MametrA fialAna ry zokibe fa TSY LANY INDRAY M/car
1. kidoropamba
(
06/07/2008 15:52)
Malahelo aho milaza eto fa TSY LANY INDRAY ISIKA MADAGASIKARA hisolo toerana an'i afrika ao amin'ny konseil dE sEkiriotE ao amin'ny firenena mikambana. Ry zareo mainty hoditra ANGOLA indray no atolotry ny fikambanambE afrikAna amin'io toerana io KANEFA isika malagasy dia nametraka kandidatiora.
Miangavy antanadroa aho mba hametran'ity zokibe minisitry ny etrazEra Marisely fialAna ao amin'ny governemAnta fa efa maro loatra ny ERERA nataony izay:
- Navory ny firenena heverina fa namana hamatsy vola ny MAP: NandamOka!
- Nolazaina fa maty ny filoha zambiana: Henatra hoan'i filoha hajaina satria hevitra nandamOka io.
- Nanao sonia ny hanaovana ny "transition" ao zimbabwe i Madagasikara: Te hanao Transition an'i CRN izany ity zokibe Marisely ity. (Tsy mazava izany satria avy ministry zafy ity zokibe ity)
- Tsy noraharahan'ny fikambanambe AfrikAna ny kandidatioran'ny Madagasikara @ fipetrahana ao @ konseilin'ny sekioritE ao @ ONU: NandamOka!
Maro loatra ny ERERA izany ry zokin'ny be ka mba miangavy anao mba hanaja tena fa ny hasin'ny filoha hajaina no miha simba hatrany. Fusible ianao ka ianao no tokony mametraka fialAna hi-saOvEna an'i filoha fa tsy ny filoha hajaina no halAnao baraka tahaka io.
Tafita Isika Malagasy
Gode blesse Ravalomanana ^:^

novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:43
2. nanas
(
07/07/2008 02:34)
kidoropamba:

F'anga tsy Marisely akory no tena akama bonne an nga filoha hajaina-nao ry Kidoro?
3. kidoropamba
(
07/07/2008 08:00)
Fahendrena ny mametra-pialAna raha tsy tanteraka ny tanjona notratrarina. Tsy misy te hanao sahala @ ingahy domeneky eo, ka no sady tsy mahavoa no mbola midongy toerana.
Kanefa na izany aza, dia tsy omeko tsiny ity zokibe marisely ity raha midongy toerana satria mazana dia mazana ny farimpiainana eto madagasikara @ izao. Ka raha mbola misy zavatra arapaka dia aleo mijanona dia mandrapaka izay azo arapaka ao.
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^

5. kidoropamba
(
09/07/2008 12:19)
Raisiko aloha ilay seza e. Izany ange no antony hanohanay an'i filoha hajaina Ravalomanana e.
Ravalomanana hatrany!
ravalomanana Ihany! ^:^
Ravalomanana hatrany!
ravalomanana Ihany! ^:^
6. kanota
(
09/07/2008 12:43)
Fantatro fa sarinadala any Maharo Tsimbazaza io ampiasain'i kidoro io. Hilaza amin'ny havany aho ka ho hitan-drakidoro eo ny vokatr'io fanimbazimbana io