Fanalana angadrano
1. Harikoeli
(
14/07/2008 13:29)
Manaona daholo!
Za hoa ry reto naika mba hangataka fanampiana!za zany tena lasa be angadrano be mints !depuis 2mois teo ngamba zay !ny antony tsy de haiko loatra nefa za aloa niova shampoing eh!de inona no vahaolana fa lasa mangidihidy be foana ny lohako na vao avy nanasa loha azany za!de sady mamasipasika be le izy no feno ny hodi-doha sy ny volo rehetra!tsy mahita vahaolana za!fa mba omeo zay manana eh!
Na karazana shampoing manala azany!ankoatran'ny loréal fa anisan'ny hitako naha-betsaka anazy ny fampiasako le loréal vaovao anti-gonflement iny!
tsy haiko alou na tsy tena izy le xts fa teny @ reny mpivarotra karana teny Tsaralàlana no nividianako anazy e!de nefa efa mpividy xts ao aminy foana za !fa tamty tena loza :(
de misaotra amin'ny valinteny eh

novalian'i niryna ny 01/09/2008 21:31
2. lemenakely
(
14/07/2008 13:54)
Harikoeli:
Manaona daholo!
Za hoa ry reto naika mba hangataka fanampiana!za zany tena lasa be angadrano be mints !depuis 2mois teo ngamba zay !ny antony tsy de haiko loatra nefa za aloa niova shampoing eh!de inona no vahaolana fa lasa mangidihidy be foana ny lohako na vao avy nanasa loha azany za!de sady mamasipasika be le izy no feno ny hodi-doha sy ny volo rehetra!tsy mahita vahaolana za!fa mba omeo zay manana eh!
Na karazana shampoing manala azany!ankoatran'ny loréal fa anisan'ny hitako naha-betsaka anazy ny fampiasako le loréal vaovao anti-gonflement iny!
tsy haiko alou na tsy tena izy le xts fa teny @ reny mpivarotra karana teny Tsaralàlana no nividianako anazy e!de nefa efa mpividy xts ao aminy foana za !fa tamty tena loza :(
de misaotra amin'ny valinteny eh
manantona dérmatologue fa izy ihany no afaka mahalàla ny shampoing na ny produits hanalàna ny angadrano
3. Bola
(
14/07/2008 20:52)
Raha tsy nisy angadrano mihitsy ianao hatramin izay dia tsara tokoa araka io ambony io mijery dermatologiste satria mety raha hita hoe avy @ inona dia mety hahitsy.
Etsy an daniny koa anefa dia ny head and shoulders no hatramin izao mampadio hodi-doha sady malefaka ny volo no mangirana ary efa 2en1 ny sasany (shampoo+apres shampoo). Fa ilay izy somary lafo sady mila tohizana fa efa nanandrana niova aho dia 2 volana niverina tsikelikely. Ka satria nefa tsara @ volo ihany ilay izy dia notohizako. @ fampiasana voalohany dia efa hita ny fiovana dia nampiasa 6eme fois aho dia efa nadio ny hodi-doha.
Izay fa na inona na inona voalazako eto dia lanjalanjao satria anao ny fanapahan kevitra sy hiharan ilay ho vokany...
izay ary fa mirary soa indrindra!

4. Rasiligaoma
(
14/07/2008 21:23)
dermato aloha hijerena ny antony nahatonga ilay angadrano
dia ny fanaovana ireny koa dia solaina tanteraka ny volo mandritra ny 3 volana eo fa fady masoandro rehefa mety ho aretina mahazo ny hodi-doha dia rehefa afaka dia afaka mamerina mampaniry ny volo indray

5. vale
(
14/07/2008 23:56)
Ny hitako mande am pub(telé) ihany koa ny head & shoulders, toa manala péllicules mihintsy ilay izy (shampooing moa izany e), fa sinon, mba reko ihany koa ny anandrano totoina de ahosotra ny hodi-doha alohan'ny hanasa loha, samy tsy nisy nandramako izy ireo fa de toa oe mety hono!! bn courage!!!!
6. LazaDaddy
(
15/07/2008 00:06)
tsy vitan'ny hoe miova "shampoo" anie fa ampiasaina isan'andro ilay "shampoo" e :)
Raha tsy diso aho toa mivarotra "shampoo" atao hoe "anti dandruff" ireny "pharmaciennes" ireny :p

7. Harikoeli
(
15/07/2008 08:43)
misaotra betsaka antsika rehatra namaly aloa e!
Fa zao za misy angadrano !nefa refa maloto ihany vao misy fa tsy misy foana!nefa zao lasa misy na avy manasa loha azany!
ie efa henoko le shampoing io hoe tsara fa za aloa mbola tsy nanandrana e!tena aleo aloha manantona dermathologie mints fa le izy nge refa avy sasany t@ le shampoing loréal tonga de lasa mavokely beu le hodi-doha e!de vao maina le volo tonga de miofakofaka be amzay ! :(
de refa tratran'ny masoandro de mangidihidy be !
fa na izany azany misaotra anareo rehetra namaly! :D

