Filma VVS indray no navaokan'i rataktika: lany kilE vE?
1. kidoropamba
(
15/07/2008 17:40)
Tena hain'i filoha hajaina rey olona ny manadAla ireo samy gasy e.
Notairiny Lelidec ny sinema diplaomatika dia tonga dia namaoka ilay sary mihetsika fahiny tsy misy feo ary fotsy sy mainty, an-dry VVS ry zareo fianakaviambe an'i rataktika.
Hita mihitsy fa bandy sahirana ity rataktika ity ka mitady okazion foana handravAna fanana'olona.
Mety efa mahita villa any ho any ity ranamana ity ho robAina ka manonofy ery fa raha lasa ity voanjo ity dia anahako ny aotomobila sy ny villa, ary ny mpiasa antrano. tsssss! mampalahelo be mihitsy e.
Io sisa no mba esipoAra an'ireo gasy: Handroba! Tsy misy tsy foronina ireto ekisikiOzy hoe: maligasizasion, fitiavan-tanindrAzana e, katsaka, voanjobory, kay ny ambadika ao dia ny "handroba" ihany.
Tsentsina mantsy ny fiainana. Miakatra ny infilasion, lafo vidy ny vary, tsy zaka ny vidin'ny fanafody, tsy azombola ny hena sy ny atin-kena....Hany sisa esipoAra: Handroba. Handroba vAzA satria any no misimisy vola satria raha samy gasy dia masikita sy tongon-kisoa no hifandrobAna.
Toe-tsaina mampalahelo. Tairo indray ary ny zana-dAmbo sy ny pasifikasion mba hihinanan'i ratakitika hanina.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^

novalian'i tsimati ny 17/07/2008 03:20
2. ratakktikk
(
15/07/2008 19:15)
Marina mihitsy ny voalazan' i Kidoropamba fa tena sahirana i ratakktikk.
sahirana tokoa izy satria anisan'ireo malagasy mandalo fasahiranana ankehitriny nefa tsy kivy fa miezaka hatrany mba hanana fiainana metimety mitovy ny an'i kidoropamba.
Rehefa izahay no mandroba dia sahy miteny i kidoropamba fa rehefa ny dadabeny (frantsay razana) no nangalatra sy nandroba ny harena rehetra teto madagasikara sy mbola manao ampihimamba ny fihariana rehetra eto hatramin'izao (R. Edmond Midi Madagasikara) dia gina tanteraka izy fa tsy sahy miteny.
Izany no haavon'ny fisainan'ny manankatao sy avara-pianarana kidoropamba.
Fitiavan-tena, ory hava-manana, ary jamban'ny fankahalana....
Mampalahelo....!!!!
Misy ry kidoropamba ny zavatra tokony tohanana ary misy ny tokony toherina fa tsy faly ny manao tsikera bontolo fotsiny, ka maka tahaka ny hevitry ny mpandroba.

3. penguin
(
15/07/2008 23:58)
hahahaha Fa lasa ratakktikk=ravalomanana angaha ry kidoropamba sa ahoana fa tsy takatray mihanahana? :-D :-D :-D . Mila olombaovao ny firenena tompoko ary tsy ampy dimy taona dia hisy fifidiana filoha indray. Tsy ny mpilelaka TIM velively no zahavina ra-kidoropamba ary any an'efitra no misy anao.
4. ravatorano
(
16/07/2008 05:12)
izay firenena voazanaka aloha dia tsy maintsy notsetsefin'ireo mpanjanaka ny harena misy tao aminy ary io no antony ilay fanjanahana.Mazva ho azy fa "nihinana" betsaka taminny harena nisy teto Madagasikara ny frantsay tamin'ny fanajanahana nataony ary isika Malagasy dia nibaby izany.
Ireo mpanjanaka vazaha ireo dia tokony hiteny ampahibemaso izany satria nisy ary niainana izany tamin'ny vanimpotoanan nisiany.
Raha nitolona ho an'ny fiandrianampirenena ny Malagasy taloha dia ny VVS,ny JINA PANAMA,ny MDRM sy ny sisa dia mba hialana amin'izany tsindry izany,hialana amin' ilay fitsetsefana ara moraly ara koltoraly ara ekonomika indrindra indrindra.Tantara avokoa izany ary tsara hampatsiahivina foana mba hahalalan'ny zanaka amampara izany.
Raha nanjanaka teto ve ny frantsay taloha dia mendrika ny ho robaina kosa ny fanan'ireo vazaha frantsay monina eto Madagasikara amin 'izao
:?: :?: :?: Tsy any kosa angaamba fa lasa mifangaro be ny resaka sa ahona ry kidoropamba :?: Iza aloha ilay voalazanao fa lany espoAra ka fandObana sisa azo atao e ?

