Fanontaniana/valiny,fanontaniana /mi-panic !!!

1. niryna ( 25/07/2008 18:35)
Tamin'ny mbola kely isika hoy ity olona iray rehefa anontaniana zavatra dia mamaly aingana,nampianarina izany isika hamaly eo noho eo ary asiana ora mihitsy ilay famaliana azy.
Toa izany koa hoy izy rehefa misy olona tonga mitodi-doha mametraka fanontaniana na mitondra olana aty amintsika dia mailaka sy kinga ho azy isika ary tonga dia mahita vahaolana ho an'iny olona iny.
Rehefa isika kosa no misy olana,fanontaniana ka mitady valiny ato amintsika ihany an, toa tsy mahavaha ilay olana isika fa tonga dia mi-panic . ha,ha

Ahoana tokoa re no mahatonga an'izany e ? :roll: :wink:


(l) niryna
novalian'i 08051972 ny 30/07/2008 17:05
2. xxx ( 26/07/2008 01:00)
Za toa tsy natao an izany hoe valio haingana izany...Angamba satria tany ampianarana nazoto nianatra dia voavaly spontane ny fanontaniana ka tsy nisy fotoana ny mpampianatra milaza hoe haingana! :D
Rehefa misy olanaindray izao dia @ voalohany kosa ianao mieritreritra possibilite-na solutions rehetra..Ahodina eo ilay izy, ahodina ...dia ny hitako: tsara kokoa adinoina iny, mandeha matory mahazo saina vaovao dia hafa indray izao tontolo izao rehefa mifoha! Mahita solution tsara kokoa. raha tsy mbola mahita @ iny dia avela ihany mandra-pisy koa! Dia ny fanapahan-kevitra maimaika matetika tsy mahomby satria tsy noeritreretina tsara ny parametres rehetra...
Ka tsy maninona mi-panic e...fa aza @iny fotsiny maka decision fa miandry tony!
3. niryna ( 28/07/2008 17:03)
xxx:

Za toa tsy natao an izany hoe valio haingana izany...Angamba satria tany ampianarana nazoto nianatra dia voavaly spontane ny fanontaniana ka tsy nisy fotoana ny mpampianatra milaza hoe haingana! :D
hi,hi angah kosa ny mpampianatra niteny hoe aingana !
Ny fanadinana izao dia efa mampiseho amintsika fa misy fotoana ny hamaliana azy io.

Rehefa misy olanaindray izao dia @ voalohany kosa ianao mieritreritra possibilite-na solutions rehetra.

marina izany ry xxx

.Ahodina eo ilay izy, ahodina ...dia ny hitako: tsara kokoa adinoina iny, mandeha matory mahazo saina vaovao dia hafa indray izao tontolo izao rehefa mifoha! Mahita solution tsara kokoa. raha tsy mbola mahita @ iny dia avela ihany mandra-pisy koa! Dia ny fanapahan-kevitra maimaika matetika tsy mahomby satria tsy noeritreretina tsara ny parametres rehetra...
Ka tsy maninona mi-panic e...fa aza @iny fotsiny maka decision fa miandry tony!

misaotra

(l) niryna
4. 08051972 ( 30/07/2008 17:05)
slt! ka tsy hoe rehefa anolona de mora fa ny hevitry ny maro mahataka-davitr'e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1945