Olana teo amin'ny tovana amin'ny hafatra

1. hery ( 14/07/2008 07:53)
Nisy olana kely teo ho eo ny fandefasana tovana amin'ny hafatra ao amin'ny takelaka namana.serasera.org. Tsy mety lasa ny tovana.

Amin'izao fotoana izao dia efa milamina izany.

Miala tsiny be dia be ho an'ireo izay voakasiky ny olana.

Hery
2. ari.malala ( 14/07/2008 08:41)
hery, hitanao izany fa nisy olana! :-P :-D :-D :-D :-D :-D misaotra e! d misaotra iany kou fa nety ilay sarintava :-P
3. mirianah ( 14/07/2008 09:40)
Misaotra betsaka fa d ataoko fa ny Pc ko mintsy no mitapy hatrany hatrany marina an !!!! :-D :-D :-D
4. tess ( 14/07/2008 12:50)
injay ny an'i diamondra, nisy olana izany aky ny tsy nampitafa andry ndray mande ah! :°)
5. ainaheri ( 14/07/2008 18:30)
Ary saika hanokatra dinika momban'io za an,mandefa sary any aman'oul za d tsy mety tonga hono ,otrany we ny tenanay no mandainga hihihihi
6. diamondra27 ( 15/07/2008 06:05)
hery :merci merci e
tess: :-D :-D :-D
ka za anie gaga e , zao tsy tadidy tsony le zavatra tokony alefa hiii


hery:sao dia misy tokony ifandraisany koa we nahoana za no tsy tafiditra mijery ny zavatra rehetra ato anati'ity lien ity nefa tamin'izy nanome io de afaka nijery soa amantsara
http://niainafara.loharano.com/index.php?rub=pages/page&page_id=p4354ee59a5ffa

ari: kay ndry ndray no be tatibolana tany we tsy mande ny tovana an hiii
:-D :-D merci akia a
7. diamondra27 ( 15/07/2008 06:27)
fa milay kosa aloha le blagindry le we sauveteur tao anosy io ry P.... a
8. ari.malala ( 15/07/2008 06:52)
diamondra27, k ts mety tonga mints le zavatra lazaindroky fa halefa hoana ko hihihi
9. diamondra27 ( 15/07/2008 15:30)
ari.malala: adinoy fa efa tsy tadidy tsony we inon le izy
efa mamon'ny champagne tam 14 juillet hohoho

ao akia fa andefasako sary tsara be ndry a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842