao mikasika ny visa .... ianao mety hoe hiverina après un mois de vacs, fa raha snanatria ka hoe tsy hiverina dia ilay olona nandefa tts ho anao no miantoka de eritrereto amzany ny antony .....MILA MANANA fahatokisana be, eny na havana akaiky aza mety tsy hanaiky....
haaaay! Tena izay 'zany ny antony :( .
ramorafr:
Raha ny fahafantarako azy aminizao de aleo maka visa mankany Italie de avy any miditra fotsiny aty Frantsa tsy misy olana.
Dia hono hoa kay e :
Tsy misy ankisava passeport angah rehefa mandeha Italie->France ? Mandeha "train" angamba zany no tsaratsara kokoa amin'io e ? Sa tena "légale" io zavatra io? (visa shengen). Dia rehefa hody koa ve dia tsy maintsy mankany Italie aloha ?
Tess > Raha azoko tsara dia sarotiny koa zany i Belgique e? Saika anontany mantsy aho hoe : mety ve ra visa ho any belgique no alaiko dia avy eo mankao France. Io manko mba akaikikaikin'i Paris, sy ny toerana hafa halehako.
Misaotra anareo rehetra niezaka nanampy ahy indrindra e! :-*
8. yonikafopl
(
27/07/2008 19:16)
Ka raha ohatra ve hoe hanao vacs no haleha any france, nga mou votery tsy maintsy mila hebergement?? fa tsy mety nga raha samy hanofa trano ihany raha manao reservation am hotel de iny no hangalana visa???, ny aty aminay kou tena sarotra be ny hahazoana visa mandeha France na Londres fa ny agence de voyage no mikarakara ny rehetra, dia toa mora ihany ny hahazoana visa, fa somaro lafolafo kely kalou eee
9. xxx
(
27/07/2008 19:29)
Raha hanofa trano ianao dia io tenin i yo io mety. Azonao atao ny mampiseho ilay contrat de location nataonao sy ilay olona sur 2 mois na hotely raha izay no natao.
Na vehivavy tsy manambady aza ianao ka voaporofonao fa tena hiverina ianao (manana fananana any na asa tena mari pototra na zavatra azonao aseho fa mitana anao any Madagasikara dia mahazo visa). Raha vao tsy misy mazava nefa hoe inona no mitana anao any dia izay no sarotra...zay ilay hoe aleony mandefa manambady satria iny mbola azo atao hoe misy vady miandry...
Ilay Italie io zany no lazain dreo hoe andramo hono. Fa na io aza mila taratasy hebergement ianao: mila fantatry ry zareo aiza ianao no hipetraka...
Raha OK dia tsy misy probleme na handeha train na avion. Za teo naka visa France, nandalo tany Allemagne ary avy tany Allemagne no nody tsy misy probleme. Ny visa schengen mamela anao hivezivezy ao Europe fa ny lalana tena izy, ilay pays de destination principale no hangalana visa...Fa aleo atao hoe azonao ilay visa Italie, ny reservation ilain dreo mila hoe Italie no port d entree au territoire fa izay hivoahanao tsy maninona rehefa hody. Ny ahy niseho teo @ reservation nangatahan dreo t@ visa hoe xxx-paris (dia ilay Paris- Allemagne ny billet tsy nampisehoko satria andro hafa) dia allemagne-xxx. zny hoe ny hainy miditra Italie ianao dia mivaoka europe dia mazava.
RAha voaporofo koa fa manana vola ampy ianao @ lay sejour dia tsy misy olana.

10. kelly13
(
27/07/2008 19:55)
ramorafr:
slt ,
Raha ny fahafantarako azy aminizao de aleo maka visa mankany Italie de avy any miditra fotsiny aty Frantsa tsy misy olana.
d mba otrinn ny visa makany italie izao ono? d tena sûr v fa moramora ny hahazoana visa makany, inn avy no mety ttsy ilaina @ zany? d aôna no ataon'ilay oul une fois tonga ao malpensa na fiumicino ka ande hakaty france? train sa avion? azafady fa manararaotra ilay dinika napetrak'i toky8 za :)
11. toky8
(
27/07/2008 20:06)
Mankasitra tanteraka an'i xxx.
Ho dinihiko io hoe : hitady "reservation"-na hotely any France io. Ny mety ho olana izao dia ny hoe : tsy maintsy handoa vola mialoha 'zany aho amin'izany reservation izany, nefa ilay fandehanako tsy mbola hay na ho eny na ho tsia.
