Famonjena ahy
1. Lejoba
(
24/06/2008 11:45)
Mpankafy "les Adeline" ny tenako ary mitady izay mety ho hirany ato anaty serasera. Indrindra fa "raisonao" sy "famonjena ahy". Raha mba misy afaka mampiditra dia isaorana indrindra
2. diamondra27
(
24/06/2008 16:53)
jereo sao de misy ato
http://www.dailymotion.com/videos/relevance/search/les%20adeline%20gasy
3. diamondra27
(
24/06/2008 17:01)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/les%2Badeline%2Bgasy/video/x4uddm_lappel-de-jesus_music
eto raha hi kilalaka miaraka am les adelyne toi
4. Lejoba
(
08/07/2008 10:14)
[quote=diamondra27]
Salama Diamondra27. Misaotra t@ rohy fa tsy ao ilay izy. Raha hitanao dia misy playlist les Adeline mihitsy ao anaty dailymotion sinaingy. Angamba mbola tsy misy clip "famonjena ahy" mivoaka
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0477