Mpianatra tany Abilene
1. LazaDaddy
(
18/07/2008 03:55)
Fomba famporisihina sy fanatsarana ny tontolon'ny fampianarana ary mitondra fandrosoana any amin'ny firenena maro ny "study loan".
Izany hoe omena vola ny ankizy hianatra fa rehefa vita ny fianarany dia TSIMAINTSY averiny tsikelikely io vola io. Matetika dia amin'ny alalan'ny asa no ahafahany mamerina izany, ary rehefa miasa izy dia mamokatra ho an'ny firenena.
Hafa indray kosa ny fipetraky ny "vatsim-pianarana". Ny vatsim-pianarana dia vola avy amin'ny kitapom-bolan'ny Oniversite, na andrim-panjakana, na orinasa tsy miankina. Tsy averina ny vatsim-pianarana saingy mety misy fifanarahana "mamatotra" ilay ankizy amin'ilay namatsy azy.
Ka ireto zana-tsika tany Texas ireto ve nisambo-bola (study loan) sa nahazo vatsim-pianarana? Raha tsy nisambo-bola izy dia tsy hitako izay maha ory ny namana sasany eto :)

novalian'i penguin ny 21/07/2008 16:36
2. tsimati
(
18/07/2008 08:21)
Vatsim-pianarana ny an'ireo ary tsy mbola misy malaza Madagasikara ny "study loan"-nao. Ny Presida Ratsiraka aza nilaza tao amin'ny radio fa tany amin'ny mpivaro-kena no nindrambola ny raiamandreniny nandefasana azy andafy. Tsy resaka manokana asahala izany ny an'ireto ankizy ireto. Vao handeha ireo dia efa fanofanana no azony. Iza moa no hanofana ny ankizy hiditra ankatso fa dia eny no mifampitady.
3. kidoropamba
(
18/07/2008 09:16)
Na ireo depiotE sy sentaera aza dia tsy mba mamerina ny vidin'ny 4x4 akory ka tadiavinao ny mpianatra indray no hamerina ny boursa any? hin!hin!hin!
An'alina nage ry zalahy ny mpianatra ambaratonga ambony ao Madagasikara fa tsy 20 na 30 e. Ka diniho tsara ilay politikanareo fa toa mamarina any an-kady foana ny ataonareo. Marina fa tsara ny bizna fa aza dia tolorana vato mafAna loatra ny filoha hajaina.
Lasa "rEfErAnsy" indray izany ry zareo any Abilena, kanefa ny pokona dontoina @ ity maligasizasion petatoko ity? hin!hin!hin! dadany hoa nareo raha handonto zanambahoaka.
Bizna ihany io: Ny vitsy an'isa (be vola, be fahaizana, be kiranina) miompy ny maro an'isa (donto, mijaly, mahantra, maligasizE...Fa tia tanindrAzana ka tokony mipirina fa tsy manohitra). LalAnan'ny natiora io (madagasikara natireliment, na voajanahary hoy ny MAP)
Siora ra prezy Ô!
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^

4. tsimati
(
18/07/2008 14:56)
Inona no olana raha ireo no ho Ministra rahatr'izay rehefa nofa ny Ankatso :-D :-D
5. zandikely
(
18/07/2008 17:28)
Tsy dia dépenses tena manao ahoana anie niantohana ireo mpianatra ireo, tsy aleo tahaka izany toy izay lanin'ireo mpanao politika ireo foana ny volam-panjakana:
Mpianatra iray iray taona: 35 000 $ = 140.000 $ Efatra taona
Mpianatra 22 mandritra ny 4 taona : 3. 080. 000 $
Tsy hitako ny olana sady zareo koa tsy maintsy miverina miasa aty Madagascar ka tsy hitako mihitsy maharatsy an'izany.

6. tsimati
(
19/07/2008 00:02)
kay moa ny fanjakana no niantoka azy ? Mazava tsara izany fa Fanjakana no solon-draiamandreniny niantoka azy ka rariny raha ny fanjakana no mifaly nahatafavoaka ny niantohany.
7. Rasiligaoma
(
21/07/2008 15:13)
izao fotsiny hoy ilay hira izay.
aza miady ny anjaran'olo sao reraka
aza miady ny anjaran'olo sao reraka
8. tsimati
(
21/07/2008 15:55)
Efa hita fa sady reraka no matihozatra satria manenjika tsy mahazo ary mamingana tsy mahazera. kidoropamba sy ny tariny :-D :-D :-D
9. kidoropamba
(
21/07/2008 16:21)
iE. Tsy azo atao ny miady ny anjaran'olona. Mandreraka io.
Tohano izy fa aza hiadiAna. Atoseho fa aza tsikeraina.
Dontoy izy fa aza avela ho velon'ozatra.
Ô goirsagorisa! â, karatsarakatsaka analan'akondro! Ô gorisagorisa! (Ny fiainampirenena io an)
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God, oh yes, god, save the big boss Ravalomanana ^:^

10. penguin
(
21/07/2008 16:36)
Rahampitso dray ry kidoropamba matihozatra a. Tsy omena anjara ianao fa efa lany daty. hihihihi