Lolo vokatra
1. yvanot
(
10/06/2008 06:12)
Mino ny fisian'ny lolo vokatra ve ianareo?
Voalaza mantsy fa any atsimo any de misy an'io lolo vokatra io, izany hoe olona efa maty nefa velona indray, ary impito maty vao tena maty.
Ny mahagaga de mbola afaka miteraka rizareo. Ka lolo ve izany sa olombelona ihany?

novalian'i MimiSimply ny 24/06/2008 21:42
3. vale
(
10/06/2008 12:23)
Saika tsy nino ah tam voalohany tsy mbola nahita, fa nahita sady iray tanana taminay mintsy le iray izay, kibobo ny fiantsoan'ny olona an'ireny any am faritr'i Morondava iny!
Anankiroa ny efa hitako, ny iray lhl ny iray vhv! Ny fahafantarako azy aloh ohatry ny ilay oul maty de velona indray ireny, sady toa zay koa moa ny fitantaran'ny oul anazy taminay! izany oe tsy mbola tonga ny androny angamba .

4. ikaretsaka
(
10/06/2008 13:14)
rehefas mbola tsy nahita sy tsy mbola nahalala hoe izy iny na tsy izy iny dia mazava ho azy fa tsy mino..
fa rehefa tratrany dia izay vao hoe tena izy iny le...
za kao efa nahita fa tsy nahalala aho raha tsy efa lasa ilay izy hoe ireny no lolo vokatra aminy!
nefa nentiko tao afaran'ny pick up hatrany atsiumon'i sakaraha ka hatrany ihosy izy ireo..
fa ia ro nahalala

5. fahamarinana
(
10/06/2008 13:29)
:arrow: Ka olombelona toa ny tena ihany zany ilay izy raha ny famakiako ny resaka ataonareo eto fa kosa ny anarany no hafa.Za aloha tsa mbola nahita sady toa :{ :{ be koa ny maheno azy. (l)
6. Koditra
(
10/06/2008 15:12)
Za aloha dia efa ela ihany no nahenoko an'izy io, mitantara ny olona efa nahita, tsy maintsy mino ny tena na tiana na tsy tiana satria zava-misy.
Ny tsia voafaritra tsara fotsiny h@ zao dia ny hoe inona marina izany no tena mampiavaka @tsika tsy lolovokatra, inona no zavatra tsy vita vitany? Tsy haiko hoe tsy maintsy lolovokatra ve vao hahavaly an'ireo fanontaniako ireo sa efa mba nisy olombelona afaka nifampiresaka t@ zareo ireo ihany ka mba afaka mitondra fanazavana eto? Isaorana dieny mialoha.

7. fahamarinana
(
10/06/2008 15:50)
koditra:
Ny tsia voafaritra tsara fotsiny h@ zao dia ny hoe inona marina izany no tena mampiavaka @tsika tsy lolovokatra, inona no zavatra tsy vita vitany?
:arrow: soa fa napetraky koditra ilay fanontaniana tiako napetraka,zany hoe ankoatran'ilay miteraka izany ni tiako ho fantarina... (l)
8. manidina
(
10/06/2008 17:29)
tsy mbola tena maty zany fa nahazo fampitandremana fotsiny ,fa raha faritana hoe tsy maintsy maty impito vao tena maty,mba tapatapaho izy raha hitsangana eo ho velona indray!!
9. ari.malala
(
11/06/2008 09:43)
Tam za classe de 4è no nitantaran'ny mpiara mianatra tamiko ny fandroahana azy ireny, omena voanjo efa mendy hon izy, na le akotry sendra tsy voatsimpona tsara am vary ireny k masaka, d angonina, d rehefa mahazo betsaka d omena azy hoe ndana ity voleo k raha maniry d miverena aty ndray (mazava loatra fa tsy haniry tsony zany voanjo mendy zany na akotry efa nandalo afo zany) d ts tafaverina intsony hono izy! Tsy mbola nahita lolo vokatra ny tenako, ary tsy te hahita iany koa! raha ny filazan'ny olona dia mamono hono izy raha mahalala azy ianao ka manoro ny olona hoe lolo vkatra izy fa toa mamofona faty hono izy ireny. (Tsindriako tsara hoe hono daolo satria tsy nahita aho no tsy mahalala iany koa!)
10. deric
(
11/06/2008 12:57)
ari.malala:

Isika samy tsy mahafantatra ny tena marina moa ity mifandahatra eto ity fa enga anie ka hisy ilay tena lolovokatra mba hiserana eto. Na izany aza dia aza afangaro amin'ny fomba atao amin'ny "kinoly", ny fomba atao amin'ny lolovokatra ry ari-malala, fa ilay nambara anao dia fanao amin'ny kinoly fa tsy main'ny lolovokatra; samy hafa ireo.
Ny lolo vokatra dia araka iry voalazan'ny namana ery ambony hoe tahaka ny olona nitsangana tamin'ny maty ihany, fa ny kinoly dia miriaria eny foana mandra-paha lo azy.
efa nipetraka tany amin'ny toerana misy lolovokatra aho ary efa nipetraka koa tamin'ny toerana misy kinoly, na dia ty mboba nahita kinoly aza.
rehefa mba dinihiko toa misy hery miafina ny lolovokatra, satria na dia efa alevina amin'ny fasana vita dalage aza izy dia mipongatra tao ihany; amin'ny handroandevenana azy hono dia misy tadio be ka izany dia efa marika hamantarana azy fa lolovokatra ity vatana mangatsiaka ity. tsy misy miseho ho naz hilaza tena ho lolovokatra izany anefa ry zareo; nefa misy fomba azo atao hamantarana azy amin'ny fahavelomany raha misy manana fahasahiana.
ampy izay fa sao dia samboriny eo aho raha milaza zavatra betsaka, sao misy ho lolovokatra ny eto akaikiko.
11. niryna
(
11/06/2008 15:17)
deric:samboriny eo tokoa deric fa ataovy eo.

Ilay izy dia mitsingevana ary tsy hita raha manakaiky hoy ny zokiko izay fa efa nipetraka tany amin'ny misy ireny lolo vokatra ireny izy,ary dia misomebiseby eny an-tsena hono izy,fa rehefa tazamina lavitra dia mitsingevana ny fandehany fa tsy mandeha amin'ny tany.
Ny fanafodiny hono raha tsy tiana hiverina intsony izy ireny dia torahana vovo-tany .oops ,samborina eto koa aho ry deric
:D
12. ikaretsaka
(
11/06/2008 23:20)
io amiko tsy misy ahafahana mamaritra azy afa tsy ny efa nifanena taminy ihany...
fa ny mahagaga @ cas ohatran'itony dia ny olona ifanenany sy mahita azy matetika dia na ireo olona tsy mahalala ny atao heo inona ilay izy, na ireo olona efa zatra mahita..
fa ny olona tratran'ny "hono" tsy mba tratra.... nefa efa matahotra ambony ihany :-D :-D

13. fijo
(
12/06/2008 21:00)
za aloha dia tsy mino ary tsy hino izany mihintsy.amiko ny atao hoe maty dia olona efa tsy mitempo ny fony ary tsy miasa intsony ny sela ao aminy.fa matoa izy mbola mitsangana dia mbola olona izy,fa mety torana,na nihena ny fitempon'ny fony,zavatra misy ary efa hain'ny siansa izany.
mba alefaso kely fostiny ny saina,raha tena misy izany ,dia tsy hiazakazaka any ve ny TV sy ny siantifika eran tany handinika izany???????

15. ari.malala
(
13/06/2008 07:32)
misy ny zavatra tsy afaka azavaina sianfitikman ry fijo a! :-P ts siantifika fooooona akory ny fiainana!
16. ikaretsaka
(
13/06/2008 21:27)
ari.malala:
misy ny zavatra tsy afaka azavaina sianfitikman ry fijo a! :-P ts siantifika fooooona akory ny fiainana!
marina io
17. fijo
(
15/06/2008 19:53)
eny e,fa raha tena misy izany,mahalian aio,k atokony efa nirihotra nankany ny mpandinika handinika izay zavatra misy any.gidro karazany vaovao aza mahasarika andry mpandinika,maika fa maty mitsangana??????
tsimaints yefa niahazakazaka tany ireo nandinika hoe misy inona ao amin'ilay olona no ahafahany miverina velona?nahoan ano tsy simba ny atidohany,nefa efa tsy nisy ra namatsy O2 azymandritry ny firy minitra na adiny firy???
rah aireo fotsiny no jerena dia efa tsy mampino ahy ny fisian'ilay resaka.

18. rakapy
(
15/06/2008 20:39)
Ka raha izany ary maninona ny lolo vokatra no tsy malaza toa an'i Rajasosy nefa samy nitsangana tamin'ny maty ihany??? :-D :-D :-D
19. ikaretsaka
(
15/06/2008 20:52)
fijo:
eny e,fa raha tena misy izany,mahalian aio,k atokony efa nirihotra nankany ny mpandinika handinika izay zavatra misy any.gidro karazany vaovao aza mahasarika andry mpandinika,maika fa maty mitsangana??????
tsimaints yefa niahazakazaka tany ireo nandinika hoe misy inona ao amin'ilay olona no ahafahany miverina velona?nahoan ano tsy simba ny atidohany,nefa efa tsy nisy ra namatsy O2 azymandritry ny firy minitra na adiny firy???
rah aireo fotsiny no jerena dia efa tsy mampino ahy ny fisian'ilay resaka.
ka
1) tsy fantany
2) tsy hahazoany saosy
3)rehefa tonga any izy handini9ka de mety tsy hifanena aminy mihitsy
20. ari.malala
(
16/06/2008 08:11)
Raha ny filazan'ireo efa nahita alou d toa hoe misafidy olona hisehoana hono izy! (tsindriako tsara hoa hoe hono fa za ts mahalala an) ary izay no antony tsy ahafahan'ny mpanao gazety manadiady ny momba azy ireny!