Hanao vacs any France, nefa tsy mahita ttas trano hivantanan

21. diamondra27 ( 29/07/2008 13:07)
de resaka taona ihany koa mi-jouer am fanomezana devise



am fanomezana visa manko e :oops:
22. fahamarinana ( 29/07/2008 13:17)
:arrow: dia aleo le hotely no jerenao ry toky8 fa ianao efa vonona handoa hofatrano ihany.Eritrereto hoe namanao akaiky aza mandà ny hanao ny hebergement noho ny antony maro samihafa dia raha olona vaovao na eto am sera aza tsy fantarao sady tsy mahalala anao dia ho sarotra ihany koa ny hangataka service ohatrizay...Za aloha mbola tsy voa fa manahirana ahy koa raha za no handray olona tsy haiko,ne serait-ce que hoe ttasy fontsiny.Zay no marina tsy azo hodiana fanina... dia maniry anao ahita solutions hafa ihany koa...:) (l)
23. toky8 ( 29/07/2008 19:56)
diamondra27:

raha vevavy selibany zany maka 2 mois de afoizo , omeo ahy ny vola fa aza omena ny ambasady de france raha samy ho very ihany :lol:

Efa reko ihany koa io. Ka ny saika hanaovako azy (satria izay no natoron'ny namako sasany) : dia izao : atao 1mois na latsak'izay fotsiny (3semaines ohatra) no angatahana hono. Fa rehefa tonga any France vao ampitomboina : misy namako afaka mikarakara an'io aty Madagasikara.

diamondra27:

tsy ekenjareo tsony koa io resaka hebergement hotel io satria kobo ny filiere, surtout we hotel etape no manome le izy.


Tena vao reko koa io; fa adinoko ny niteny azy tato. Raha vao ankizivavy tsy manambady hono no hoe hipetraka amin'ny hôtely dia lavin-dry zareo. heveriny ho mpivaro-tena angamba, na koa ho olona hitady vady fotsiny.

Raha ireo moa zany no fintinina dia ilay mitady havana tena akaiky any ivelan'i France ihany no vahaolana. Dia rehefa avy any vao mankao France. Ka dia ho hita eo ihany fa zah aloha tsy mahalala olona ivelan'i France mihitsy e. Teneniko anareo ihany ny vahaolana hitako raha mahita aho.

Merci à tt le monde :-*
24. nana171 ( 30/07/2008 08:22)
Toky8 sarotra bé ary rare raha hahita olona ianao hanomé ttsy hebergement anao any ivelany indrindra fa olona ts fantatra.
Lazaiko aminao fa na havana aza mampisalasala bé ny olona any ivelany ny manomé ttsy azireo ka maika olona ts fantatra.Sarotra ny mi-passé identité nao sy ny mombamomba anao indraindra @ ollona ts fantatra zany.
Ny reservation na hotel mbola mety, nisy olona vao tonga avy dago dia mbola io no nataony saingy ny azy alou pour 1mois fotsiny.Io koa anefa efa sarotiny bé ny hotél aty @ fanomezana azy io satria ataon'ny olona bidon fotsiny dé tsis mipetraka @ hotel zany ary ny sasany aza ts mba mi annulé lé reservation fotsiny.
Kamo bé ny olona any ivelany hivezivezy itety hotel angataka an'io satria mety hotel betsaka no tetezinao vao ahita zé anaiky an'io.
Miankina @ zé receptionniste ao koa ny faneken'ilay hotel an lé izy, raha tsotsotra lé olona ao dé mahazo fa raha vao sarotsarotiny dia laviny.
Raha vao mi-tombé vakansy koa dia ts rarainy raha vao ts misy vola aloa mialoha alou.
Milaza ianao fa ts ipetrahanao lé olona fa itady trano ofaina moramora pour 2mois ianao.Atsipy ho anao ihany fa sarotra ny ahazonao manofa trano zany any ivelany.Na manana vola afaka anofana trano aza dia tsy rarahiny fa ny tompotrano mila resaka taratasy antoka avy aminao(garent, sa efa manana olona anomé garent ianao aty) sarotiny ny tompotrano.
Tsimba sahala ny Malagasy any mada refa misy vola fotsiny ianao dia afaka manofa trano.
25. toky8 ( 30/07/2008 10:11)
nana171:

Toky8 sarotra bé ary rare raha hahita olona ianao hanomé ttsy hebergement anao any ivelany indrindra fa olona ts fantatra.

