Olona mamono tena: Madagasikara sy Singapour

1. LazaDaddy ( 11/07/2008 00:23)
Toy izao hono ny maha samihafa ny olona mitsambikina avy eny am-baravaran-kely any Singapour sy Madagasikara.

Madagasikara: Boom! AaaAaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
Singapour: AaaAaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa Boom!
novalian'i LazaDaddy ny 15/07/2008 03:40
2. tsimati ( 11/07/2008 01:59)
dia ahoana zany ?
ny ray ve mbola mihikika satria avobe ny varavarankely izay vao mipoaka amin'ny tany ary ny iray midona amin'ny tany vao mihikiaka.
iza zany no tsy maty na maty vao mitontona.
Tsy hainay ny dikan'io. :-D :-D :-D
3. LazaDaddy ( 11/07/2008 04:09)
i "tsimati" :)
4. dziana ( 11/07/2008 07:20)
De ny iray ko zany maty vao mitontona ;mo ny iray mitontona vao maty!
SAingy indrisy fa samy maty ihany :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
5. tsanga ( 11/07/2008 12:55)
tsy azoko
6. Rasiligaoma ( 11/07/2008 16:00)
raha any @ lakaly izy no mipetraka dia ahoana?
7. Koditra ( 11/07/2008 16:38)
Mazava be kosa lé izy, somary mieritreritra kely fotsiny dia mahazo tapaka tsinay aveo refa kôpy.

Singapour: AaaAaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa Boom!

Après boom tsy afaka mikika tsony fefa lany teny ampanidinana ny Aaahaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa



Madagasikara: Boom! AaaAaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa


Tsy nanampotoana nanaovana AaaAaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaah satri akaiky loatra, après boom vao nahavita nikika
8. cutie ( 11/07/2008 16:55)
:-D :-D :-D :-D :-D
9. Belami ( 11/07/2008 18:12)
=)) =)) =)) =))
10. LazaDaddy ( 15/07/2008 03:40)
Belami> ilay sarin-tava an'ise koa tena....AaaAaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaah =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1583