Valin-teny na valin-kafatra (AMPIFITIA)
1. armande
(
02/07/2008 13:08)
Finaritra!
Mafinaritra ahy ny fisian'ity serasara.org ity.
Afaka mba mahazo an'io hira io ve izaho.
Misaotra amin'ny fiaraha-miasa.
Manao veloma amin'ny anaran'ny Tompo.
Mafinaritra ahy ny fisian'ity serasara.org ity.
Afaka mba mahazo an'io hira io ve izaho.
Misaotra amin'ny fiaraha-miasa.
Manao veloma amin'ny anaran'ny Tompo.
novalian'i ainaheri ny 05/07/2008 14:05
3. armande
(
03/07/2008 12:19)
Manao ahoana i Ainahery
Misaotra anao aho fa novalianao ny fangatahana nataoko. Ialako tsiny aminao fa tsy dia nazava loatra ny fangatahana nataoko.
Ny tonon'io hira io no tsy haiko mihitsy ka izay no tiako hangatahana aminao raha mety.
Dia misaotra mialoha ary manantena valiny mahafa-po avy aminao.
Aza adino e!

4. ainaheri
(
05/07/2008 09:00)
Valin-teny
Manoratra ho anao aho
ry ilay olona iny eeeee
fa ny fiainako tontolo ooo
an'i Jesoa daholo ooo
Zay hary rehetra aaa
Azy koa tsisy fetra aaa
ka entiko manompo oo
an'Andriamanitroooo
Ref:
Fa raha mby hoeeee
tia ahy ianao,dia izao;
tsy hiaraka isika aaaa
raha toa aaa;
tsy mbola an'i Jesosy ianao;k'aza fadio
Ny ahy mantsy ii;
fitia varo-maty ho doria
fa tsy sangi²
Ka raha toa aaa
ianao tsy tia sy hanompo Azy;dia mampamangy
Reko isan'andro izao
ireo toky omenaoooo
hoe ianao tia ahyiii
am-po saina fanahyii
Sarottra ny mino
teny mora adinoooo
raha toa ilay fitia
tsy anjakan'i Kristyyyy
Ref................
Eny ekeko aloha aaa
tonga lafatra ianaoooo
ny endrikao soa dia soa aaa
raha reo manan-kataooooo
zava-poana izanyiii
ary ankosotra ihanyiiii
raha ny fiainanao tsy..
trampahin'i Jesosyyyyy
Ref;......................
Nefa raha aaaa
mino an'i Jesosy ianao
ka tia Azyyyy
dia izaoooo;
eo Imasony isika roa
no hifanaikyyyy
AMPIFITIA
Miala tsiny raha misy diso
maztou

5. armande
(
05/07/2008 12:40)
Bonjour ainahery!
Merci beaucoup de votre gentilesse que tu me donnes la parole VALIN-TENY (Ampifitia).
Dieu vous bénisse toujours.
A bientôt.
Merci beaucoup de votre gentilesse que tu me donnes la parole VALIN-TENY (Ampifitia).
Dieu vous bénisse toujours.
A bientôt.
7. ainaheri
(
05/07/2008 14:05)
armande> je t'en prie...d maztou mihaino sy mihira zany e
Diam's>> lol :) lainga² fa tsara le hira ka
Diam's>> lol :) lainga² fa tsara le hira ka