resaka sentiment
21. xxx
(
11/06/2008 15:59)
tess:
belami: ka mahagaga ahy ilay voalazan'ny xxx am lohan'ny dinika kou fa angah izy ity refa hoe andao hiaraka de mande miaraka tsy sazoka fotsiny anefa tsy misy santimaka de in no ampiadina amazany hihihihih ny maso sa ny fo???? :-D
iza ilay xxx @ lohan'ny dinika fa toa tsy misy ???
vao izaho no volou eto!
22. xxx
(
11/06/2008 16:40)
melody : za koa varina be hoe inona le resapoza, misy mialopoza angaha ato sa mpivarotra foza sa ahoana ? :-D :-D :-D
23. tess
(
11/06/2008 16:57)
xxx20: hay diso aho fa i yvanot no nampiditra ny dinia dsl!
neveriko fa xxx no nampiditra dinika lol

24. Belami
(
11/06/2008 17:31)
tess:
xxx20: hay diso aho fa i yvanot no nampiditra ny dinia dsl!
neveriko fa xxx no nampiditra dinika lol
tandremo zany mifandiso zany, soa fa tsy kambana izy mitsam =)) =)) =))
25. haritianah
(
19/06/2008 16:30)
Zà indray mieritreritra oé ny sentiment toetra vaojanahary amintsika olombelona mitsy io ka na iza na iza manana an'io daolo.
Na miovaova olona maketsy makeroa zany ny ny olona heveriko fa ny sentiment tokony hisy foana io. Milaza yvanot oé mety ts isy FITIAVANA tson ny miovaova, fitiavana anie samy manana ny andraisany azy é, ny miovaova fieverako azy dia manana FITIAVANA izy fa efa voafaripariny ny azy fa atsy ao tiko ity satria bogosy, atsy indray tiko ity fa be sosy, atsy indray dia tiko ity fa manana toetra tsara, ats indray zao lé sentiment sy fitiavana alou heveriko oé ao fa orientény araka izay ilany.
Lé ts miovaova olona mants orienté @ sentiment 1 ny sainy sy ny Fitiavanay; tiko ity satria tsara toetra de omeko an'ity irery ny fitivako, tiko ity satria mitovy fomba fijery amiko dé azy irery ny fitiavako.
Fitiavana sy sentiment angamba samy misy doly na makatsy makaroa na mijanona tokana ary misy ny tena naturel ao aminao ireo ary misy ny tonga ts nahy ao aminao ts fantatra ary misy aza ny an'ny sasany volena sy ampaniriana dé tena mitovy @ naturel mits ny sasany.