5. tsimati
(
16/07/2008 05:27)
Ny ady nisy tamin'ny VVS,NAM, MDRM sns dia anisany maivana raha ny nahazo ny firenena erantany ka izay no tsy dia anasian'ny firenena hafa sira an'i Madagasikara. Na iza alahelo marina io. Ny Jeneraly sy Kolonely aza tsy nahalala "Guerre" fa sarin'ady sy sinema no mahamanamboninahitra ambony azy miampy fianarana.
Niaina ny zava-nisy tao Vietnam ve ny Malagasy ? Eran'ny rehetra dia tantara mipetraka. Ny nahazo ny Sinoa tamin'ny japs ve nianan'ny Malagasy tsy nandohalika daholo.
Ka izay no tsy hamakian'ny taraka loha firy amin'ny resaka VVS sy ny PANAMA. Avy eo resaka mifamadika sy mifanome secret dia ny mpamadika indray avy eo no lasa olomanga.

6. kidoropamba
(
16/07/2008 08:03)
ratakktikk:
Marina mihitsy ny voalazan' i Kidoropamba fa tena sahirana i ratakktikk.
sahirana tokoa izy satria anisan'ireo malagasy mandalo fasahiranana ankehitriny nefa tsy kivy fa miezaka hatrany mba hanana fiainana metimety mitovy ny an'i kidoropamba.
Rehefa izahay no mandroba dia sahy miteny i kidoropamba fa rehefa ny dadabeny (frantsay razana) no nangalatra sy nandroba ny harena rehetra teto madagasikara sy mbola manao ampihimamba ny fihariana rehetra eto hatramin'izao (R. Edmond Midi Madagasikara) dia gina tanteraka izy fa tsy sahy miteny.
Izany no haavon'ny fisainan'ny manankatao sy avara-pianarana kidoropamba.
Fitiavan-tena, ory hava-manana, ary jamban'ny fankahalana....
Mampalahelo....!!!!
Misy ry kidoropamba ny zavatra tokony tohanana ary misy ny tokony toherina fa tsy faly ny manao tsikera bontolo fotsiny, ka maka tahaka ny hevitry ny mpandroba.
hin!hin!hin! toa tsy naharenesana feo ratakitika t@ varoboba ny tanindrAzany kanefa mitsaingokaingoka sahala @ soabakAka raha mikasika an'ingahy Lelidec izay voaroaka? hin! hin! Aiza ity fitiavan-tanindrAzana e? Sa mitady hanohitra ny filoha hajaina indray?
Mbola miandry porofo foana izahay @ ilay ankizy nalefa tany @ SFF sy SAFF fa toa mbola tsy hita foana.
Hita fa tena bandy te handroba fanan'olona ity ratakitika ity satria tsy tafavaoka ilay hakamoana be tenda. NdAna miasa, miasa tsara ary miasa mafy fa aza variana miandry handroba fanana'olona fa tsy fantatrao akory izay ambadik'ity resaka lelidec ity.
Ary raha resaka maligasizasion, aza variana lalaovin'ingahy Ratrema william ianao fa ity ACCEM ity dia tsy "Ataka ColiColy Entina Mangalatra" fa teny firantsay izy io. Ny zanany koa tsy any @ SFF na SAFF fa any @ sekoly mianatra @ teny vahiny.
Mampalahelo ity refileksa "Handroba" ity. Akory atao raha io no nanabeazan'i filoha hajaina antsika.
Raha resaka nasionalitE indray dia aza be fialonana fa iE vAzA izahay satria BoligariAna, fotsy hoditra. Raha tsy faly dia ndAna manatevindaharana ireo mpianatra "lany sesion" mameno ny filiera "malagasy" ao ankatso.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
7. tsimati
(
16/07/2008 08:09)
Ny an'i kidoro efa marary saina mihintsy fa iza no nobeazin'ny filoha ? Mampianatra sa mpampiofana izy no hoe nitaizana ? vaza ledila aleo andeha fa tsy raharahanay.
8. kidoropamba
(
16/07/2008 08:26)
Aza mandraharaha raha tsy tia anay boligariana nareo. Misy ila indoneziana, ary manana rA isiraeliana. Jerevo ny sariko io ambony io e.
Io ange ilay lazaiko raha vita varoboba daholo io Madagasikara io, izahay ange mbola afaka mivelona any boligaria e.
Tohizo ny lalantsika ry filoha hajaina e
Tafita Isika Malagasy
God bless the king Ravalomanana ^:^

9. tsimati
(
16/07/2008 08:35)
Tany be io tsy voaroba izany. Ny havanao no mahakasika ny fananana avy amin'ny razambenao. Ny fananampanjakana angaha anao?
10. kidoropamba
(
16/07/2008 09:09)
Tsy anahako marina io fananampanjakAna io fa an'i filoha hajaina. Fa izaho kosa miaro azy fa ho azy irery izy io fa tsy hoan'ireo vAzA sy vahiny mitady hanao bizna. Fa na izany na tsy izany dia ny "fanapahankevitry ny filoha hajaina ihany no tohanaka".
Any boligaria mifanazava rehefa avy eo.
Tohizo ny road-ntsika
Tafita isika Malagasy
Dera sy laza hoan'i tompo mahery Ravalomanana^:^