8. fahamarinana
(
15/07/2008 12:51)
Rasiligaoma:
dia ny fanaovana ireny koa dia solaina tanteraka ny volo mandritra ny 3 volana eo fa fady masoandro rehefa mety ho aretina mahazo ny hodi-doha dia rehefa afaka dia afaka mamerina mampaniry ny volo indray
:arrow: :) tonga dia radical be ilay izy,mety ho mazana ihany zany ho sola loha zany raha vaiavy kouh...(l)
9. Harikoeli
(
15/07/2008 13:20)
>Hoy i Rasiligaoma:
dia ny fanaovana ireny koa dia solaina tanteraka ny volo mandritra ny 3 volana eo fa fady masoandro rehefa mety ho aretina mahazo ny hodi-doha dia rehefa afaka dia afaka mamerina mampaniry ny volo indray
Hoy fahamarinana < tonga dia radical be ilay izy,mety ho mazana ihany zany ho sola loha zany raha vaiavy kouh...
Marina mints zany !tena mety tsy ho possible kosa aloa le volo solaina e!fa nieritreritra ndray za hoa andramana le shampoing nolaziany Bola de atao!
Fa misaotra ny rehetra namaly alou e
(l)

10. kalasnou
(
20/07/2008 22:34)
ny angandrano dia avy @ stress na produit tsy tanty ny mahatonga azy.
tsara raha mijery dermatologue ianao.
tsara raha mijery dermatologue ianao.
11. yonikafopl
(
21/07/2008 20:30)
andramo isaky ny manasa loha,rehefa avy manao apres champoing ,dia masser-na am ranomboasarimakirana ny hodidoha, dia kobanina amin'ny rano mangatsiaka avy eo. Andramo sao mba mety aminao ihany , fa nety tamiko.
14. Harikoeli
(
22/07/2008 11:54)
Manaona daholo e!
tena misaotra betsaka fa namaly daholo nareo!
:arrow: Yonikafopl !tsy mampangita anle volo ve le vosary makirana?de le izy ve akia potserina de hosorana ny hodi-doha le ranony iny sa sasahana roa de tonga de hosorana?
Tena mety ho tsara koa io fa ho andramana!tena misaotra anji klou e!tsy ratsy le hevitra :D
fa efa nampiasa anti pelliculaire za de otran'ny mbo efa nihena le izy fa ataoko le vosary makirana !sady io naturel tsara
yonikafopl merci nji!sy ny rehetra namaly ihany koa e! (l)

15. ikaretsaka
(
22/07/2008 14:27)
ny ahy aloha nosolako dia nosasahiko 2 dia tonga de nahosotro t@ le izy mbola sola ireny e e.
dia izao efa niverina naniry fa manao io fikan'i yoni io ahako isaky ny avy manasa loha fa tsary de nisy tsotry

16. ari.malala
(
22/07/2008 14:46)
anandrano koa totoina d ilay ranony iny no ahosotra ny loha, d fonosina ao mandritra ny 15 hatram 30 min d aveo sasana, efikasy fa andramo. Sady manala angadrano no mahatsara volo iany koa
17. niryna
(
25/07/2008 19:09)
Ity misy torohevitra kely sao dia mba manampy antsika
io misy iray fanalana angadrano ankoatry ny tenenin'ny namana eo ambony.
Inona no karazany mahatonga ny olona ho feno angadrano ?
Misy karazany maro no mety antony eo aloha no tokony ho jerentsika satria saika mety mandalo kely amin'izany hoe misy angadrano izany isika.
Ny shampoo ampiasana aloha no voalohany indrindra,ny fatrany ahosotra azy,ny faharetana ao amin'ny loha.
Ao ihany koa ireo karazana produit manamainty volo ,manatsotra volo,mampatevitevina rehefa jerena sns,ary ny karazana gel izay mety ho zakan'ny hafa ilay ingredient omeny kanefa mety tsy mahazaka ny tena,miampy ny hoe tokony ho sasana rehefa avy eo kanefa toa tsy sasana dia mitambatra daholo eo .
Misy karazany roa ny angandrano ary misy izy miraikitra ny odi-doha ary misy izy miparitaka dia ireny feno ireny ny volo sy ny akanjo.ilay fanosorana petrolium na vaseline hoe mampamaity volo ohatra dia efa miteraka angadrano ihany koa.
Ireto no mety ho antony mahatonga ny olona hisy angadrano:
allergies, natavy dia lasa nihena na mahia dia lasa natavy, hafanana ka miteraka hatsembohana kanefa efa mangidihidy ny loha te hisasa dia mbola tsy sasana ihany , hormones, ary stress .
Ireto misy torohevitra kely azo andramana koa rehefa manasa loha isika dia misy milaza hoe aza ovaovaina ny shampoo raha mety ny volo dia tazomy tokoa ary raha te hanova kosa dia jereo raha mety fa raha tsy mety dia ajanony.
Rehefa manasa loha dia asio carbonate na baking powder kely ilay fanasana volafotsy ireny ny tanana,kely fotsiny an dia araraho eo ny shampoo kely koa izay sahaza ny volo fa tsy atao be fandroaka akory dia iny no hosorana ny loha dia safosafona elaela eo ny hodidoha dia , sasana amin'ny rano matimaty,kobanina.Ataovy tsara kobana mihitsy ilay ilay izy dia faranana ny fanasana azy amin'ny rano mangatsiaka.
Avy eo indray dia hosorana conditionner ary dia mbola safosafona somary atao mafimafy na sotisotomina moramora daholo ny hodidoha fa tena ilaina ilay massage atao amin'ny loha dia avela ho roa minitra dia kobanina tsara indray amin'ny rano matimaty ary dia faranana amin'ny rano mangatsiatsiaka ,mangatsiaka be avy eo.
Indraindray koa dia asiana vinaigre kely ny rano farany.
Voasarimakirana kely dia kely fa tsy betsaka
Tandremo ny manosotra beer na rano-mananasy fa tonga dia lasa ngita tsy miverina intsony ilay volo
andramo
(l) niryna

