resaka sentiment

1. yvanot ( 10/06/2008 08:27)
Ny olona hono rehefa maketsy sy makeroa, mampirafy be zany, de tsy mahatsiaro intsony zany atao hoe sentiment. Tsy mahatsiaro na tsy mi se sentir intsony ny atao hoe FITIAVANA. Tsy voa mafy ve izany?
Ahoana ny hevitrao?
Mila fanazavana.
2. nmrkyo ( 10/06/2008 09:45)
Za koa aloha efa niana olona sahala @ io nolazainao io,ary tena marina ,fa ts misy sentimaka ntsony ny maketsy makeroa.satria mihevitra izy fa misy mpitia fona ,nefa ny zavatra miseho matetika de olona made2,tahaka azy fona mo mifanena aminy,de samy variana milalao,fa ts misy,le tena fitiavana
3. RATOVOARY ( 10/06/2008 12:51)
Zah tsy mbola sendra, ary tsy mpaketsy sy mpakeroa ka tsy hitako zay havaly anao
4. ainaheri ( 10/06/2008 13:22)
za ndray mba te handé etsy sy eroa ,...Ny olako.....tsy misy handanana :roll:
5. tess ( 10/06/2008 16:19)
ka manketsy sy mankeroa ve izy tsy efa fitiavana no hiarahana am olona e?
ahoana koa izany miaraka anefa tsy misy santimaka ....?????tsy possible izany.
zà manokana tsy miaraka am oul aho raha tsy misy ny fitiavana 8)
6. Belami ( 10/06/2008 18:01)
misy sentiment foana io na miodina aza ! na dia ilay hoe attiré etsy sy eroa aza dia efa sentiment zay :roll:
7. tess ( 10/06/2008 19:34)
fa ita wa ry belami!
8. Belami ( 10/06/2008 19:43)
tess : ka raha hiaraka tsisy sentimak zany nge gaigy be zany, :-* :-* zay zao de efa izy =)) =)) =))
9. tess ( 10/06/2008 19:56)
belami: ka mahagaga ahy ilay voalazan'ny xxx am lohan'ny dinika kou fa angah izy ity refa hoe andao hiaraka de mande miaraka tsy sazoka fotsiny anefa tsy misy santimaka de in no ampiadina amazany hihihihih ny maso sa ny fo???? :-D
10. Belami ( 10/06/2008 20:00)
tess : na de hoe resapoza fotsiny aza tsy maitsy misy sentim io e =)) =)) =))
11. tess ( 10/06/2008 20:07)
ieuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuu! marina mitsy izany ! ndray eeeeee! raha tsy misy santimaka kosa ts lasa e! :-D
12. sakaizakely ( 10/06/2008 20:08)
ainaheri:
za ndray mba te handé etsy sy eroa ,...Ny olako.....tsy misy handanana


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

tokony anaovana antson'ny fo ity bogosintsika ity ry namana isany fa tsy mendrika mits ho mbola tokantena, kel gâchis, un si beau morceau :-D :-D :-D :-D :-D
13. Belami ( 10/06/2008 20:19)
sakaizakely:

ainaheri:
za ndray mba te handé etsy sy eroa ,...Ny olako.....tsy misy handanana


un si beau morceau :-D :-D :-D :-D :-D



14. Belami ( 10/06/2008 20:19)
sakaizakely : tsara le antso avonao ka
15. ari.malala ( 11/06/2008 07:59)
aiza izany etsy sy eroa izany alou fa tsitanay e:^):^)
16. yvanot ( 11/06/2008 11:04)
Le sentiment resahina eto alou de le mampiavaka antsika sy ny biby e, zany hoe raha mahita an'le olona voalohany enao de tonga de misy hery avy ao anantinao. De izay le fitivana. Samy hafa io @le hoe mahita olona 1 enao de te hanao rapport aminy fotsiny, de mody hiarahanao eny nefa enao tsy de tena manana fitiavana azy loatra. Betsaka ny lhl no voan'io ka tsy mahay manavaka intsony hoe tena amoureux ve izy na tsia.
17. bida ( 11/06/2008 12:05)
yvanot : tsara havahina tsara ny hoe manana sentiment sy ny hoe amoureux, zavatra misy fifandraisany ireo fa tsy mitovy velively :!:
18. melody ( 11/06/2008 13:51)
Belami:

tess : na de hoe resapoza fotsiny aza tsy maitsy misy sentim io e =)) =)) =))

manao ahona izany resapoza izany dia sentimà inona no tokony hatao @ izany ry Belami? :lol:
19. melody ( 11/06/2008 13:57)
bida: mba hazavao we ny fahasamihafan'ireo fa noheveriko fa mitovy , nareo manko efa pro :wink: :-D :-P :°)
20. tess ( 11/06/2008 15:29)
yvanot:

Le sentiment resahina eto alou de le mampiavaka antsika sy ny biby e, zany hoe raha mahita an'le olona voalohany enao de tonga de misy hery avy ao anantinao. De izay le fitivana. Samy hafa io @le hoe mahita olona 1 enao de te hanao rapport aminy fotsiny, de mody hiarahanao eny nefa enao tsy de tena manana fitiavana azy loatra. Betsaka ny lhl no voan'io ka tsy mahay manavaka intsony hoe tena amoureux ve izy na tsia.


ka izay indrindra: raha olona hiarahanao izany tsy mande raha tsy misy ny santimaka, de otranzay ihany tsy mande ny firaisana ara-nofo raha tsy misy ny santimaka


:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0666