K izay indrindra no nitenenako hoe havana tena akaiky 'zany no hokarohina e :). Raha sendra ka misy.
nana171:

Milaza ianao fa ts ipetrahanao lé olona fa itady trano ofaina moramora pour 2mois ianao.Atsipy ho anao ihany fa sarotra ny ahazonao manofa trano zany any ivelany.Na manana vola afaka anofana trano aza dia tsy rarahiny fa ny tompotrano mila resaka taratasy antoka avy aminao(garent, sa efa manana olona anomé garent ianao aty) sarotiny ny tompotrano.
Tsimba sahala ny Malagasy any mada refa misy vola fotsiny ianao dia afaka manofa trano.

Marina io anao io raha hoe : hanofa "appartement". Fa ny ahy ireny "maison d'hôtes" ireny no hipetrahako 'ka. Efa mahitahita ihany aho eto @ internet. Ny maison d'hotes dia vetivety ihany : 1 mois au plus na koa /semaine, ary tsy mila "garant" fa afaka aloako mialoha fotsiny ny vola mifandfraika @ fotoana ifanarahanay.
26. xxx ( 30/07/2008 10:59)
vao2 vao nivoaka t@ 1er Juillet teo ity:

ny reservation hotel dia tsy manankery intsony raha tourisme no aleha ity frantsa

raha manao affaire dia mety ny reservation hotel

ny momba ny certificat d'accueil : taloha dia tsy maintsy maka assurance ianao any dago ! manomboka zao dia tsy maintsy ny olona manomé anao certificat d'accueil no maka assurance aty ivelany nefa tsy maintsy maka assurance koa ianao any dago !

ny certificat d'accueil dia tsy maintsy ilay olona nanao azy no miasa !

taloha mbola nekeny ny ambasady hoe ny vadinao miasa no manomé ny paps , fiche de paye etc....zao tsy maintsy ny manao ny certificat d'accueil no miasa !

ohatra: taloha dia ny paps-n y vadinao zavah no hanaovana fahamarinana: fiche de paye etc....zao tsy maintsy ianao zay miasa no manao io paps io !
27. xxx ( 30/07/2008 11:03)
aza hadino fa 45€ ny fanaovana an'io !

un timbre fiscal de 45 EUR de série spéciale, perçu au profit de l'Agence nationale de l'accueil des étrangers et des migrations (ex OMI).
28. toky8 ( 30/07/2008 16:17)
Misaotra an'i xxx @ fanazavana sy fampahafantarana.
Tsy maintsy hikaroka an'ilay solution farany ihany izany 'ko : mikaroka havana akaiky any an-tany hafa ao Eropa.

Sinon adaboka :( .
29. mbaliana ( 30/07/2008 16:26)
manoava reservation amin'ny hotel e.. par internet mampiasa carte de credit...tsy voatery hiteny hoe firy jour ny hipetraka fa tonga dia omen-dry zareo 3mois na hiteny hoe 1 mois aza ...tsy mora2 zany ny mankany italie fa sarotra koa ... eritrereto fa mety mbola ho voasava koa rehefa tonga aty... carte de credit no ataovy an-tanana...
30. 08051972 ( 30/07/2008 21:23)
toky8:

manaona daholo ô!

Izaho dia ankizivavy mbola tsy manambady. Mikasa ny hanao vakansa 1 na 2 volana any Frantsa aho. Ny olana anefa dia toa hoe "mila taratasy avy any amin'izay hampiantrano ahy" ny aty Madagasikara. Sarotiny be 'zao ny ambasady frantsay @ fandehanana any Frantsa.