18. Falyfona
(
25/07/2008 19:59)
slt doly an !
ty misy hevitra hoanareo ary e.mankanesa ao am pavillon 377 ao analakely satria ao misy mpivarotra produit YANTA no marque produit vita gasy io ,io no nampiasaiko tam zaho nanao vacance tany dia io no nampiasaiko satria zah niala taty be angadrano dia nampiasa io dia hafaka .sady tsy misy otrany ny produit tsika gasy koa e ! sa tsy izany?

19. Bola
(
26/07/2008 00:17)
@Nyrinah: misaotra @ ilay fanazavana fa izao: ahoana no fiasan ilay baking powder @ loha...ary ilay vinaigre. Tiako hanontaniana hoe mampaninona ireo (sa angadrano ihany) dia ahoana no fiasany..Hainao ve ...Marina hoe kely ilay izy fa isaky ny manasa ve manao sa isaky ny inona fa tsy mahery ve io baking soda io fa io manko no ampiasaiko @ calcaire, fanadiovana lakozia, toilettes, douche sns...
@namana ilay nilaza ilay produit gasy: eny e, tsy misy ohatra ny an ny tena fa ny mahasosotra anie ilay hanafatra foana!
Fa zay eo ihany fa ny ahy hatramin izao dia mbola io HeadnShoulders io ihany no mety...Miafy na lafo aza...fa ilay izy efa sady conditioner no mahatsara azy, ny volo koa mangirana @ ilay izy sady soyeux...Asa inona no tena ao anatin ireny Head and Shoulders ireny e...

20. niryna
(
28/07/2008 17:31)
Bola:
@Nyrinah: misaotra @ ilay fanazavana fa izao: ahoana no fiasan ilay baking powder @ loha...ary ilay vinaigre. Tiako hanontaniana hoe mampaninona ireo (sa angadrano ihany) dia ahoana no fiasany..Hainao ve ...Marina hoe kely ilay izy fa isaky ny manasa ve manao sa isaky ny inona fa tsy mahery ve io baking soda io fa io manko no ampiasaiko @ calcaire, fanadiovana lakozia, toilettes, douche sns...
asa na fantatrao fa misy vovon-javatra mamasipasika ireny ka vita avy amin'ny apricot ilay izy vitan'ny St Ives (apricot scrub) no ilazana azy.Fanosotra ny vatna dia miala daholo ny cel maty rehetra na toa tsokoko no azo lazaintsika azy rehefa mandro isika ,na vaton-dalam-by madinika koa aza no nampiasaina azy any dago.
toa izany koa io baking soda io,ilay famotsiana nify,fanadiovana volafotsy,apetraka ao anaty frigo dia tsy mitazona hamaimbona ny sakafo,iny ilay teniniko.
Maka kely atao eo am-povoan'ny tanana hianao dia araraka eo ny shampoo kely na araky ny volana na fohy na lava dia lemana rano ny loha dia manomboka osorana ny laha rehetra indrindra ny hodi-doha dia safosafona (massage eo,mandritra ny fotoana izay itiavanao azy,sady tena ilaina ny fanaovana io massage ny loha io ,ny ahy sitomiko moramora ny voloka ataoko tsikelikely.Ny tsapako rehefa manao an'izay aho dia tsy misy volo firy miongotra rehefa manasa loha .
Izy ilay baking powder ary azo anasana douche na vilany sns ,,,io marina izany.
Tsy hoe akory isaky ny manasa loha ...fa tsy indraindray ary tena hitanao koa ilay loton-doha rehefa manasa loha iny hianao,tsy mampiova ny volo akory io an...
Ilay vinaigre indray....tsy indraindray koa io ary ny ahy tsy miaraka ataoko fa nanao ny baking aho androany dia rehefa any aoriana any indray rehefa manakobana aho dia asiko vinaigre ary isaky ny manasa loha dia atao rano matimaty foana ka faranana ny rano mangatsiaka,toa izany koa rehefa mandro fa na hianao manao an'ilay izy aza dia tena mahatsapa fifaliana ihany koa fa tsy vitan'ny hoe mampikatona ny maso-koditra fotsiny,hita hoe salama ny vatana, sy salama ilay volo...
(l) niryna