11. kalointsika
(
16/07/2008 09:17)
hay moa ts eto Madagasikara akor ty be tsikera ny fiainana eto madagsikara ity e! neveriko fa mb malagasy te hampandroso hay vazà tara sambo ka nanjary nitondra anarana gasy tsy fidiny. etsy andanin'izay ts afk fidiana ho filoham-pirenena akory ka malahelo toerana dia ahozongozona ny saim-bahoaka aloha f zay no kely mb vita. tongav aty rah sahy manao coup d'Etat f ts eto @ forum eto ftsn no b vava eo! ary inona mo no mbola itenenanao io Malagasy rehefa zan ihany e, enao io no tena antsoina hoe "tsy ambony tsy ambany ohatra ny lohalika alika". mahereza rataktik f tsik ts maints tafita na lazain oul f mainty hoditr sy ts manankatao aza a!
Hoy Rajao zay hoe "MAMPALAHELO"
Hoy Rajao zay hoe "MAMPALAHELO"
12. kidoropamba
(
16/07/2008 09:35)
Ovina indray ianao ity mihevitra fa ny boligariana dia tsy gasy? Ny indoneziana tsy gasy? ny isiraeliana tsy gasy? Tena tsy misy fivoarana ange nareo izany na dia efa omempotsiny an'izany fandrosoana izany.
Fa nanino ary i ratakitika no ataonao hoe: "tsy ambony tsy ambany sahala @ lohalika alika"?
Mazana hoa ny filoha hajaina Ravalomanana fa tena mamokatra ilay tetika.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana^:^

13. kalointsika
(
16/07/2008 09:52)
esoriko rataktik f ianao no lazaiko amin'io. d tohizako hoe jereo ny rakibolana na ny encyclopédiei hiaka farany raha mis hoe boligariana= malagasy sns... na koa manana kara-panondro na kopia mahamalagasy raha misy ireo dia manaiky aho. ento ny porofo f aza manao hevitr ataingina eo. d aleo ko atao ts mivoatr aho satria za mila porofo vao mino.
14. kidoropamba
(
16/07/2008 13:46)
Rehefa manambady boligariana dia lasa manana nasionalitE boligariana. Sahala @ Josoa io. Ny zanany avy eo dia lasa boligariana. no sady malagasy koa.
Io no hitovizako @ Josoa, zanak'i filoha hajaina Ravalomanana.
Aza mitady porofo fa tonga dia minoa fa ho very eo ty ny hiafarano.
Tohizo ny lalantsika
God bless the king, Ravalomanana forever! ^:^

15. kalointsika
(
16/07/2008 13:53)
ndriiiiy! tena ts tantinao mits zan ra ts vazà enao??? aleo ary f ekeko e! manjar mitov @nay gasy kely mainty hoditr f ts fots tahak anareo vazà. d mitov @ josoa koa, eny ary e! fantatrao nefa moa fa nangataka nasionalite malagsy iny vadin'i josoa iny?
d az anontaniana aho oe taiz no nafantarako an'zan fa minoa ftsn ihany!!!

16. xxx
(
16/07/2008 14:05)
Mba lazao moa hoe taiza ny nahalalanao an'izany! sa tsaratsara toerana isika dia sarotra indray ilay milaza hoe fadiranovana ohatry ny malagasy mainty kely tsy manakatao. ony moa ry kalointsika, ony moa e!... hivavaka ho anao koa ange za rahariva dia tsy ho alefako any aminao ny facture amin'ity indray mitoraka ity (bizna izy ity mantsy)
17. tsimati
(
16/07/2008 14:21)
Ela velona anie kidoropamba hanalan'ny olona azy satria minandranandrana :-D :-D :-D
18. kidoropamba
(
16/07/2008 14:28)
Aza manao fisainan'i KaAina izay namono ny rahalahiny Abela ianao ry tsimati.
Mba mahaiza matahotra andriamanitra @ ity fialonana diso tafahaotra ity.
Fahamasinana ange hoy ny filoha hajaina. Io ihany no mahabotrabotra fa tsy fialonana tsy mahavoky io.
Mandalo isika ento an-tany ka aoka hifankatia fa tsy hifampialona. Minoa fotsiny ihany, fa avelao izy hanao varoboba ny tanindrAzana sy handroba ny harempirenena. Ny mahasoa anao no tadiavina fa tsy izay mahafaly anao.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God, oh my god, save the king, Ravalomanana ^:^

20. ratakktikk
(
16/07/2008 18:39)
Tena mahay mihitsy ity kidoropamba ity a. efa ikoizan'ny olona rehetra eto amin'ny serasera ny haretin-tsainy. amin'ilay tenenin'ny tanora ankehitriny hoe efa manomboka mivaha fa mbola tsy tena mivaha tanteraka.
Sa efa tratran'ilay hoe miverina amin'ny sain-jaza (retoro-dazy)? ...
Mirary fahasalamana ho an'i kidoropamba ny tenako!!!