Izaho anefa rehefa any Frantsa dia tsy hivantana aman'olona fa hanofa trano, sy handehandeha hanao vacances miaraka amin'ny namako fotsiny. Efa ni-contacter olom-pantatra sy namana vitsivitsy ihany aho mba hikarakara an'io taratasy io fa dia nandà ry zareo. Ny sasany aloha dia tery ny tranony, na koa misy critère hafa tsy ahafahany mandray olona (ohatra : fiche de paye), na koa angamba dia kamo hikarakara fotsiny :( .
ny hikarakara ttsy aloha de tsy afakà fa ny hampiatrano rehefa tonga aty njy de azoko atao e! Ny tranoko ato malaka misy hefitra fandraisako vahinyato fa ataovy izay hahavitana ttsy de tongava aty antrano e!

Koa mba atoroy hevitra ry zareo a! Misy fomba afaka hi-contourner-na an'io resaka "taratasy @ trano fivantanana" io ve ? Ny mahasarotra ny cas-ko koa moa dia ilay izaho mbola vehivavy celibataire.

Ny henoko ho nataon'ny ankizy namako sasany dia ny hoe : "manararaotra an'ireny manifestation" hatao any France ireny hono dia moramora kokoa. Ka asa ... mety mahita làlana @'zany ve ianareo ?

Sa sendra mba mety misy afaka manampy @ fikarakaràna io taratasy io? Dia ho hita eo foana izay hifanarahana.

Misaotra indrindra namaky.



31. 08051972 ( 30/07/2008 21:29)
Nisy adinoko kely! Sao de heverinjy fa hisy trano hahofa oatrin'ny any Dago aty fa esory ao an-dohandry zany hanofa trano rehefa tong'aty izany fa ny tompontrano aty mitaky fiche de paye na ttsy na banky vao manome trano anjy! Sady @ izay injy Gasy ! Tsy hatoky anjy izany izy! De aôna koa no fomba hivezivezenjy? Aiza injy no hivantana ? Ny any Paris no tsy haiko fa rà hoe Marseille sy ny manodidina aloha dia mila manana tômôbilanjy vao afaka hitsangatsangana hizaha tany izany !De aôna?
Tsy hoe manakivy anjy zà fa mamporisik'aza de @ zay aho mba misy namana rehefa tong'aty njy e!!!!
32. haritianah ( 30/07/2008 22:02)
Mbola mety tanteraka ny reservation d'hotel, vao misy olona owa vao tonga aty zao no nanao anio fa mbola mety soamatsara fa saingy lé fitadiavana hotel nanaovana azy no sarotra.
Tsara alou raha efa naita chambre d'hotes zan ianao, ary reny mou ts tokony afaka manomé ttsy raha tena ipetraka ao ianao?
Mijereva koa reny hotel bar tabas aty paris reny fa reny koa moramora ny hofany ary manao forfais pas mois no afaka mahadro ao antiny chambre,afaka na asiana frizidera aza.
33. toky8 ( 31/07/2008 11:08)
08051972:

Nisy adinoko kely! Sao de heverinjy fa hisy trano hahofa oatrin'ny any Dago aty fa esory ao an-dohandry zany hanofa trano rehefa tong'aty izany

8O 8O Fa tany aiza eto amin'izao tontolo izao re no tsy hisy fanofana trano a ! :) ?
08051972:

fa ny tompontrano aty mitaky fiche de paye na ttsy na banky vao manome trano anjy!

oufff. Tsy namaky an'ilay resako tetsy ambony angamba ianao. Raha "maison d'hôtes" dia tsy mila "fiche de paye" zany.

08051972:

Sady @ izay injy Gasy ! Tsy hatoky anjy izany izy!

Tsy hitako izay ifandraisan'izany. Aôna ireny touriste vahiny be dia be mankany Paris ireny. Sa tsy maintsy "frantsay" vao afaka manao "tourisme" ao Paris ? :). Vola ihany re ny an'ny hotel a! :).

08051972:

De aôna koa no fomba hivezivezenjy? Ny any Paris no tsy haiko fa rà hoe Marseille sy ny manodidina aloha dia mila manana tômôbilanjy vao afaka hitsangatsangana hizaha tany izany !De aôna?