(sady reservation 2mois mety ho lafolafo ihany)
tena misaotra indrindra xxx!
kelly13> tsisy fady e :) .

12. tess
(
27/07/2008 20:20)
fa taoko ny reservation am hotel azo hatao dia azo hatao koa ny lmi annuler azy raha ts yraikitra fa ara-ptoana sinon mahazo amandy kely
13. rakaroka
(
27/07/2008 20:46)
Manamafy izay voalaza koa aho. 'za koa mantsy anisan'ny fanina vao nahazo "visa", :^) :^) . Efa lasam-binany Eeeeelllaaaa mihitsy aho naminany
hoe fa inn loatra aza ny critèrenjareo satria tsy miteny ny antony handavany mazava rizareo. Ataony fotsiny hoe La France a réfusé votre "Visa";
Hany ka nony tonga taty aho,nafarako daholo 'zay azoko nafarana; dia niha-sarotra moa ny fiainana any, dia izay no mahatonga ilay tendace mi-clande, ilay olona; Tsy 'za mbamin-dry Tess ' na Diamondra, na namana hafa no sanatria hoe mi-croise le bras fotsiny @ ahatongavan'ny namana any ho aty.
Fa ny fanjakana mihitsy no mi-bloque dans les listes ireo olona nanafatra olona aty ka tsy niverina§
Fa par expériansa important BBBbbbe ankoatran'ny hébérgement ny hi-montré-nao amin-drizareo fa tsy hijanona aty mihitsy ianao, satria marina
tokoa fa raha visa touristique, azon-drizaro omena!

14. yonikafopl
(
27/07/2008 20:54)
tess , ka zay manko wa, azo annuler- na tsara ny reservation am hotel tahaka ny billet rehefa tsy handeha indray, fa mila mandoa lamandy foana na dia ara potoana aza rehefa manao refund ra araka ny fahalalako kalou eeee. taoko kou fa ra mangataka visa zao de le droit iny tsy miverina aminao na de refuser aza le visa, sa diso ve za???
15. xxx
(
27/07/2008 22:17)
@Toky: raha manao reservation dia jereo fa ny hotely misy hoe daty omeny fanomezana ny accopmte fara fahatarany mba hihazonana ny resa anao. Ny ideal mbola somary lavitra ilay daty handehananao dia efa manao demande de visa, asaivo ataonireo namanao ny reservation @ anaranao, asaivo mangataka taratasy avec en tete et sonia ilay hotely fa ianao dia nanao reservation de telle date a telle date. Ny accopmte tsy aloa fa miandry ilay daty noferany mila handoavana azy ka ny hirariana, mivaly ilay visa vao tonga iio daty io. Visa touriste koa tsinona vetivety dia mivaly anie. Fa izao kosa anefa...lafo ny hotely ka mila manaporofo ianao fa tena manana ilay vola hanofana hotely @ ambassade...Jereo fa misy toerana manome location appart pour 2 mois reny...Raha road trip kosa no ataonao dia alefaso daholo ny hotely hijanonareo eny an dalana hahitan ny ambassade tsara fa tena road trip - vacances no atao...Ireny araka ny nolazaiko tsy voatery mandoa vola eo no eo fa misy daty omeny hoe @ ity fara fahatarany mandoa vola fa raha tsy zany foana ilay resa...Ka iny koa rehefa azonao ny taratasy nilainao t@ ilay hotely na toerana ange na ho foana aza ilay resa moa maninona fa mitady toerana hipetrahana rehefa tena OK ny visa fa izay hahazoana iny taratasy iny fotsiny aloha...
Kelly: visa schengen mitovy daholo na aiza na aiza...tsy tsaroako tsara fa hahitsio ry namana hafa raha diso ity fa manodidina 65 euros
Rehefa tonga any Italie, na mandeha train na avion misy misava ny passeport fa dia anao milaza hoe ho aiza ianao ary hanao inona koa...
Za 2003-2004 tratra foana eo anelanelan ny Allemagne-Autriche ary France...tsy misava ny rehetra ny polisy anaty train fa asa fa za voasava foana...Indray mandeha aza nosokafan dreo ilay entan keliko...Ka mitovy na handeha train na avion e...Fa ny tsara mba mamaly ireo namana mandeha mivezivezy Italie reo...Reo no tena mahay...Fa ny ahy kosa r ireto dia iray ihany...ilay mandeha sans papiers fadio raha azo atao (tsy toky sy kelly no resahiko) fa zany ihany no mampanahirana ilay manao taratasy...mba tsinjovy ireo zandrinareo any aoriana fa tsy havan ny hafa ihany no voasakana fa mety havanareo koa...Soava dia daholo...

