Fety nasionaly

1. kala ( 25/06/2008 05:23)
Miarahaba ny malagasy rehetra sahady amin'izao ankatoky ny fetim-pirenena izao.
Dia manaova fety milay n'aiza n'aiza misy anao...
Gasy ka tsara
Gasy ka manja
Gasy ka milay
Misy olona menatra ny hoe malagasy satria voan'ny S.P.S (Syndrôme des préjugés sociaux) ka manaratsy ny hoe malagasy izany.
Fotoanan'ny fanovana toe-tsaina izao, mbola tsy tara fa ampisehoy ny maha malagasy antsika ê!
Dia aza hadino ny arendrina hoan'ny zazakely dia JB na W hoan'ny lehibe.
Bà mamy daholo indrindra ireo tapaka sy namana tsy mahafoy eto @ serasera.

:-* manokana hoan'i veloo, yonikafopl, mamzelkely, diam, ari, kiady, watafon, dadabe, pissoa, bilakarenjy, de iza koa moa??? :-w :-w nareo retraretra ê!
Amin'ny manaraka mitafa misimisy y mivanitika
novalian'i kala ny 02/07/2008 12:19
2. lazounet ( 25/06/2008 09:11)
kala:

Miarahaba an'i KALA sy ny vahoaka malagasy rehetra tsy voan'ny SPS fa mitazona ny maha-izy azy.
Ary Amafisiko fa
Gasy ka tsara
Gasy ka manja
Gasy ka milay
àry Gasy tsy very.
48 taona izao no nahaleovana tena ka aoka isika hijoro amin'ny maha-malagasy antsika na aiza na aiza.
:°)
3. mangidy ( 25/06/2008 22:00)
Tratran'ny asaramanitra e!
arendrina taratasy o! may may! zay tsy faly..... aminay..... :-D :-D
4. ainaheri ( 26/06/2008 04:01)
D arabaina doli ny malagasy tsy vakivolo fa tratry ny hasaramanitra :-* :-* :-*
5. tess ( 26/06/2008 06:04)
tratrany zany e! tsy any antoerana dia miasa anio zany ko!
mba ny radio no mankalaza azy aty aminay efa notenenina indroa izao io vao maraina io hoe fety nasionaly n'i madagasikara anio :-P
6. kelly13 ( 26/06/2008 08:21)
bonn fety dol zany d ndao hanao soldes ary e, :-D
7. tess ( 26/06/2008 10:17)
ny anay aky nysolde mbola ma debut juillet mitsy ah :?
8. diamondra27 ( 26/06/2008 14:11)
tratrany doly zany e

my anay vazo ihany no ady eo de mba henoy hatram farany aza sao de efa adino

de jery atrika doly zany e :lol:
http://www.dailymotion.com/related/8114785/video/x53iwe_ry-tanindrazanay-malala-ooo_music
Ry Tanindrazanay malala o!
Ry Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa

Fiverenena

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala o!
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay,
'Zay sarobidy sy mendrika tokoa

Fiverenena

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala o!
Irinay mba hitahiana anao,
Ka ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.

Fiverenena

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.

:-* :-* :-* :* :* :*
9. kala ( 27/06/2008 04:48)
[quote=diamondra27]
tratrany doly zany e

my anay vazo ihany no ady eo de mba henoy hatram farany aza sao de efa adino

de jery atrika doly zany e :lol:

slt daholo ê!
Zao vao afaka manoratra fa dé io nanao jery atrika io foana omaly tontolo. :-D :-D :-D :-D :-D
dé oviana ndray tsika manao fety?
veloo > @ 4/07/08
oay! @ 14/07/08 koa zao tena mbola lanonana
:twisted:
10. ari.malala ( 27/06/2008 06:54)
tratrany dool na efa maly aza e! ts nilay le afomanga tam 25 d le maly nefa ts fantatra d nijery tam tele sisa azo natao hahahaha!
11. kala ( 02/07/2008 12:19)
ari > aza kivikivy zany!
aleo fa @ 1 Août manao misimisy any an-tanana
:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.083