hoany ambondrombe koa RAVALOMANANA

1. Bocassa ( 22/07/2008 15:28)
Fantatra ankehitiny fa taorian'i pasteur Mailhol, de hoany ambondrombe koa RAVALOMANANA Jean Baptiste, tovolahy mipetraka etsy Ambodin'isotry. Ary rahoviana enao no hande?
2. tsimati ( 22/07/2008 15:31)
Anarana tanimboanjo ka i Ravalomanana kidoropambalahy no efa kely sisa dia ho any Ambondrombe :-D :-D :-D
3. kidoropamba ( 22/07/2008 15:33)
Raha tsy misy ronono sy dolara any dia tsy andE izahay.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1561