16. xxx
(
28/07/2008 03:34)
Ny ahy koa nataoko ohatry ny xxx14 foana rehefa mankany europe ka misy namana any. Nanao reservation hotel dia ni-annuleko avy eo rehefa azo ny visa. Be kipitsopitsony be ny ambassade frantsay: karamanao isambolana, t@ izay koa nitady copie ny releve bancaire ny ao @ ambassade hahitany hoe manana ressource ve ianao afaka hiainanao any sa tsia. Ataovy bebe fotsiny ny vola ao dia mande io.
Ny olona izao isaina @ ratsan-tanana izany manao hebergement izany , sady manahirana ny manelingelina nefa ianao no hirevy.
Ny olona izao isaina @ ratsan-tanana izany manao hebergement izany , sady manahirana ny manelingelina nefa ianao no hirevy.
17. Lejoba
(
28/07/2008 14:25)
marina daholo ireo torohevitry ny namana ireo. Visa schengen trandrahana fa vehivavy célibataire izany tsy tian'ny frantsay mihitsy mandeha irery aty. Izany hoe izay pays tsy dia manahirana ny maka visa aminy jerena. Oh koa Suisse, Norvege ets tsy mahavantana fa tsy manahirana loatra ny paperasses. Tsy hoe tsy te hikarakara ny olom-pantatrao eto fa tsy mipetraka eto ianao dia tsy afaka ny hi-comprendre ilay problème. contexte tsy mitovy ka sarotra azavaina.
Fa raha be sôsy ianao (fiche de paie, na prof libérale matanjaka be) dia iny koa ahafahana manao réservation d'hôtel
Mahereza eh
Dia bonnes vacances
Fa raha be sôsy ianao (fiche de paie, na prof libérale matanjaka be) dia iny koa ahafahana manao réservation d'hôtel
Mahereza eh
Dia bonnes vacances
18. sakaizakely
(
28/07/2008 15:07)
raha resaka hébergement dia mila manaporofo @ ilay contrat de location izany ianao. Tsy olana izany, fa tadiavo mialoha fotsiny satria arakaraky ny toerana andehananao, ohatra paris, sarotra be ny mahita location temporaire 2 mois izany, ny hofantrano koa midangana be raha hahita. Aleo io tena azo antoka tsara vao miroso am fangatahana visa
20. diamondra27
(
29/07/2008 06:15)
raha vevavy selibany zany maka 2 mois de afoizo , omeo ahy ny vola fa aza omena ny ambasady de france raha samy ho very ihany :lol:
torohevitro:ra selibany enao de aza maka sejour lavabe, raha efa refuser de mety tsy mahazo tsony koa na de manao fangatahana vaovao aza
dia manaraka izany dia be de be ny critere azo hi refuser-na ny olona te -hakaty france
ireo voalazan'ny namana ireo marina daholo we efa nanafatra na nanao hebergement olona taty de tsy niverina intsony ilay olona de fiche any ny nom de famille ka zay manana nom mitovy amin'iny na tsy famille aza de efa tsy poinsa
manaraka an'izany ny critere sante
ny critere statut-nao selibany sns
ny situation-ny olona hipetrahanao aty france koa sy ny trano misy azy lehibe ve? Tys sur endette ve le olona na manana blem am banky na tsy mahaloa hofatrano sy otran'izany
aty dia mila we 9metre carre farafahakelinyny chambre ka raha ohatra we olona 2 no ao amin'ny appart de mila au moins zany 21metre carre ny tranony ka raha tsy mahafeno an'izay de tsy ekenjareo ny demande-nao
de manaraka izany koa mampigadra izao ho an'ny olona manome hebergement raha tsy tafaverina mody intsony ilay olona nafarany fa milentika aty france aty
de inona koa mbola tsy voalazako?
efa tsy ekenjareo tsony koa io resaka hebergement hotel io satria kobo ny filiere, surtout we hotel etape no manome le izy.
de resaka taona ihany koa mi-jouer am fanomezana devise
hatreo fa be loatra ngamab zany critere zany