Ankoatran'ny fiara dia misy koa ny fiarandalam-by e :), ny avion, sns. Na koa afaka manofa fiara.

08051972:

Tsy hoe manakivy anjy zà fa mamporisik'aza de @ zay aho mba misy namana rehefa tong'aty njy e!!!!

Tena sûre ve njy ? :wink:

ho an'i 08051972 : bref , efa milamina daholo ny momba ireo matoa tsy nanontaniako teto. Tsy vao izao aho no hivoaka an'i Mkara akory. Fa ilay fidirana any Frantsa mihitsy no be filirony sy niova tsy ohatry ny taloha intsony.
Io resaka taratasy io ihany sisa no olako
34. Noue ( 31/07/2008 11:59)
08051972:

Nisy adinoko kely! Sao de heverinjy fa hisy trano hahofa oatrin'ny any Dago aty fa esory ao an-dohandry zany hanofa trano rehefa tong'aty izany fa ny tompontrano aty mitaky fiche de paye na ttsy na banky vao manome trano anjy! Sady @ izay injy Gasy ! Tsy hatoky anjy izany izy! De aôna koa no fomba hivezivezenjy? Aiza injy no hivantana ? Ny any Paris no tsy haiko fa rà hoe Marseille sy ny manodidina aloha dia mila manana tômôbilanjy vao afaka hitsangatsangana hizaha tany izany !De aôna?
Tsy hoe manakivy anjy zà fa mamporisik'aza de @ zay aho mba misy namana rehefa tong'aty njy e!!!!
misy exageration be ko zany an ! mbola misy tongotra sy metro ko anié e !


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
35. fahamarinana ( 31/07/2008 14:05)
:arrow: :-D misy raha la terre an...njy ngaha ahoana.... (l)
36. ni81 ( 31/07/2008 16:28)
misy raha la terre an...njy ngaha ahoana....
:-D :-D :-D :-D
37. toky8 ( 31/07/2008 17:43)
haritianah:

Mbola mety tanteraka ny reservation d'hotel, vao misy olona owa vao tonga aty zao no nanao anio fa mbola mety soamatsara fa saingy lé fitadiavana hotel nanaovana azy no sarotra.

Ny saika anontaniako dia hoe
- vehivavy celibataire koa ve izy io ? sy ny hoe
- vacances ve no halehany tany sa zavatra hafa ? (fivoriana arak'asa, colloque, manifestation culturelle, fianarana,...)
Ra vô tsy celibataira mantsy, na koa ra misy anton-dihy maontimaontina :) hafa dia mety ilay resaka "hotel".
Misaotra a! Mba tiako fantatra ny valin'io ;).

haritianah:

Tsara alou raha efa naita chambre d'hotes zan ianao, ary reny mou ts tokony afaka manomé ttsy raha tena ipetraka ao ianao?

Raha sûr fa mety ilay resaka ttasy "reservation hotel na chambres d'hotes" dia ampikarakaraiko olona koa io.

haritianah:

Mijereva koa reny hotel bar tabas aty paris reny fa reny koa moramora ny hofany ary manao forfais pas mois no afaka mahadro ao antiny chambre,afaka na asiana frizidera aza.

Tena mety amiko akia izany fa misaotra anao nanoro hevitra koa a!
38. toky8 ( 31/07/2008 18:16)
"anton-dia" fa tsy "anton-dihy" no tiako soratana. zafad ô :). Minam-bary aza hono misy katsaka :).
39. toky8 ( 01/08/2008 10:34)
08051972:

ny hikarakara ttsy aloha de tsy afakà fa ny hampiatrano rehefa tonga aty njy de azoko atao e! Ny tranoko ato malaka misy hefitra fandraisako vahinyato fa ataovy izay hahavitana ttsy de tongava aty antrano e!


ah ok! ao fa alaiko ny contact-nao rehefa tonga aho (raha ho tonga :) ). Na dia mba ny hifankahita fotsiny aza!
msoatra betsaka 08051972 :-* :-*
40. masisokely ( 11/09/2008 20:25)
tonga soa ihany ve ilay mpanao vacance?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2571