Filma VVS indray no navaokan'i rataktika: lany kilE vE?
21. kidoropamba
(
16/07/2008 20:36)
Misaotra an'i ratakitika nahatsiaro ny fahasalamanay. Hirarianay izy mba hanao torak'izany hoan'i filoha hajaina Ravalomanana, tompo maherin'ny malagasy tsy vaky volo, satria efa tsy mandeha dokotera izy fa efa lasa dokotera, sy mitsabo amin'ny dadarabe.
Dera sy laza ange ho anao ry filoha hajaina lohalohavin'ny gasy te hivoatra.
God save Ravalomanana ^:^
22. tsimati
(
17/07/2008 03:20)
Tsy mbola nisy Malagasy nilolo izany angamba fa ianao no tsy mahazaka ny kidoro lolohavinao ary nasiana lamba sao tselaran'ny olona afon-jabora. :-D :-D :-D . Mitapitapy raha tsy mahay :-D :-D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0347